lalao hoan'ny ankizy
1. ftma
(
09/04/2007 17:02)
Sao mba mahita lalao gasy azo ampianarina ny ankizy ianareo akoatry ny sabaka sy ny katro?
Na koa devinety kely ireny
Na koa devinety kely ireny
répondu par johnnyandri le 28/04/2007 10:51
4. ftma
(
09/04/2007 17:22)
kelly13: ahoana moa ilay vitsilia? ilay manipy silatanimanga?
Vahinala: efa nampianariko io, fa mbola 2 ihany mahay atramin'ny ara-dimy :wink:

6. Vahinala
(
09/04/2007 17:37)
ftma > Ny vitsilia eny antokotany manao azy, mamaritra carré be asiana kiefitrefitra d misy iray isaky ny efitra miambina, ny sasany manao izay andalovana eo amle efitra ary manao izay tsy hisamborana azy, mahafinaritra koa io !
7. ftma
(
09/04/2007 18:06)
vahinala: tena tsy azoko antsaina izany, ndraso andramana :wink:
pissoa: ilay fanorotelo efa natao
pissoa: ilay fanorotelo efa natao
13. Stretch
(
09/04/2007 19:22)
tantara kotro bato
sabaka ara lanitra
sabaka
ballon prisonier
biby akinamana
ze tsy mikipy tsy asiko bômbô
vitsily(efa vôlaza teo)
manosika beka(kalesa le atosika am hazo)
tandrimo
galesa
dimbazà
sôtaôtera
zè de lastika. . .

15. booboo
(
09/04/2007 20:01)
-Jomaka. Raha ankizy tsy mahay miteny malagasy dia atao @ alalan'ny tehaka fotsiny ny rythme-n'ilay raha : ta ta tatata
-Mandefa taratasy : ilay mifampitanana dia misy "handefa hafatra any @ xxx zà, any @ yyy ny lalany...lasa ny hafatra". Tsy atao hitan'ilay eo ampovoany fotsiny ny tanana mihetsika "mandefa" ilay ttsy.
-Anarana : elanelanina tehaka fotsiny. Ohatra hoe : anaranaaaaa - clap clap (tehaka 2) - voninkazo - clap clap. Mifandimby manonona anarana kaly gasy fantany ny ankizy tsirairay dia elanelanina "clap clap" fotsiny isaka zay mahavita.
-"tantara". Misafidy anarana biby na olona t@ angano malagasy na izay tiana ny isaka ny ekipa. Misy olon-dehibe iraika mamorona tantara avy @ ireo anaran'ny ekipa tsirairay ireo. Isaka ny voatonona ny anaran'ny ekipa iray dia tsy maintsy miaraka manao quart de tour hatrany izy mianakavy. Raha sendra misy tsy miodina na diso fiodinana na taraiky dia miala lé nandiso. Ny tanjona : tsy atao misy tafiala ny membres-n'ny ekipa iraika.
Mbola mahita boooooooooooobaka beeeeeeeeeeeee zà na devinety kounkou aza fa tsy haiko na malagasy na tsia ......

16. Stretch
(
09/04/2007 20:04)
biby akinamana retsy : akiafina de 27 de boka klou , de avy eo ze hita miara mitady am le boka .[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/0005.gif[/IMG]
de zé de kapôka ko retsiny ty a !
le atsipy lavitra le kapôka de le biby mandé maka an le kapôka de ny bobaka mandé miafina,
de ra vô misy hita de le we casse casse kapôka ftma :-D
tena noreveko ko io tam mbola kely klé . . .
de ra vôdaka le kapôka de le we delivré ny kapôka [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0023.gif[/IMG] de mivôka ny ambiny de le boka teo iany ny boka :cry:

18. Vahinala
(
09/04/2007 20:31)
ftma > Hitanao be ohatr'ireny polisy volera reny e, fa anaty carré be fotsiny asiana kiefitrefitra d samy miambina ny efitrany, zany hoe mizara 2 le ankizy ny sasany miambina le cage ny sasany le enjehana, d zay tratra manolo ny toerany mpiambina ndray.
Jeu de baccalauréat ko tsara sady instructif be, ohatra hoe manome litera iray A na B dia samy manome anaran'olona, anara tanàna, biby sns mifandraika amin'io litera io ary am teny malagasy, rehefa tsy hainy ilay izy ohatra d ataony am fiteny frantsay d enao no manoro azy hoe izao no dikany am malagasy.

20. ftma
(
10/04/2007 20:41)
Misaotra anareo fa tena mahafinaritra daholo, misy haiko fa misy tena mbola vaovao amiko
:-*:-*
raha mbola misy halefaso fa betsaka no tsy tadidy e