Lalana vaovaon'ny fifamoivoizana, après anti-pellicule

1. DotMG ( 26/04/2007 05:55)
Taorian'ny fahombiazana azon'ny fitondram-panjakana tamin'ilay fandraràna ny fitaratra matroka, dia niampy roa indray ny lalàna nolaniana handaminana ny fifamoivoizana eto Madagasikara. (Fahombiazana satria nampiseho ny fahendrena ny Malagasy ka na nisy vitsy an'isa nimenomenona aza dia samy nanaraka fitsipika avokoa).

Ny voalohany dia momba ny esapimà maneno mafy be ireny, hanomboka ho voarara ihany koa izy ireny, serieux io an! Miomàna ianareo manana fiara mibetrobetroka rehetra. Ny antony dia noho ny pollution sonore.

Ny faharoa dia tsy maintsy miloko fotsy avokoa ny slip anaovan'ny mpamily rehetra any anaty patalohany any ary misy fisavàna tampoka hataon'ny zandary. Izay tratra manao slip hafa loko dia miditra censored by serasera-era ny fiara ary ny mpamily miditra violon. Miroso amin'ny mangarahara isika e!

répondu par Papoose le 28/04/2007 04:55
2. kelly13 ( 26/04/2007 09:03)
:-D:-D:-D ary ra boxer fotsy na calecon fotsy zany d tafiditra violon ny sôfera lahy, d ra string fotsy na tanga fotsy na boxer fotsy kou d tafiditra violoncelle ny sôfera vavy? ary ahona ny mille bandy? tonga d tafiditra mpitsoka mozikan'ny gouvernemanta?
répondu par DotMG le 26/04/2007 12:28
3. malalatinasoa ( 26/04/2007 09:27)
:-D:-D:-D
4. booboo ( 26/04/2007 11:07)
:-D:-D
5. ikaretsaka ( 28/04/2007 01:05)
raha tena misy izay tena mampi te hanao polisy kle....:wink:... mba misavasava ao ko
i booboo io mihitsy no tiako ho tratrako raha misy izany..dia manomana fotsifotsy betsaka za dia asaiko misolo haingana dia tsy ampidiriko violon =))
6. Papoose ( 28/04/2007 04:55)
fa maninona raha atao slipo soga ee!:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0744