grillade
1. meva2
(
23/04/2007 11:16)
bjr daholo e! ity misy fomba fi griller-na poisson tadidiko tany nosy be teny amorondranomasina ny fihinanako azy dia mba zaraiko aminareo sady koa mampahatsiaro ny vôkansy e!
- afangaro ny huile, coco, sakay, sel, poivre.
Badigeonner-na ilay trondro na nofo-trondro dia griller.
Raha misy manana rcette exotique hafa dia tonga soa !
- afangaro ny huile, coco, sakay, sel, poivre.
Badigeonner-na ilay trondro na nofo-trondro dia griller.
Raha misy manana rcette exotique hafa dia tonga soa !
répondu par vale le 24/04/2007 15:17
2. mihanta
(
23/04/2007 11:28)
humm hafa kely indray izany re7 zany fa aleo mba handramana fa tena ohatra'ny tena hampazoto homana.
4. fasaly
(
23/04/2007 16:36)
hummmmm! merci meva2:-*
efa ni gouter an'io zà tany nosybe iany fa hummmmm:miam::miam::miam::miam::miam:
merci tam re7 an:wink:
efa ni gouter an'io zà tany nosybe iany fa hummmmm:miam::miam::miam::miam::miam:
merci tam re7 an:wink:
9. meva2
(
24/04/2007 07:25)
Ny ahy ny nanaovako azy dia huile faran'izay neutre no asiko coco en poudre na coco râpée macérer-ko elaela.