Tsy mety tsy misy Andriamanitra
1. hery
(
12/04/2007 09:08)
Fomba fijery iray indray no asehon'ny olona iray eto ambany. Milaza ny impossibilité-n'ny tsy fisian'Andriamanitra. Izany hoe tsy manaporofo hoe misy Andriamanitra fa manaporofo hoe tsy azo sainina ny filazana hoe tsy misy Andriamanitra.
http://www.parresia.fr/Dieu-peut-Il-ne-pas-exister.html

répondu par cutie le 13/04/2007 21:12
2. xxx
(
12/04/2007 10:21)
O ry ngahy Rahery a ! ilay Atra efa hitanao aloha dinihana tsara na tena Atra na tsia porofoy @ olona fa io no tena Atra a! ary jereo hoe tena mahafeno zavatra tadiaviny ve ny zavatra ataoko sy ny ampanaoviko ny olona a!
3. Fiffi
(
12/04/2007 11:07)
Hery: misaotra nizara.......
xxx: fa inona hiany aza no mba zavatra supporténareo eh ? fa inona no maha-ratsy ny fifampizarana ny zavatra hita ? fa tena tsy azoko mihintsy le fihetsika eh !
Raha mahita site ka mba mizara am-namana de midika inona zany ? tsy aleo ve mba mizara zay zavatra hitany ?

4. lapino
(
12/04/2007 11:18)
hery > tsy dia azoko ny fizotran'ilay fanazavana.
Def :
Andriamanitra = A tel que kelkesoà x, x
Def :
Andriamanitra = A tel que kelkesoà x, x
6. simplex
(
12/04/2007 12:30)
par l'absurde le izy no nanaovany azy, fa na izany aza tsy manaraka raisonnement mathematika izy
[code]definition:
soit A une perfection,
tq kelkesoa e une perfection, e
[code]definition:
soit A une perfection,
tq kelkesoa e une perfection, e
8. booboo
(
12/04/2007 13:18)
:^):^):^):^)
aleoko mihonona @ lé "minoa fotsiny ihany" raha zao kah....

9. rakaroka
(
12/04/2007 15:11)
[quote=simplex]
Asa....Ny "vide" aloh mi-existe sa tsia?
par l'absurde le izy no nanaovany azy, fa na izany aza tsy manaraka raisonnement mathematika izy
Asa....Ny "vide" aloh mi-existe sa tsia?
10. lapino
(
12/04/2007 16:42)
rakaroka >
- misy ve ny hatsiaka ?
- misy ve ny haizina ?
ahoana hoy ny siansa :p
simp > tsy za irery zany no mahita zavatra tsy cohérent amin\'ny fanazavan\'ilay razoky. :roll:
Fa na hanaraka ny fanaovan\'la an\'le absurde aza, tsy haiko hoe ahoana no fametraka an\'ilay proposition, dia ahoana ilay demonstration miavy amin\'ilay tiany hiaviana.
Fa raha misy mahazo ny fanazavan\'ilay olona ka afaka manazava kokoa azy dia liana aho.
Ilay théorie des ensembles indray tsy azoko mihitsy
- ohatra ny miteny elah hoe tsy ordonné ilay ensemble-n\'ny perfection. Raha izay manko dia tsy afaka hanao fampitahana > na < akory. Izay ve no mahatonga an\'ilay tsy misy borne supérieur ? Kanefa raha izay, dia tsy afaka apetraka akory ilay definition niaingan\'ilay demonstration.
- raha ordonné indray ilay ensemble, dia azo apetraka ilay definition : A tq kksoit x ao anatin\'ilay ensemble, x < A
zany hoe:
* na iza na iza x eo, dia misy foana A lehibe noho izy borné-n\'i A ilay ensemble
* kanefa, raha misy perfection p iray, dia afaka misy foana ny perfection p1 lehibe noho izy, ohatra hoe (ohatra fa mety tsy miady amin\'ny perfection izao operation izao) p1=p+1. Raha entina par recurrence izay dia tonga any amin\'ny p-->infini. Dia na p-->infini aza mbola p < A foana.
* tsy maintsy hoe A=infini zany.
Raha tsy hoe subjectif be angaha ilay filaharana, ka lasa hoe \"A=ahy\" satria lasa kelkesoit la perfection p, de za ihany no tena milay indrindra; dia ny tenako ihany no andriamanitro amin\'izay. (fa saingy hoe za tsy lavorary noho i hery, i hery tsy lavorary noho i simp, i simp tsy lavorary noho i pach, i pach tsy lavorary noho i salmo1, i salmo1 tsy lavorary noho i ... :wink: )
* dia tonga amin\'ilay fanontaniana izany hoe : \"est-ce que l\'infini existe? \"
Ka raha ohatra ka tsy mi-existe physiquement ny infini ozizy elah teo, dia physiquement tsy mi-existe zany Andriamanitra (kanefa dia physiquement ny rano lasa divay, physiquement i Jesosy tonga nofo, physiquement ny zava-boary nohariana, sns ...)
:-w:-w
---------
Raha vao mitondra raisonnement siantifika no mitady hanaporofo zavatra momba an\'Andriamanitra, kanefa tsy manaiky mialoha ny zavatra rehetra ny fisiany aloha, sy ny heriny sy ny perfections-ny rehetra ho infinies, dia toa midofotra foana ihany ...

12. pissoa
(
12/04/2007 17:18)
Mety tsy (totalement) ordonne ilay ensemble fa "partiellement ordonne". Dia ao anatin'io Ensemble muni d'un ordre partiel io mampiasa lemme de Zorn ! Fa misy conditons takiana amin'ilay ensemble (non vide + inductif). Saingy rehefa mipetraka ilay definition an'ny "Dieu" dia toa tsy sarotra ny miverifier an'ireo condition ireo (asa aloha fa zah tsy nanandrana) --- andramo lap sy simp an :-D:-D:-D
13. rakaroka
(
12/04/2007 18:03)
Raha ohatra "considérable ho misy ny "Vide" dia
makà taratasy "efajoro" ohatra dia mamarita "cercle" antonontonony ao anatin'izany "efajoro" izany, avy eo "esory @ hety ilay "cercle" boribory. Dia ataontsika hoe mi-représente ilay "Dieu" iny.Raha mireprésente ny voahary ilay efajoro. Ao anatin'ilay efajoro no nisy Azy anefa mety any ivelany koa! Donc
mi-contenir ilay "Dieu" ilay "efajoro" anefa tsy voagezan'ilay "surface accessible" koa ilay "boribory ao anatiny. Ary afaka mitaratra "lafim-piainana maro à traversn'ilay boribory ao anatiny.
Fakako "eritreritra" ny tokony ho "imagen'ilay resaka eto ity:mbô "imagination " e:roll::roll::-D:-D

14. simplex
(
12/04/2007 20:59)
sao d mba izao tontolo izao less no niainga avy @ A/tra fa tsy ny mifanohitra :P
16. xxx
(
12/04/2007 21:51)
Toa karazana siansa daholo ireo resahiny ireo ka rediredy ahoana ry Fijo ?
18. nathie86
(
13/04/2007 08:11)
rakaroka tsy vôimagineko mintsy le cercle sy efajoro:). Mba asio fanazavana fanampiny r'se an:).
Misy ny olona miteny hoe tsy misy ANDRIAMANITRA fa ho entina mba hampahendry ny olna ftsny io.

19. rakaroka
(
13/04/2007 13:54)
nathie86:
rakaroka tsy vôimagineko mintsy le cercle sy efajoro:). Mba asio fanazavana fanampiny r'se an:).
Misy ny olona miteny hoe tsy misy ANDRIAMANITRA fa ho entina mba hampahendry ny olna ftsny io.
Ka araho ara-bakiteny ny nosoratako e!
1- Makà taratasy tsotra
2- manaova boribory ao anatin'iny, dia "tsoahy" izany avy eo(ilay boribory)!
Dia ny "surface" tavela @ ilay ttsy atao hoe isika vooary, ny ambiny sisa atao hoe "Dieu".
Satria milaza ny namana "etsy ambony" hoe tsy afaka hi-contenir "grande chose" ny petite élément?...Dia izay no mahatonga ny saina hanakatra sarintsary:lol: