vopirafy ndray é!

1. ninifar ( 24/04/2007 09:09)
Manaona daolo!za ve no tokony anontany tena oe inona ny tena tsy mety amiko sa kosa efa fomban'ny lehilahy ny mampirafy ka tsy tokony ho taitra amin'izany intsony. Aiza v d isaky ny tia lehilahy aho d toa mampirafy foana ry zareo ary d marary foana lay fo keliko!za nefa efa mba miezaka (ary tena miezaka tokoa),ny mba mikarakara feno an'zay olona miaraka amiko fa to tsy ampy mihitsy zay reetra ataoko!mba ampio za ry ireto a,marina é!
répondu par soanja le 03/05/2007 00:58
2. nathie86 ( 24/04/2007 09:23)
tsy ny lhl reetra no mampirafy kosa aloha eh. Sendra ny lhl tsy de tsara fitondra-tena ngamba ndry.
Ny tokony atao ve aza omena olona ny (l) @zay tsy marary intsony.
3. lancia ( 24/04/2007 09:28)
Jereo fa sao lay ezaka ataonao no tsy mety. Sao de diso mikarakara loatra ndray ianao na diso tsotra loatra, fa miezaha mandanjalanja.
Aza mampiseho faiblesse loatra
4. meva2 ( 24/04/2007 09:36)
bjr ninifar,
Tsy ny lehilahy rehetra akory no mampirafy,ny anjaranao dia mbola ho avy fa mahareta.
Ny zavatra iray tsapako @ fitiavan'olon-droa dia rehefa mahatsiaro ny iray fa "acquis" ilay fitiavana,na koa hoe mampiseho be loatra ny fitiavanao azy ianao, dia na izy mihevitra fa n'inoninona ataony dia iaretanao, na izy lasa matahotra dia manaonao foana.
Raha mikarakara azy ianao dia tokony ho toy izany koa izy aminao, tsy hoe akory manome miandry valiny fa tokony réciproque ilay fihetsiky ny tsirairay.
Alohan'ny hikarakarana azy, ataovy aloha izay hikarakarana ny tenanao,tsy ny mahasambatra azy foana no tadiavina.ho hitanao fa hiezaka koa izy hankato sy hanaja anao.
5. pimaso ( 24/04/2007 11:37)
ninifar > Arakarak'ilay type ihany io :
- raha boys band izao no tianao dia, mirarak'ompana ny sipa ao aoriana ao;
- raha rock star koa dia toy izay ihany;
- raha manequin : aoka fotsiny;
- raha multimillionnaire : be mpitady;

@ ireto liste ireto indray hoe manandrana :
- raha mpiofana pasitera : dia sûr aho fa ho hendry
- na le bandy bossiste sady manao solomaso loupe be ireny,
- na le bandy flegma , somary faible ireny

Anao ny safidy, vitao ny adidy
;-)
6. kelly13 ( 24/04/2007 13:03)
misy bandy bossiste miofana ho pasitera sady flegma nefa d multimillionaire! d ahona no atao ry pimaso?
7. majakely ( 24/04/2007 13:10)
misy kosa sady tsara no ts yammpirafy zany ee,,nareo kooo ,,,laingany zareoa ki zany aa,,,misy tena hendry ihany fa zao fotsiny ,,aza manome fo be zany loatra tsony akia,,za koa mantsy hoatranjiko mora manome fo loatra avieo mijaly be ...:x
8. xxx ( 24/04/2007 13:18)
Dia ahoana koa izany hoe miaraka @ olona nefa ny fo tsy omena ? Dia inona fotsiny izany ?
9. lancia ( 24/04/2007 13:21)
kelly13:

misy bandy bossiste miofana ho pasitera sady flegma nefa d multimillionaire! d ahona no atao ry pimaso?



Aiza io?
10. pimaso ( 24/04/2007 14:03)

kelly >flegma izany anie bandy faible e! ka na milliardaire aza izy, hita @ capacité physiqueny eny ihany hoe tsy maharaka ny namany;
tsy manana force physique hiodinana aza e!
xxx >ary ny ry ve omena?
;-)
11. kelly13 ( 24/04/2007 14:23)
lancia>interessée nga njy? :°)

pimaso>inn hozy enao no mety tsy aharahany ny namany? mihazakazaka v? mande ferrari lery d basta, mdrrrr
12. Fiffi ( 24/04/2007 14:35)
ninifar: heu....tsy ny lhl rehetra no manao an'zany fa indrisy tena bdb kosa no manao an'zany ! ratsy vintana enao angamba ! tsy matotra le lhl niaraka tam-nao ! mampalahelo ny zavatra manjoa anao fa aza kivy fa hisy valiny avokoa ny zavatra hatao rehetra...
13. lancia ( 24/04/2007 14:54)
mety hahazo toriteny isan'andro ve lony?hihihi
14. pimaso ( 24/04/2007 14:58)
tsy hoe ratsy vintana izy fiffi fa >
ny vhv koa anie tia olona manana ny maha izy azy be loatra matetika e!
manampahaizana, manana position sociale, race arienne,
tsy aleo ve mba manaiky mpamboly indray na tantsaha e!
tena sûr fa tsy hivadika,
mahay mamboly sy miompy, tsy tia rendrarendra, miasa dia mitia dia matory ;
vazivaziko izany ninifar,
fa tena balancero @ zay, ataovy ny analyse, bilan ; compte de résultat
fa ho hitanao @ zay io a!
bon courage !
à +
;-)
15. Fiffi ( 24/04/2007 14:58)
:roll:
16. imendrikaja ( 24/04/2007 15:01)
courage
17. kelly13 ( 24/04/2007 15:18)
tsy ferana ny toriteny isan'andro klou e, mdrrr
18. vale ( 24/04/2007 15:21)
ninifar:

Manaona daolo!za ve no tokony anontany tena oe inona ny tena tsy mety amiko sa kosa efa fomban'ny lehilahy ny mampirafy ka tsy tokony ho taitra amin'izany intsony. Aiza v d isaky ny tia lehilahy aho d toa mampirafy foana ry zareo ary d marary foana lay fo keliko!za nefa efa mba miezaka (ary tena miezaka tokoa),ny mba mikarakara feno an'zay olona miaraka amiko fa to tsy ampy mihitsy zay reetra ataoko!mba ampio za ry ireto a,marina é!
tsytena tia anao izy izany, anefa rah tsy mahafohy anazy ve enao? raha tsisy zvt be manakana de ovay izy:lol:...:P misy ny fidèl, misy tena misy, fa mety tsy laytena tiany ianao ngamba?:oops:


19. vale ( 24/04/2007 15:26)
ee, pimaso :lol:na type in na in, ka rehefa tiany lay vhv hajainy tanteraka, na be ny mihodidina!.. tsy voatery, ...mila tsy saro-piaro ndray rhf miaraka am ol hoatr'reny:^)
misy lhl be solomaso zany sy bossiste be, marina fa tsy be pihodikodina:lol::oops: fa anefa paprafy, reny aza misy joko tsirika kou!:°)hihihi!:wink:
20. ikaretsaka ( 24/04/2007 16:41)
fa bedebe kao ilay vehivavy mitaty tombony de natombony an.. io le hoe teo anilanao aho no natositosikao dia matetika ireny ilay tratran'izao hono
le saika hampirafy no vopirafy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0558