ampianaro teny gasy marina ny ankizy e
1. tslem
(
17/04/2007 09:18)
mahafinaritra e!
http://3.upload.dailymotion.com/sarymahefa/video/x1q8w1_lehibe-aho-izao-andrana/1

répondu par rinja le 24/09/2007 15:48
3. piste
(
17/04/2007 09:43)
Ny olana matetika dia ireharehana ery ny zaza malagasy any an-dafy any rehefa tsy mahay teny gasy. Indrindra moa rehefa sendra mandalo any Dago, Hoe : " tsy mahazo teny gasy io ".
8. karinah
(
17/04/2007 16:48)
piste:hannn!:o:°):wink:
Ny olana matetika dia ireharehana ery ny zaza malagasy any an-dafy any rehefa tsy mahay teny gasy. Indrindra moa rehefa sendra mandalo any Dago, Hoe : " tsy mahazo teny gasy io ".
9. tisera
(
17/04/2007 16:53)
=D=D=D fa tena mahay mamaky teny gasy be mihitsy sady tena mahafatifaty ery! " atchoum...! dia velona ho tahian'Andriamanitra ary t@ ilay nihevona é!
12. mandrindra
(
20/04/2007 14:11)
tsy ny teny ihany no tokony ampianarina ny ankizy fa ny fomba koa
13. lila
(
24/04/2007 12:02)
za malahelo refa sendra ny ankizy na olondehibe gasy ray sy reny nefa dia tsy mahazo akory ny teny gasy
14. vahiny2004
(
24/04/2007 12:27)
piste:
Ny olana matetika dia ireharehana ery ny zaza malagasy any an-dafy any rehefa tsy mahay teny gasy. Indrindra moa rehefa sendra mandalo any Dago, Hoe : " tsy mahazo teny gasy io ".
aiza a, sao dia ny mifamadika @ izay no misy : fiers be ray aman-dreny hoe mahay teny gasy ity zaza ity nefa mipetraka any an-dafy
ny hitako matetika dia izay, raha miteny vazaha @ ilay zaza ny gasy sasany dia tonga dia miteny lay ray aman-dreny hoe "mahay miteny gasy izy fa ataovy teny gasy"
16. Fiffi
(
26/04/2007 20:28)
piste:aiza koh no misy manao an'zany ?
Ny olana matetika dia ireharehana ery ny zaza malagasy any an-dafy any rehefa tsy mahay teny gasy. Indrindra moa rehefa sendra mandalo any Dago, Hoe : " tsy mahazo teny gasy io ".
17. niryna
(
27/04/2007 19:46)
Fiffi:
piste:aiza koh no misy manao an'zany ?
Ny olana matetika dia ireharehana ery ny zaza malagasy any an-dafy any rehefa tsy mahay teny gasy. Indrindra moa rehefa sendra mandalo any Dago, Hoe : " tsy mahazo teny gasy io ".
Misy fahamarinana io.
18. tisera
(
28/04/2007 08:22)
hoy i vahiny2004
izaho aloha dia arak'io voalazan'i vahiny iny eo : saingy tsy @ lafiny hoe ireharehako ho ahy fa tena ho an'ilay zaza mihitsy ; tiako ho tsapany hoe : rehareha ny mahay miteny gasy na dia tsy mipetraka any dago aza , ary koa mba hahafahany mandray anjara tanteraka @ resaka an-databatra isaky ny samy gasy no tafaraka dia mba mahazo feeling eo koa izy rehefea mijery film gasy é:wink::-D!
fiers be ray aman-dreny hoe mahay teny gasy ity zaza ity nefa mipetraka any an-dafy
ny hitako matetika dia izay, raha miteny vazaha @ ilay zaza ny gasy sasany dia tonga dia miteny lay ray aman-dreny hoe "mahay miteny gasy izy fa ataovy teny gasy"
izaho aloha dia arak'io voalazan'i vahiny iny eo : saingy tsy @ lafiny hoe ireharehako ho ahy fa tena ho an'ilay zaza mihitsy ; tiako ho tsapany hoe : rehareha ny mahay miteny gasy na dia tsy mipetraka any dago aza , ary koa mba hahafahany mandray anjara tanteraka @ resaka an-databatra isaky ny samy gasy no tafaraka dia mba mahazo feeling eo koa izy rehefea mijery film gasy é:wink::-D!
19. sakaizakely
(
28/04/2007 12:23)
za ndray aloha dia tena diso satria tsy mampianatra azy teny gasy mits. Amiko mantsy tsy an'isan'ny priorité-ko io. Tsy koi na tsy mi-kopy aza ry zareo. Tsy voatery hikopy fitenenanan'ny firenena rehetra tsidihina daholo tsinona.
Fa ampahafantariko andry zareo fotsiny ny zavatra niainako fahazaza de zay. Avelako ry zareo rehefa lehibe no manapakevitra raha te hianatra fiteny gasy na tsia.

20. Fiffi
(
02/05/2007 17:40)
zah koh aloha de tsy hanery ny zanako eh ! avelako izy hanapak'hevitra irery.....