maha tia tanidrazana anao ve ny

1. bazylou ( 26/04/2007 00:47)
kibo noana sy ny tsy fananana ???
répondu par Jeankely le 30/04/2007 08:56
2. landrie ( 26/04/2007 02:43)
faly miarahaba.
zaho alo tsy any an-tanindrzana @zao saingy raha ny itako dia mijaly tsika,ary tena mijaly.
fa kosa ny fahaizako an\'zany tsy ahatonga ahy ieritreritra hoe za tsy hiverina any,fa kosa vao maika manome hevitra ahy mba hiezaka anao zay zavatra ataoko aty ka refa vita io dia mody avy atrany..satry ny fisiako sy ny fisianao koa dia ilaina mba tsy ampijaly ny sasany...
fa nen\'gasy sasany ndray moa dia zarany aza ny namany mijaly ao,..misy n sasan maniry te ho faty any an-tanin\'olona....tena marina ..modia zay mba afaka mody satry ny fisianareo any no ilaina..
3. landrie ( 26/04/2007 02:43)
faly miarahaba.
zaho alo tsy any an-tanindrzana @zao saingy raha ny itako dia mijaly tsika,ary tena mijaly.
fa kosa ny fahaizako an\'zany tsy ahatonga ahy ieritreritra hoe za tsy hiverina any,fa kosa vao maika manome hevitra ahy mba hiezaka anao zay zavatra ataoko aty ka refa vita io dia mody avy atrany..satry ny fisiako sy ny fisianao koa dia ilaina mba tsy ampijaly ny sasany...
fa nen\'gasy sasany ndray moa dia zarany aza ny namany mijaly ao,..misy n sasan maniry te ho faty any an-tanin\'olona....tena marina ..modia zay mba afaka mody satry ny fisianareo any no ilaina..
4. Fiffi ( 26/04/2007 06:51)
"bazylou":
maha tia tanidrazana anao ve ny
kibo noana sy ny tsy fananana ???
jamais vu une question aussi bête.........na inona hidona na inona hitranga tanindrazanao io !
5. salmo1 ( 26/04/2007 06:54)
Madagascar = Non

Malgache = Oui
6. salmo1 ( 26/04/2007 07:40)
Fiffi:
jamais vu une question aussi bête.........na inona hidona na inona hitranga tanindrazanao io !

=))=))=))
Fiffi, any Mscar anie tsy misy taniko na tranoko, na fianakaviako e. Afa tsy ny namako ihany angamba. Aty Espane knefa misy taniko sady misy tranoko no misy fianakaviako :-D

Manana tany homena ho ahy anga i Fiffi any Mscar:?:;-)

7. toovs ( 26/04/2007 16:23)
zah aloha ry zareo de miteny hoe fanontaniana faran'izay tsra mipetraka io nataon'i bazylou io e. I Fiffi angamba efa tsy mandefa saina lavitra.

zah aloha raha tsy ny fanjakana na iza na iza tonga eo de tsy te hiverina any dago ah satria zah ve hiafy am karama kely mba hampandrosoana firenena nefa ny mpitondra hitsetsitra sy tsy hanampy am fanatsarana fiainambahoaka akory; ny mpitondra indray no matavy am fanodinana vola rehetra, avy eo ny taranany afaka mividy izay tiany hovidiana , afaka mibôsy am zay toerana sy sekoly ary oniversité hitany fa mahamety sy tsara ho azy.

aleo mikandra any andafy de refa mahangombola be farafaharatsiny vao mody any dago. ohatra hoe manana fond hampiasana.
fa rah am zao fotoana izao aloha de aleo mandefa vola ho an'ny fianakaviana any dago e. am zay enao tsy mijaly, ny fianakaviana tsy mijaly

sa ahoana hoy ianareo
8. pissoa ( 26/04/2007 16:28)
Fiffi : tanindrazana foana marina ! Fa tsy voatery ho tiana na tanindrazana aza ! Dia izay no mahatonga ny fanontaniana. Sao ny fazahoanao azy no bete fa tsy le fantaniana :oops:

Bazylou : ny fahitako azy manokana dia ny kibo "voky" no fototry ny tsy fitiavan-tanindrazana fa tsy dia ny kibo noana loatra. Ny olona noana anie, tsy hoe tsy manona 1miliara de $ izy akory dia tsy tia tanindrazana e, fa ny ezaka ataony isan'andro no hisehoan'izany.

Fa jereo ireo kibo voky be dia be ao Madagasikara ireo ... ny tsy ao tsy tononina ! Dia anjarantsika ny mierireritra. :-D:-D:-D
9. mim ( 26/04/2007 16:32)
zany ve no mba fitiavanareo tanindrazana hoe tsy hiverina any dago ratoovs?ary ny famalian'i rapissoa no hitako fa tena bête ko lé!
10. salmo1 ( 26/04/2007 16:36)
Ry tsy Tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara tsy soa
Ny tsy fitiavanay miala ô...
11. mim ( 26/04/2007 16:45)
d mitohy hatrany ny fitapian'ny lohan'ialahy rasalmo a!tsy alao @ zay v leitsy miditra eny @ 18 lé!
12. pissoa ( 26/04/2007 17:02)
mim :-D:-D:-D
13. Fiffi ( 26/04/2007 20:47)
mim:
d mitohy hatrany ny fitapian'ny lohan'ialahy rasalmo a!tsy alao @ zay v leitsy miditra eny @ 18 lé!
:-D:-D:-D:-D


14. salmo1 ( 26/04/2007 21:24)
Ny toe-tsaina no mila hovaina rehefa mipetraka aty ivelany, mino aho fa izao zavatra mitranga rehetra izao de tsy vitanareo ny manaraka ny fombany fiainany olona ety ivelany.

Maninn ary raha miverina any @ Tanindrazanareo marina fa tsy mitoetra aty @ tanin'olona aty knefa malahelo ihany avy eo. Vola sy toekarena no tena hanaovan'olona emigrante aty ivelany, izay no marina.

ôtrany tsy fidiny no nakanesanareo aty, maninn raha miverina any @ tanindrazana na miaina tsara aty ihany de tsy manao izao toetra izao. Mino aho fa ny vazaha tsy mba manao izao toetra izao, indrindra moa fa ianareo olon-dehibe malagasy no ôtrany oe: zazakely mila hanarina izany indraindray.

Raha adala aho, fa nahoana ianao no kizitina @ adala:?: manenjika ny adala:?: sa adala ianao:?::D;-)
Misy zavatra tsy azoko @ malagasy aty ivelany^:^

Ny sasany zany moa ny malagasy any toerana no homeny tsiny, mahagaga ianareo raha olona.

Samy olom-belona izao avy de hifanome tsiny.

Na gasy no resahako na vaza, samy olona iany ireo. Fa samy hafa loko, misy gasy fotsy varamena koa aza ndraindray hitako tany Mscar. Ianareo vao miteny kely mainty de :evil: vao miteny kely fotsy de:evil:

Mifalia daholo rangah fa inn ary ity:lol::?:
15. mim ( 26/04/2007 21:42)
izay mahatsara ny fiainan'ialahy letsy atao rasalmo a!tsy misy hidiran'ialahy @ nahatonga ny olona hipetraka aty na fidiny na tsy fidiny leity a!ialay boaikely io ve leitsy no nde hanomé lesona ny olona?
16. xxx ( 26/04/2007 22:02)
tsisy point tsisy virgila :-D
17. salmo1 ( 26/04/2007 22:12)
xxx:
tsisy point tsisy virgila :-D


Diso be zany fanoratanareo azy izany.

Tsy misy teboka tsy misy faingo

:-D:-D
18. toovs ( 26/04/2007 22:47)
mim:

zany ve no mba fitiavanareo tanindrazana hoe tsy hiverina any dago ratoovs?ary ny famalian'i rapissoa no hitako fa tena bête ko lé!


fa ny an'i mim inona no fitiavana tanindrazana. mamoky mpitondra ve? de ataovy fa na ny taranakao ary mety tsy hanambola hianarana intsony refa kelikely. Sa kosa enao le taranak'olona mahazo tombotsoa be ao Dago ka zaranao aza ny olona hijanona ao mba hampitombo ny isan'ny olona tsetsefinao.
Ny ahy ramim fitiavana tanindrazana ny mampitombo ny vola raisin'ny malagasy manerantany ah. de mampitombo ny vola raisin'ny fianakam's ko amin'ny fomba tsy maizina ah. raha manambola ah de mandefa vola any Dago de am zay au moins mba mitombo ny devise mihodina any Dago an.
Averiko ihany fa tsy ny fanaovana sorona ny fiainana no mahatia tanindrazana anao. raha samy manao sorona ny rehetra de tsisy olana fa nahoana no izaho sy ny olona vitsvits no hamono tena hikarama 100 euros nefa ny mpanao bizina maizina, toy ny tompona réseau dahalo ohatra fotsiny io, tsy enjehin'ny fanjakana akory satria ao raha?

Aiza re ramim zany e?

sady izao koa ramim ah, mamakia tsara fa hoy ah hoe manangombola aty andafy de avy eo mitondra fond any Dago. tsy mazava aminao ve fa olona te hanao zavatra any Dago ny dikanizany fa mitady fond fotsiny aloha e.

Ny ntaolo gasy ramim defa nahalala ny atao hoe mila ravinahira ah! izany hoe tsy voatery hijanona ao am toerana nitaizan'ny ray amandreninao enao refa hitady vola fa mandeha antany lavitra. Sa heverinao fa tsy tia ny anarandrainy izany ireo mpila ravinahitra any anindrantany na any ampovoantany ireny? sa ny anao refa aty andafy de tsy mila ravinahitra fa tsy tia tanindrazana?



19. toovs ( 26/04/2007 22:52)
mim:

izay mahatsara ny fiainan'ialahy letsy atao rasalmo a!tsy misy hidiran'ialahy @ nahatonga ny olona hipetraka aty na fidiny na tsy fidiny leity a!ialay boaikely io ve leitsy no nde hanomé lesona ny olona?


tery saina be kay ity mim ity. zao ve no mba valiteny? mahamenatra.
fantaro ry mim fa ny hevitra vaovao de matetika avy am tanora ah?
raha hainao fa tsy manankevitra ny tanora , koa manin rah toroinao sy ampianarinao fa tsy pepoina hoe "izay ialahy boaikely io ve".

you can't blame the youth of today, you can't youth the youth. ho avin'ny firenena r'ise ny tanora sy ny madinika ah. tsy hoe nahazo taona rangah de ho marina foana ny tenindrangah, ataovy ny ady hevitra de misokafa amin'ny tanora
20. salmo1 ( 26/04/2007 22:58)
mim:
izay mahatsara ny fiainan'ialahy letsy atao rasalmo a!tsy misy hidiran'ialahy @ nahatonga ny olona hipetraka aty na fidiny na tsy fidiny leity a!ialay boaikely io ve leitsy no nde hanomé lesona ny olona?
zah kourazy fôna kah, tsy hitako zay bleme @ namana, na gasy na vazaha.

Ny sasany ato angamba tonga aty andafy hilavaniny ve sa hipetraka soa amatsara:?: Tsy afenina fa @ indrikiny sasantsasany ato angamba misy itsoahany vazaha, na gasy ôtranazy koa angamba mitsôtsôka azy:-D:-D tahakan'ireo avaratra eto Espane fa mody miatsaravelatsihy eto @ masoko eto fotsiny. De ato no ataony hanalany ny fahoriany sy ny mahaory azy rehetra.

Mapme mihintsy ity fiainana ity indraindray;-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.067