contrat de mariage

1. fasaly ( 18/04/2007 18:50)
misy namako izay ry reto hanambady izy ato ho ato dia miasa saina be fa ilay vadiny izany vazà izy gasy.... dia nandeha nanao sonia tany am notaire hono
momba io contrat de mariage io...
ka tiko ho fantatra ny tena kikan'ilay cotrat de mariage fa azavaiko am lay sipa ny dikany fa disoiny foana aho hoe tsy izany no izy fa izao....
moa ve rehefa mivady vita mariazy , ny fananana novidina tanaty ny mariazy tsy azy roa ihany fa izay fananana ivelan'ny mariazy no samy manana ny azy raha ny cotrat de mariage no resahina????:roll:
satria ohatra raha hividy trano ny mpivady tsy maintsy manao sonia izy roa tonta am resaka papier rehetra, nefa lazainlay sipa fa izay mi signé ihany no tompony...raha sanatria misaraka tsy azoko tsony....raha izany no lalàna:roll::roll::roll:
répondu par sakaizakely le 20/04/2007 11:35
2. kally ( 18/04/2007 19:04)
Arakaraky ny contrat-ny : raha communauté légale dia ikambanana raha séparation des biens ( io matetika no soniavina any @ notaire) dia samy manana ny azy tsy mifampidipiditra mihitsy. Matetika ity faharoa ity ataon'ny olona miasa tenany mba tsy ifoteran'ny fisc any @ anankiray raha misy nyoaia oaia.
Raha misaraka zareo ka tsy manana n'inon'inona ny iray dia ny akanjony sy ny borosy nifiny ihany no azony entina mandeha.
3. booboo ( 18/04/2007 19:25)
arakaraka ilay contrat ...
4. fasaly ( 18/04/2007 19:39)
ka ny tsy azoko samy tsy manana nin nin alou izy roa amzao.....
fa vao hiaraka hiary izany dia nanao sonia any am notaire sahady am resaka contrat de maraige io....
lau bandy tsy indépendant fa employé de bureau lay sipa mazava ho azy fa mbola tsy miasa......
5. xxx ( 18/04/2007 20:17)
Fasaly efa io nazavan'i Kally io ! Arakaraka ny contract amin'ny mariazy !
Raha marriage out of community of property dia tsy misy hitambarana izany ny fananana na azo taloha na tao anatin'ny tokatrano (efa vita mariazy) fa samy manana ny azy ! Amin'io rehefa misaraka (na divorce na fahafatesana) dia samy "mibata" ny azy fa tsy azo mifangalatra.
Raha marriages out of community of property with accrual dia rehefa mbola mivady dia "misaraka" ny fananana, fa rehefa misy fisarahana dia zaraina indray ny fananana. Tsy haiko raha aiza avy ny firenana misy an'io farany io.
6. fijo ( 18/04/2007 21:01)
fasaly an,marina io nazavain'i kally io.
raisiko izany le tranga"cas"eto.
samy tsy mbola manana ninoninona izy roa.ok
ka manomboka ny fanambadiana izany,izay zavatra vidian'ilay sipa,dia azy.raha mividy fiara izy,ka amin'ny anarany dia azy irery.
raha hividy trano izany,dia jerena hoe iza no hividy azy.ohatra hoe le sipa irery no handoa ny vidiny,dia pataloha sisa ny an'ilay akama raha toa ka.fa raha mivity tv plasma kosa lery dia entiny ny tvany.
7. Fiffi ( 18/04/2007 21:56)
fasaly: jereo hiany akia ireto sao de misy mahasoa an !
http://www.aufeminin.com/mariage/contratsmariage/contrats1.asp
http://www.mariage.fr/article/sengager/contrats.cfm
http://www.notaires.fr/notaires/notaires.nsf/V_TC_PUB/CONTRAT-MARIAGE
http://www.linternaute.com/argent/patrimoine/dossier/contrat-mariage/index.shtml
8. fasaly ( 18/04/2007 22:15)
okay mazava fa misaotra fa hazavaiko azy tsara izay kan! misaotra anareo namaly
loza mahitsy koa anie oul hivady ihany koa cotrat à! contrat....:roll:
9. booboo ( 19/04/2007 08:34)
Fasaly > fa maninona no hoe "hivady koa contrat a contrat ?". :roll:. Ny vody andro merika tsy maintsy tsinjovina...tsy midika zany hoe mivady dia mieritreritra hoe ny hisaraka sahady fa aleo mijery lavitra hatrany fa tsy hay zay fitsimbadihan'ny raha rehefa ao aoriana.....
10. booboo ( 19/04/2007 08:35)
hadinoko, f'angaha izy mba namaky zay bla bla bla tao anaty contrat fa dia nanasonia fotsiny no hazavainao aminy ny fandehan-draha ?
11. kally ( 19/04/2007 08:43)
Aza manao an'izany indry ry Fasaly fa aleo misoroka toy izay mitsabo,na dia hoe tsy manana aza ilay vehivavy mihoatra amin'ilay lehilahy. Jereo fotsiny raha be trosa any ambadika any ilay lehilahy raha tsy misy séparation de biens ka misaraka any aoriana any dia afaka ifoteran'ny banky ilay vehivavy.Firifiry ny vehivavy mandoa ny tsy nohaniny:cry: ilay lehilahy avy eo milaza azy ho insolvable dia eo ianao...
12. lila ( 19/04/2007 09:51)
eny toko ry kally, am le acte de mariage gasy omena refa avy misoratra iny toa misy an'izany tokoa. de ahoana zany, raha alohan'ny mariage indray ilay trosa de mbola miaramizaka ve raha tsy efa le izy?
13. sakaizakely ( 19/04/2007 11:24)
d'accord am Kally ! Aleo manao contrat fa raha tsy izay dia solidaire am ze trosa na adalana ataony ilay iray any aoriana any raha sanatria misy fiovanjavatra.

Raha séparation totale de biens de tsy tomponandraikitra am'ny ankilany mihintsy ny anakiray na ny taloha na ny eo ampototry ny mariazy, na ny aorinany.

Le anakiraika séparation des bien avec participation réduite aux acquets dia samy mitazona ny azony talohan'ny fanambadiana, fa izay azo ao anatin'ny fanambadiana dia ifampizarana na tombony io na trosa

14. ikaretsaka ( 19/04/2007 11:30)
fasaly:

loza mahitsy koa anie oul hivady ihany koa cotrat à! contrat....:roll:

Andriamanitra sy isika olombelona aza efa fitiavana mandrakiazy hoe no hitiavany antsika ..nasiany contrat ihany (baiboly)


15. sakaizakely ( 19/04/2007 11:46)
ikaretsaka>

kai kai kai :lol:
lavabe le contrat
16. Fiffi ( 19/04/2007 12:17)
lava be fa mazava be koh ! :)
17. fasaly ( 19/04/2007 16:28)
booboo:

Fasaly > fa maninona no hoe "hivady koa contrat a contrat ?". :roll:. Ny vody andro merika tsy maintsy tsinjovina...tsy midika zany hoe mivady dia mieritreritra hoe ny hisaraka sahady fa aleo mijery lavitra hatrany fa tsy hay zay fitsimbadihan'ny raha rehefa ao aoriana.....


ka ahako alou tsy nanao anzany contrat zany e! isasahana ny fanana refa misaraka sanatria nzany fa tsy nisy nisaina anzany mitsy fa samy nadio saina:°)


18. fasaly ( 19/04/2007 16:29)
booboo: toa vakina mitsy lay ttsa kan! fa izy toa tsy namaky de nanao sonia hono avy teo....:?
19. fasaly ( 19/04/2007 16:30)
kally marina kalou zany e! nisy marokanina vavy fatako zay maty lay vadiny hay be trosa ambadika be lay vadiny fa de mifafa manefa ilay izy zao no ataony amzao:?
20. Fiffi ( 19/04/2007 19:32)
fasaly:
toa vakina mitsy lay ttsa kan! fa izy toa tsy namaky de nanao sonia hono avy teo....:?
fasaly: hummm......hanisy sonia zany ve akia de tsy hamaky zay voalazao ao aloha ? anjekaky oooo:{:{:{:{ tena maika an'le hivady marina zany tondé nisonia fotsiny an ! de avy eo humm....surprise !!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1823