vopirafy ndray é!
22. xxx
(
24/04/2007 17:52)
gidraka aloha ny bleme nenifar ty e! nefa za mitady vhv tsy mampirafy fa mampirafy daoly ny vehivavy ankehitrio
23. diamondra27
(
24/04/2007 18:03)
courage akia ninifar a!
manaova repos kely, aza miaraka @ lhl ato ho ato.
dIa zao tadidio : le lhl tena mahay manjono, fantany ny faiblesse-nao, aza be tantara tsony @ ze olona manaraka eo fa ny zistoire-ny ataovy ze amantaranao azy alohan'ny hirosoana lalindalina fa misy de mahay miresaka mihintsy.
Aleo izy no potika aminao toa izay ianao potika aminy fa tena =((=(( foana ny hiafarany.De @zay mba ianao no mi-gérer azy.
Misy hifandraisany ny histoiren'ireo olona ireo fa tadiavo, diniho , dia @ manaraka aza miaraka @olona tahakan'izao intsony.
Le fiainana koa moa tsy hita be ihany, ny lhl ratsy fanahy matetika mahazo le vhv mandefitra sy bonne reny foana nefa ny vhv ratsy toetra mahazo le lhl hendry.
C'esr=t rare le we nahazo ny anjara de samy sambatra izy 2
Bonne chance e!
Atolory ho an'i Jesosy ny fonao fa Izy FIDELE hatr@ fahafatesana noho ianao.
:-*:-*

25. diamondra27
(
24/04/2007 18:10)
xxx:naninona re enao niafina e!:?:
zao @zay zany nareo 2 tafaraka koa inona indray no andrasana
zao @zay zany nareo 2 tafaraka koa inona indray no andrasana
27. xxx
(
24/04/2007 21:47)
ninifar:
Manaona daolo!za ve no tokony anontany tena oe inona ny tena tsy mety amiko sa kosa efa fomban'ny lehilahy ny mampirafy ka tsy tokony ho taitra amin'izany intsony. Aiza v d isaky ny tia lehilahy aho d toa mampirafy foana ry zareo ary d marary foana lay fo keliko!za nefa efa mba miezaka (ary tena miezaka tokoa),ny mba mikarakara feno an'zay olona miaraka amiko fa to tsy ampy mihitsy zay reetra ataoko!mba ampio za ry ireto a,marina é!
Tsss! de aza karakaraina intsony izy amin'ny manaraka. Sa hoe vehivavy indray no andramo, hihi hi
28. majakely
(
25/04/2007 07:04)
le vopirafy tamin'ny voalohany nataoko hoe :voanjavatra zava-maniry,otran hoe vomadilo ,vondelaka votab,,, hihihihiih:^):-D
29. ninifar
(
25/04/2007 07:19)
Manao aona ndray!!!misaotra betsaka anareo reetra tamlé valiny bdb sady mafinaritra!ny maka "recul" kely marina ngamba ny mety amiko alo amin'zao fa tena somary leo miaraka am'olona!!d voaray tsara daolo ny toro-hevitrareo fa misotra é!
30. Fiffi
(
25/04/2007 07:32)
maka recul kely marina no tena mety ! manao le point ndry de ho hitandry miadana eo hiany ny fandehany...de mazotoa hatrany !:)
31. diamondra27
(
25/04/2007 07:55)
ozy le olona 'zay: kes ke tu fé?
de ny valiny we: je travaille.
-ké fé tu kom travail
-je réflechis....
ninifar: efa asa be io refa mandinitena sy manao repos e! de aza kivy fa :-w:-w:-w tsara
de va t'OQP des gens ki t'aiment
laisse tomber refa tsy mahalala ny fitiavana omena zy le olona.
Tu ne mérites pas d'être malheureuse toute ta vie koike si c toi qui le veux.
Alors sois patiente! bye de bizz :-*:-*
vita eto ny ahy ny resako.

35. Vahinala
(
25/04/2007 17:55)
Aza adino ko ilay teny manao hoe "aimes celui qui t'aime mais pas celui que tu aimes" tena marina io, aza kivy fa mety betsaka ny tena tia anao sy afaka ny hanaja anao tanteraka fa mbola hoavy izy, tsy tadiavina io fa tonga hoazy, courage fotsiny fa anatra entina hanamboarana ny hoavy daoly ko zany !:wink:
36. karinah
(
26/04/2007 08:03)
ye, marina mintsy izany tenin'i Vahinala zany, rhf anjara mifanaraka fona, matoa mbola misy tsy milamina de tsy anjaranao izay ilay olona io, ka aza mivaky loha be @ zany aki aaa:wink::-*
37. Rasiligaoma
(
26/04/2007 19:35)
Vahinala:
Aza adino ko ilay teny manao hoe "aimes celui qui t'aime mais pas celui que tu aimes" tena marina io, aza kivy fa mety betsaka ny tena tia anao sy afaka ny hanaja anao tanteraka fa mbola hoavy izy, tsy tadiavina io fa tonga hoazy, courage fotsiny fa anatra entina hanamboarana ny hoavy daoly ko zany !:wink:
ekena tanteraka
38. tynah
(
26/04/2007 19:48)
Aza kivy akia fa vodin-tsobika aza manan-tandrify ah!ny anjaran-dry mbola any izy any eh!!! ary sur zah fa ol tena tia sy hanaja an-dry izy satria ny soa sy ny tsara hataondry no hivaly amin-dry:-*
Ary toa tsy misy lehilahy mamaly mintsy ary fa manin eh!!!8O
Ary toa tsy misy lehilahy mamaly mintsy ary fa manin eh!!!8O
39. dongadonga
(
29/04/2007 12:30)
ka le mampirafy angeh ry reto de izao ,mba mihovaova vilia ,ary rehefa avy nihodina tany le bandy de lasa vaovao be indray ny ao antrano ,hiiiiiii hiiii:lol:
40. soanja
(
03/05/2007 00:58)
ninifar:
Manaona daolo!za ve no tokony anontany tena oe inona ny tena tsy mety amiko sa kosa efa fomban'ny lehilahy ny mampirafy ka tsy tokony ho taitra amin'izany intsony. Aiza v d isaky ny tia lehilahy aho d toa mampirafy foana ry zareo ary d marary foana lay fo keliko!za nefa efa mba miezaka (ary tena miezaka tokoa),ny mba mikarakara feno an'zay olona miaraka amiko fa to tsy ampy mihitsy zay reetra ataoko!mba ampio za ry ireto a,marina é!
Misy karazany ny fomba fianarana ny ataoa hoe Fiarahana.
Amiko ny traikefa rehetra dia misy lesona avokoa azo tsoahina. Raiso amin'ny lafiny positive le izy hoe raha hitanao nampirafy izy dia soa fa hitanao mialoha izany fa raha izany tao anaty fanambadiana no efa miteraka be de be iny no tratran'izany dia asa fotsiny.
Isaky ny lehilahy dia misy toatra vaovao sy zavabaovao ianarana avy any aminy. Satria tsy mitovy ny DNA n-tsika de tsy mitovy ny fomba fisainana. Mety mitovitovy anefa ny seho aty ivelany toy ilay hoe nampirafy indray ilay lehilahy vaovao.
Raha tena vonona ny hiatrika ny zavamisy isika dia mila mijery ny realite tsy misy mitanila na amin'ny maso tsy miangatra.
Inona ny matetika fiarahamonina ao Tana ao ohatra? Adala na inona ny sipa ao Tana ary inona no mahaadala ny lehilahy?
Ahoana ny fomba nikotin'ilay lehilahy anao? zany hoe inona ny antony nitiavana na niarahanareo? raha tamin'ny alalan'ny sioka ny nifankahitanareo dia mety possible ho toy izay koa ny ataony amin'ilay manaraka sy rehefa tsy mifankahita ianareo.
Jerena sy adihadina ny olona iarahana vao miaraka. Ary tsy maka conclusion hoe ny lehilahy rehetra dia mampirafy daholo na ny vehivavy rehetra dia tsy virjiny daholo intsony. Raha izay mantsy dia matroka no hijerevanao ny fiainana ary mampalahelo izany fa mamiratra be ity fiainana ity.
Aza mihafahafa mikaroka fomba hafa hifanojoana amin'ny lehilahy mety hifanaraka aminao sy tsy hampirafy. Ohatra ny lehilahy izay mivavaka any amin'ireny fiangonana masiaka be ireny mety tsy hanao izany mihitsy saingy mety any amin'ny resaka hafa no tsy ho afapo ianao. Fikarohana ny fiainana ary tsy raisina hoe ratsy vintana aho fa hoe hay zay ny amin'iny? Aleo ny manaraka ataoko tsaratsara kokoa ary tsy tratran'izany intsony aho.
Mila manana self esteem amin'ny fiainana. Hoe matoa mbola mahzo lehilahy tiako sy niriako dia mbola manja tsara aho izany. Raha mbola manja tsara aho dia mbola ahita izay tena tiako sy tia ahy. Dia mitohy hatrany hoe matoa aho mandehandeha afaka miriaria de mbola satria misy anjarako any miandry sy efa hihaona amiko tsy ho ela. De tahak'izay hatrany.
Ny fiainana tsy ilaozan'olana fa ny saintsika no ho fitaovana hanome tosika antsika hanampy na hiraviravy tanana amin'ny fiatrehana azy.
Izay maharitra mikaroka ary manam-paharetana ihany no hioty voa tsara!