Tsy mety tsy misy Andriamanitra

21. nathie86 ( 13/04/2007 14:18)
rakaroka marina fa tsy mandainga:D
22. rakaroka ( 13/04/2007 14:48)
nathie86:

rakaroka marina fa tsy mandainga:D


:-D:-D:-D mba koumiky koa 'nareo!:-D:-D:-D
Zavatra efa lasan'ny olona daholo ny solon'anarana
tiako natao dia teo am-pikarohana izany aho no nahatonga io "solon'anarako" io!:-D:-D:-D
23. ikaretsaka ( 13/04/2007 18:32)
rakaroka:

Raha ohatra "considérable ho misy ny "Vide" dia
makà taratasy "efajoro" ohatra dia mamarita "cercle" antonontonony ao anatin'izany "efajoro" izany, avy eo "esory @ hety ilay "cercle" boribory. Dia ataontsika hoe mi-représente ilay "Dieu" iny.Raha mireprésente ny voahary ilay efajoro. Ao anatin'ilay efajoro no nisy Azy anefa mety any ivelany koa! Donc
mi-contenir ilay "Dieu" ilay "efajoro" anefa tsy voagezan'ilay "surface accessible" koa ilay "boribory ao anatiny. Ary afaka mitaratra "lafim-piainana maro à traversn'ilay boribory ao anatiny.
Fakako "eritreritra" ny tokony ho "imagen'ilay resaka eto ity:mbô "imagination " e:roll::roll::-D:-D


tssssss manao theorian'i St Augustin tsss
24. cutie ( 13/04/2007 21:12)
http://www.youtube.com/watch?v=YwgfAVnsgHw
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076