ampianaro teny gasy marina ny ankizy e
21. bazylou
(
07/05/2007 21:43)
nnnnntsooooooooooooooo!!!!!!!!! ity nybonbo gasinao dia aza mitomany intsony annnnnnnn!!:cry::cry::cry:
22. sympa
(
08/05/2007 01:59)
:roll: de ahoana zany hoy enao ra ty izy manao izay tiany atao na efa tsy mety aza:?::?::roll::roll:
23. gasiberevy
(
21/05/2007 09:28)
zay le mahavo antsika gasy. maninona no ts mandala ny mahagasy antsika na d ataoko aza oe efa nahita fiaianana tsara lavitra noho ny tany Dago. ra zaza gasy ray sy reny aloha d ts azoko miits ny ts tokony hitenenan'io zaza io teny gasy. ny olona avy @ ny firenena mandroso reetr samy mandala ny maha-izy azy ka ra te-handroso tsika ts tokony ho very miits ny faka niavintsika.
24. vahiny2004
(
21/05/2007 10:33)
gasiberevy:

ianao ve manan-janaka ? Mba omeo soupape raha toa ka misy any hoe ahoana no fampianarana azy teny gasy sachant que miala ao an-trano ianao @ 8h dia mody @ 19h (ray sy reny io)
Ny fahatsapàko azy dia samy te hampianatra teny gasy ny zanany ny ray aman-dreny kanefa tsy évident izany aty , indrindra raha miasa daholo ny 2.
25. mandrindra
(
22/05/2007 19:53)
tsara ny fahaizan'ny ankizy ny teny malagasy, nefa tsy ampy io amiko, ary tsy io mihitsy no fototra hiaingana. taizao ny ankizy ahatretrika azy ny mahamalagasy azy, ampianaro azy ny fomba, ampahafantaro azy ny zava-misy, asaivo mihaino hira gasy matetika izy, avy eo izy irery ihany dia andeha hitady ny mahamalagasy azy satria ho azony fa malagasy foana izy na aiza na aiza no misy azy. amin'io dia ho tonga ny fahavitrihana ny hahay miteny malagasy
26. Fiffi
(
22/05/2007 21:18)
vahiny2004:mora de mora am gasyberevy ny milaza an'zany satria moa ve enao no mi-eduquer sy mampianatra an'le zaza sady enao no manao sakafo sns...rehefa vizana avy miasa ?
ianao ve manan-janaka ? Mba omeo soupape raha toa ka misy any hoe ahoana no fampianarana azy teny gasy sachant que miala ao an-trano ianao @ 8h dia mody @ 19h (ray sy reny io)
Ny fahatsapàko azy dia samy te hampianatra teny gasy ny zanany ny ray aman-dreny kanefa tsy évident izany aty , indrindra raha miasa daholo ny 2.
27. niryna
(
25/05/2007 04:46)
gasiberevy:
zay le mahavo antsika gasy. maninona no ts mandala ny mahagasy antsika na d ataoko aza oe efa nahita fiaianana tsara lavitra noho ny tany Dago. ra zaza gasy ray sy reny aloha d ts azoko miits ny ts tokony hitenenan'io zaza io teny gasy. ny olona avy @ ny firenena mandroso reetr samy mandala ny maha-izy azy ka ra te-handroso tsika ts tokony ho very miits ny faka niavintsika.
Izaho koa dia manaiky izany.Ny sasany dia manizingizina ny hoe tsy ampianariko ny teni-gasy ny zanako,na vao miala any dia tsy ampitenenina intsony.Samy manana ny fitaizany fa ho an'ireo izay niteraka tany an-dafy dia tena misy lesoka be ny zaza tsy nampianarina ny tenindrazany.Na ny tsy tia na ny tsy fidiny dia samy voa daholo.Raha azo atao indrindra raha vao teraka dia ampianaro tenigasy izy fa na firy na firy ny teny ampianaranao ny zaza dia hainy sy hitany foana ny manavaka azy amin'ny teny hafa.Marina fa tsy hitovy amin'ny fomba fitenin'ny ankizy amin'ny any an-tanana ilay izy,fa mba hafa ihany izany hoe gasy kely mahay teny gasy izany:D.Tsy misy hanenenana mihitsy ilay izy,misy fiaraha-mitsiky ,mitokelaka dia tsara ery ilay mifankahazo resaka.Ataovy mifangaro fara-faharatsiny dia mba misy hainy kely.:roll::?:8)Raha tianareo koa dia rehefa ao an-trano aza miteny vahiny mihitsy fa ataovy teny gasy fotsiny.Mandray foana izy amin'izay:@
28. Rasiligaoma
(
25/05/2007 05:39)
ianao ve manan-janaka ? Mba omeo soupape raha toa ka misy any hoe ahoana no fampianarana azy teny gasy sachant que miala ao an-trano ianao @ 8h dia mody @ 19h (ray sy reny io)
Ny fahatsapàko azy dia samy te hampianatra teny gasy ny zanany ny ray aman-dreny kanefa tsy évident izany aty , indrindra raha miasa daholo ny 2.
resahina @ teny gasy izy... ary tsy valian'ny ray amandreny raha tsy miteny gasy aminy
ny zandriko t@ izy vao 2 taona sy tapany no niala tany Madagasikara, 20 Taona izy izao, dia izany no na naovan'ny Ray aman-dreninay azy, dia nasaina namaky boky gasy na teny gasyisaky ny week end (indraindray vaovao @ internet fotsiny no imprime-na dia asaina vakiny)
fa miteny sy mamaky sy manoratra tsara ohatrantsika izao izy! na somary diso tsipelina sy fanoratra aza indraindray
29. niryna
(
25/05/2007 20:05)
Rasiligaoma:

Izany no mba tena faniriana ary misaotra anao nizara,ny zanaky ny vahiny rehetra dia ny fitenenany no hiresahiny ny zanany,sady mahazo tombotsoa ilay zaza rehefa lehibe miasa fa mila ilay fiteny ny mpampiasa tandrifin'ny firenena mila azy.Izaho mahita lesoka tamin'ny ahy no mahatonga ahy hamporisika raha azo atao,raha tianareo moa fa tsy terena,manana namana miteny hafa izy,mandeha any amin'ny namany any izy dia mahita ny olona miteny ny fiteniny,izaho izy mitondra namana mba faly ery izy miresaka ahy sy manontany ahy amin'ny teny gasy.Eny fa tsy mitovy ny fitenin-tsika ilay izy,fa rehefa mahafantatra izy fa firenena hafa no nipoirany ka mba mahalala na dia kely aza dia efa :miam::@.Raha misy zavatra tsy tiany ho fantatry ny olona koa dia tenenany teny frantsay indray ny tena.Dia faly ery aho mijery azy miboredika kanefa azoko.8)
30. xxx
(
28/05/2007 13:14)
izy mbola bebe iny hoy ny dr dia efa azo resahina @ tenindrazana, ny ahy somary taraiky vao nampianariko f'izy indray manontany ahy fona hoe inona no dikan'zao@teny gasy, ary mahay mihira @ teny gasy izy satria mijery clip gasy matetika,
31. soanja
(
29/05/2007 23:46)
tslem:
mahafinaritra e!
http://3.upload.dailymotion.com/sarymahefa/video/x1q8w1_lehibe-aho-izao-andrana/1
Ny teny MALAGASY no mahagasy antsika aty andafy ny riaka. Raha very io dia naman'ny very tokoa identite satria ao anatin'iny teny iny no mifono ny kolontsaina sy ny riba, ny fahendrena ary ny soa toavina rehetra tamin'ny fototra niaviana.
Ny tena mampalahelo ahy anefa dia tsy ny gasy tsy mahay teny gasy aty andafy fa ny gasy tsy mahay teny gasy any Madagasikara.
32. rinja
(
24/09/2007 15:48)
Tena marina kosa aloha io lazain'i Soanja io re olona a ! Aleo aloha ilay teny malagasy ho hay tsara fa na ho aiza ianao na ho aiza dia izay aloha ianao, malagasy. Raha karana izao no mandeha atsimo sy avaratra any rehetra any dia karana foana izy ary karana mandra-maty. Fa tsy hoe lasa niteny sinoa izy fa tsy hainy ilay teny karana fa efa be izao ny sinoa eto Dago dia aleo indray ny teny sinoa no hitenenana.