sipa misy foza

21. nikopol ( 03/05/2007 22:37)
hay ve zany ny atao hoe sipa misy foza e ?
izany hoe raha "foza tay " zany no resahina dia azo eritreretina hoe aiza ho aiza no misy azy amile sipa
22. ikaretsaka ( 04/05/2007 02:50)
xxx:

ikaretsaka: aiza no ahitako ny "resak'olondehibe"? Mba atoroy e! ^:^


tsy ampy taona ianao dia tsy tafiditra:^)
23. xxx ( 04/05/2007 09:53)
ikaretsaka koa dé masika eo!!! izaho anie efa 25 taona e! d atoroy amzay aza e!
msaôtra mialoha e!
24. Jeankely ( 11/05/2007 09:45)
Ento any amin'ny sipa misy foza ny sipan'ialahy hamindrany foza dia fantatr'ialahy hoe manaikitra ny foza. Betsaka ny tanany fa roa ihany no miasa =))
25. lepouta ( 13/06/2007 13:47)
tena gaigy be ny sipa misy foza ? tsy vitan'ny hoe manatoketoka fotsiny ? fa otran'ny mitery ronono ary tsy amelany eo raha tsy afa-po izy ary rehefa tsy mahaaraka ny manao aminy de lasa mitady hafa izy ary tena mijaly ny vhv sy lHl misy anio fozan-kindy io? misy fomba malagasy anefa lazain'ny olon-dehibe hoe fanalàna azy io! asaina miboridana eo imason'ny fady azy an! de fatorina ny olona misy azy io de hiakarana eny ambony pibasy de asaina mahita ilay zavatra de mijàjàjàja tonga ho azy ny de afaka @izay hono le foza na lahy io na vavy an , de misy fomba iray fa @ manaraka
26. Jeankely ( 14/06/2007 03:52)
Ilahy vehivavyy atsy aza milaza hoe milaybe ny Afrikanina satria mavesa-danja amin'ny lafiny halavana sy habeazana ary tena reviny. Misy foza ve sa tsia izany mitady mavesatra izany? Fa inona no nahatonga ilay foza. Mifamindra foza ve? "lepouta" izany efa tratran'ny mitery ronono=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2179