contrat de mariage

21. fasaly ( 19/04/2007 20:23)
efa nolazaiko ihany izy e! we refa mi singe mba vakio hatram farany dool fa hita eo klou!
22. vale ( 19/04/2007 21:30)
ye!!, zaho koa mahalala tantara hoatran'io oe be trosa be lay vadiny dia le vhv no manefa! ilaina hiany le contrat an!!:wink:
23. sakaizakely ( 20/04/2007 11:35)
ny tena nahatonga saina ahy indray le ankizy namanay izay taloha, du jour au lendemain tsy tonga nianatra intsony fa tsy naloan'ny dadany ny ekolazy. Naodin'lery any @ maîtresse keliny daholo ny fananany rehetra dia fongana teo ny vady amanjanany. Tsy nahay lalàna koa etsy andaniny :-o

Fitandrovana anie le fanaovana contrat fa tsy hoe eritreritra ratsy na hoe maloto saina e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4241