ny lehilahy sy ny fitiavana

21. pimaso ( 21/04/2007 14:58)
ravaka> sisan'izay izany anie : tsy voatery sipa e!
namana, soirée, lalao, sport, musique...
eny e! fa mety ho miodina kely koa aloa e!
Fa tena fahotana mahafaty be mihitsy ve raha 1 fois / an ohatra?
malala o!
;-)
22. xxx ( 21/04/2007 15:15)
pimaso:

ravaka> sisan'izay izany anie : tsy voatery sipa e!
namana, soirée, lalao, sport, musique...
eny e! fa mety ho miodina kely koa aloa e!
Fa tena fahotana mahafaty be mihitsy ve raha 1 fois / an ohatra?
malala o!
;-)



fa tsy maintsy hoe mihodina ve @ fiainana e
23. lancia ( 21/04/2007 15:22)
xxx:

imendrikaja:

Tsy misy lehilahy azo atokisana raha resaka fitiavana, marina ve io

ny vadiko atokisako 200/100
hummmmmm tena tsy adalambavy fa hendry be......





sambatra kosa enao zany an!!!
24. pimaso ( 23/04/2007 06:52)
lancia > sady tsy mifoka , tsy migoka , tsy miloka tsy mahabevohoka ?
le 200 / 100 aloa raha lhl norma tsara toa angano e!
Roi David aza nahavita firy?
le croix bleu vita tsara : fa le croix x no tsy mbola
Asaivo manao témoinage @ : "invité du Zoma" izy fa milay be izany
25. dongadonga ( 24/04/2007 04:59)
ny lehilahy indray de mora solafaka azony fanka-panahy:lol:
26. xxx ( 24/04/2007 05:28)
dongadonga:
ny lehilahy indray de mora solafaka azony fanka-panahy:lol:
fa ianao tsy manao an'izany amiko moa e?:*:*:*:*:*(l):*:*:*


27. lancia ( 24/04/2007 08:24)
sambatra lo ny matoky e
28. dongadonga ( 27/04/2007 20:36)
xxx :evil::evil::evil::evil::evil::evil:
29. xxx ( 28/04/2007 14:06)
dongadonga:

xxx :evil::evil::evil::evil::evil::evil:



fa inn ty?
30. dongadonga ( 29/04/2007 13:16)
xxx< nga isika sy ianao efa niaraka no miteny anzany ianao:evil::evil::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0589