lalao hoan'ny ankizy
24. mandrindra
(
11/04/2007 17:22)
bandy sy rôla, indrindra rehefa misy an'i bao mijijy.
milalao kanery miaraka amin'ny akitsolo
milalao kanery miaraka amin'ny akitsolo
27. ikaretsaka
(
12/04/2007 02:09)
ftma:
kelly13: ahoana moa ilay vitsilia?
oay re olona e!!!:roll:
tena tokony niaraka nanao vitsilia tsika t@ mbola kely
28. ftma
(
17/04/2007 13:15)
ikaretsaka: mbola afaka milalao ka, mila mahatadidy fotsiny fa za tena adinoko hoe ahoana moa le vitsilia
Ilay mangalatra paiso aloha tsy azo atao fa aty fohykely ny paiso e de tsy azo hihaniana :wink:
Raha mahita devinety ianao de mba alefaso e
Ilay mangalatra paiso aloha tsy azo atao fa aty fohykely ny paiso e de tsy azo hihaniana :wink:
Raha mahita devinety ianao de mba alefaso e
29. Bita
(
24/04/2007 17:56)
Nankaiza i Margrity oké oké oké angaha tsy tadidinareo. Angalako vato iray, vato iray ve de mba ho ampy......sns Ny anay bal aux prisonier fa ny hariva rehefa mody masoandro no manao an'io ny ao antanana..... Fa ny moraingy tsy ratsy fa ampiadivina ny samy mpinamana hoe iza no mafy fa ny tsy anadinoiko ny fahazazana ilay mifampisintona tady mahazaka. Izay aloha :arrow:
30. johnnyandri
(
25/04/2007 07:40)
ze de clare la guerre, ze temmm, zeu rigole, zeu suis... zeu daoly izany, manao gera gera koa azo atao. Mandeha manafika tanana amin ny sachet feno vovoka dia mitondra flesy sy epee. Na manao bandy sy roll... ity koa misy iray vaovao tamiko, maka vatokely miisa 17, zaraina telo ka atao miisa telo, dimy ary fito. Olona roa no mifaninana, mifandimby manala vato amin ireo toko telo ireo ka izay tratra farany na manala vato farany no resy. Afaka manala izay isana vato tiana esorina fa indray mandeha isaky ny manala ihany. Mampiasa saina tsara.
Ny lalao iray hafa koa dia ny mandeha an-tongotra sty misy direksio...hihihi
Ny lalao iray hafa koa dia ny mandeha an-tongotra sty misy direksio...hihihi