ngoma

1. diamondra27 ( 18/04/2007 09:36)
tena lasa ny eritreritro hoe: maha ngoma tokoa le izy.
Ary masaka be koa ilay mpihira an! ao @ le oui mihitsy na izy manao le habit noir na rouge misatroka
Sendra mba nijery hira dia nahita an'io e!ngoma tampoka
aia ly zay valiko 'zay?:P

ngôma....
répondu par dongadonga le 01/05/2007 22:41
2. diamondra27 ( 18/04/2007 09:37)
http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Tinondia

azafady fa lasa tampoka le soratra


io e!
de ahoana io?

misy manaratsy azy fa hoe:....
3. diamondra27 ( 18/04/2007 09:57)
http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Poopy

dia ampiana an'io rehefa ngôma

o^oo^o
4. sonwin ( 18/04/2007 10:54)
o^o:@ , daoro ka!
5. diamondra27 ( 18/04/2007 11:03)
sw:tsy azoko le fiteny:oops:
6. diamondra27 ( 18/04/2007 11:14)
sw koa ngah ngôma? ZA tena ngôma+++ androany de tavela eto
7. Stretch ( 18/04/2007 11:31)
ouuuuuu !
manja kosa zareo an !
mahavou shakira minty , sady bika zany bika an !
giiiiiravy :D
8. Stretch ( 18/04/2007 11:32)
aza manambe am faha ngomana ary e !
ary vô maika mandrovitsihy eo ra mbola mijery klipy mapamaelo eo :°)
9. kelly13 ( 18/04/2007 12:02)
:oops: fa inn ry reto no tena dikan'ilay oe "ngoma" a?
10. Stretch ( 18/04/2007 12:04)
kelly bezoro ? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux2.gif[/IMG]

efa handé a vô tonga ndry , sssssss
ngôma zany manimanina

manimanina an'ny tiko aho izany
lasalasa ny vinany
manimanina ny tiko a izany
ka ny maso no tomany.
(kalon'ny ntaolo io an )
11. kelly13 ( 18/04/2007 12:14)
stretch mon amour, hahahahaha, ilaozanjy zany za? tsy koi e! :°) hay v manimanina no dikan'izany e d io hira io v tsy henri ratsimbazafy?
12. Stretch ( 18/04/2007 12:17)
ie tena izy marina no mihira an'io miaraka am vôhiran'andrano mariii klé .
miditra am afaka 1/4 adiny , masaiiiii ![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/deprime-triste-29423.gif[/IMG]
mifankahita eo ihany e !babay am zazà , efa salama tsara ?
13. kelly13 ( 18/04/2007 12:33)
oui ca va un pé mié ankia izy a, hihihi refaveo zany
14. diamondra27 ( 18/04/2007 12:41)
Stretch:

ouuuuuu !
manja kosa zareo an !
mahavou shakira minty , sady bika zany bika an !
giiiiiravy :D




tena gasy ka manja e!
misaotra @ fampaherezana e!
mandalo ihany io fahangômana io fa mi-re saisir ihany avy eo ka.

15. diamondra27 ( 18/04/2007 12:42)
kelly: omeo ny nono ny zaza koa ange mbola hiran'ni Poopy e!:-P:-P

16. Fiffi ( 18/04/2007 14:21)
fa fiteny avy aiza io ngôma io ?
17. sonwin ( 18/04/2007 14:35)
diamondra27:

sw:tsy azoko le fiteny:oops:


daoro, milay, fax be,...fomba filaza azy daholo

18. diamondra27 ( 18/04/2007 14:45)
fiffi:fiteny tantsiraka wa akia izany a!
any amoron-dranomasina
ndry ngah tsy ngôma an'i gasikara?
19. diamondra27 ( 18/04/2007 14:56)
efa harivariva ihany ny andro fa aleo asiana kely an'ity aloha, de mandrapihaona daholo indray

http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Bodo

:-*:-*
20. diamondra27 ( 18/04/2007 14:58)
le aina miray ery ambanimbany ery no tiako jerenareo an

rehefa avy ni sedra ny hiran'i poopy

:-*:-*:(:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0693