ngoma

21. dongadonga ( 24/04/2007 04:37)
ngoma @ lé olontiako zah zany mahita anty resaka inty kle ,ndrrrrryyyyyyyy
22. xxx ( 24/04/2007 05:24)
dongadonga:
ngoma @ lé olontiako zah zany mahita anty resaka inty kle ,ndrrrrryyyyyyyy
za koa ngoma be @ nao ry malala fa jereo ny sekiré antsika :*:*:*:*:*:*(l):*:*:*:*:*


23. Fiffi ( 24/04/2007 21:17)
hummm.......
24. dongadonga ( 25/04/2007 15:26)
fa iza moa ianao io ri xxx:evil:
25. Fiffi ( 25/04/2007 17:57)
heu...izy kosa aza hono mba ngoma am-ndry ve akia ry dongadonga de ataon-dry :evil: ? anjekaky oooo :{:{:{
26. diamondra27 ( 25/04/2007 20:45)
le xxx atsy ambadika atsy io ry donga² a
27. dongadonga ( 26/04/2007 05:44)
ka tsy xxx no mampi-ngoma ana fa le olona anakiray izay:lol::oops:
28. diamondra27 ( 26/04/2007 08:34)
donga²: :lol:
29. Fiffi ( 26/04/2007 20:25)
dongadonga: ka tsy misy maharatsy an'zany kosa ange akia an ! sa tsy mety ve zany ozy ndry ? :)
30. dongadonga ( 27/04/2007 18:43)
ka izy angeh ngoma @ olona tsy fantany akory ry fiffi é:cry:
31. Fiffi ( 28/04/2007 09:04)
ka mba ngoma kosa akia izy an !
32. dongadonga ( 29/04/2007 13:42)
ngoma @ ny olona tsy manina azy akory izy izany ry fiffi a:!: fa ny ana de le olona anakiray izay ihany no mampingoma anah:-D:-D:-Daiza ary izao no mba mety ahitako anazy fa tena manina anazy ny aty:-D:-D:-D:P
33. Fiffi ( 01/05/2007 09:53)
sao de manala azy fotsiny akia izy an !
34. dongadonga ( 01/05/2007 22:41)
fiffi< tsy manala azy zany izy fa tena fitiavana matotra tsara ny anay an ,mampi-ngoma foana:P:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469