sipa misy foza

1. xxx ( 23/04/2007 11:32)
saika anontany marina ny lehilahy rehetra e! inona no andraisanareo izany hoe "sipa misy foza"? tena mbola tsy arako indray io tsinn! aoka tsy hatao ara-bakiteny an! mersssiiii
répondu par Jeankely le 14/06/2007 03:52
2. ikaretsaka ( 23/04/2007 12:21)
misy fanazavana be an'io any @ resak'olondehibe... raha efa ampy taona ianao
3. pimaso ( 23/04/2007 12:21)
vhv tia manao ela izany
ny foza mantsy misy tongony be dia be, dia mila lambolamboina , otrorina
izay ny fahazahoako azy xxx : menatra be a!
4. fasaly ( 23/04/2007 18:29)
ny foza: miketoka donky ny sipa foza miketoka
ara bakiteny fa tsy koi e!:-P
5. xxx ( 24/04/2007 05:39)
Ary aiza àry no misy ny "resak'olondehibe" e? tena tsy arako tsony! msaôtra e!
6. fasaly ( 24/04/2007 06:03)
:roll::roll:
7. xxx ( 25/04/2007 06:52)
ikaretsaka: aiza no ahitako ny "resak'olondehibe"? Mba atoroy e! ^:^
8. diamondra27 ( 25/04/2007 07:06)
XXX: foza lahy sa foza vavy kay le izy?
9. martini ( 25/04/2007 07:58)
foza vavy mitady foza lahy e
10. johnnyandri ( 25/04/2007 08:26)
Sipa mahay mirevy tsara no dikan izany. Miketoketoka ohatry ny pince ny foza ka raha tohizina ny resaka dia miverina any amin i resak i fasaly. Tsy hoe tsy mahay mirevy akory ny tsy misy foza fa mbola hafa kokoa ny sipa misy foza.
11. diamondra27 ( 25/04/2007 09:58)
:-D:-D:-D
12. fasaly ( 25/04/2007 10:47)
johnyandri; drakaka mitsy zany:°)
13. xxx ( 25/04/2007 11:17)
ny sipa misy foza dia ireo mitady lahy foana, mitady manao firaisana foana( tsy mieritreritra zavatra hafa fa sexe, sexe, sexe foana. Tsy ampy ny ao an-trano dia mitady any ivelany aza ny hafa. Tsy ilay hoe marary an! Fa mitady lahy foana. Ary raha tsy manambady dia ilay te hanao firaisana foana .
14. xxx ( 26/04/2007 08:52)
de mety mahavita impiry izany izy ao anatin'ny iray andro?
15. xxx ( 27/04/2007 06:19)
ka tsara sa ratsy àza zàny lé "sipa misy foza" e?:?:
16. diamondra27 ( 27/04/2007 07:07)
xxx:

ka tsara sa ratsy àza zàny lé "sipa misy foza" e?:?:



tsy salmo ve no mamaly eto ? sa diso aho?:oops::oops:

17. xxx ( 27/04/2007 09:18)
ka mba valio àza e!!!:roll:
18. voara ( 02/05/2007 11:07)
xxx: tsara le izy rha tsy otran'ny akoho ianao :lol: de
19. xxx ( 02/05/2007 11:54)
fa inn koa lé akoho e! manao ahoana ny akoho! hoe mikakakaka ve sa???
Alefaso ny resaka ry voara a!
20. fasaly ( 02/05/2007 21:09)
ilay akoho miakatra fotsiny eo ambony refa te hitsaingoka de vita ny ilàny de miala maina donky tsy misy nin nin mitsy:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5918