ny lehilahy sy ny fitiavana

1. imendrikaja ( 18/04/2007 08:30)
Tsy misy lehilahy azo atokisana raha resaka fitiavana, marina ve io
répondu par dongadonga le 29/04/2007 13:16
2. lancia ( 18/04/2007 08:32)
mety ho eny mety ho tsia, fa misy koa ny vehivavy tsy atokisana
3. salmo1 ( 18/04/2007 08:48)
lancia :-D bravô =D=D
4. kally ( 18/04/2007 09:13)
imendrikaja:

Tsy misy lehilahy azo atokisana raha resaka fitiavana, marina ve io



Ho an'izay mbola tsy nahita no manizingizina fa marina io fa mijere manodidina anao fa misy dia misy tokoa.
5. mandrindra ( 18/04/2007 09:31)
velabelaro aloha ilay hoe tsy azo itokisana, amin'ny lafiny inona avy?
6. rtol ( 18/04/2007 11:03)
Ny azoko ambara mikasika an'io loha-hevitra io dia ny hoe " Ny vy tsy mikitrana irery"
7. bozylove ( 18/04/2007 11:13)
imendrikaja:
Tsy misy lehilahy azo atokisana raha resaka fitiavana, marina ve io


inona aloha @ nao no atao hoe (l) FITIAVANA (l)???


[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0031.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0056.gif[/IMG]
8. bozylove ( 18/04/2007 11:18)
[size=13px]rtol, manao ahoana aloha ny akama :-) , ato indray ve hihihi :-p :-*[/size]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0036.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Boissons/0088.gif[/IMG]
9. diamondra27 ( 18/04/2007 13:23)
ny ahy atokisako kosa e
10. soanja ( 18/04/2007 14:50)
Inona no ilay atao hoe:"Fahatokisana" dia mamaly aho.
Sao kosa ary efa voapetraka talohan'ny niresahanareo ny fepetra sy ny fombafomba, nefa ilay olona tsy mahalala akory?
Hadihadio ilay hotiavinao fa ahaita fahatokisana ianao. Aza eritreretina hoe "efa fantany izany." Tsy mitovy ny fomba fisainan'ny olombelona tadidio foana izany an.
11. luciana5 ( 18/04/2007 17:44)
:P y ahy atokisako rehefa ao an trano ihany anky an!!!!!!ampy anareo zay valin zay gamba, fa rehefa mivoaka ny trano izy de tsy manana fotoana handinihina an zany za hoe atokisako ve izy zay any amin alehany any,^^
12. tynah ( 18/04/2007 20:58)
Raha tena mifankatia d tsy misy hatahorana zany retra zany. Mandeha ho azy doly ny zavatra rehetra.
13. ikaretsaka ( 19/04/2007 03:14)
na lehilahy na vehivavy.. rehefa hanondrana izay de tsy misy azo atokisana aby ka!
14. tsiafoi1 ( 20/04/2007 12:58)
Misy tokoa ny lehilahy azo itokisana ka, dia izay tena matahotra an'Andriamanitra, fa raha ny tsy hitan'ny masony aza hajainy maika ve ianao hitan'ny masony sy tiany.
15. lanissa ( 20/04/2007 14:33)
misy ny azo itokisana ka, tahaky ny we misy vehivavy azo itokisana koa
16. imanjakely ( 21/04/2007 09:06)
zako try mba matoky lhl
17. xxx ( 21/04/2007 09:08)
imendrikaja:

Tsy misy lehilahy azo atokisana raha resaka fitiavana, marina ve io

ny vadiko atokisako 200/100
hummmmmm tena tsy adalambavy fa hendry be......

18. fasaly ( 21/04/2007 09:11)
io lahy hoe: ny vady ao antrano ihany ny anao fa vao mivoaka ny trano tsy anao itsony:-P
19. pimaso ( 21/04/2007 13:56)
Tiavo ny "Vady" fa iny ihany no azo antoka,
ny sisan'izay fanalana azy...
;-)
20. ravakamalala ( 21/04/2007 14:13)
pimaso> contradictoire ny zavatra teneninao : tsy afaka ny hitia ny vadinao ianao raha manana fanalana azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0584