nenylava

1. rakotoline ( 08/04/2007 11:11)
(l)tratrin'ny paska daolo ry zareo e,nenilava hono efa maty dia velona indray asa rénareo vé io,ahoana no tsy natao toy rasalama etc,sy cinema na documentaire,misaotra,mahagaga!:!:
répondu par tamberina le 09/05/2007 16:21
2. ikaretsaka ( 08/04/2007 11:49)
mbola ho avy fa miandry aloha angamba
i padre pio koa efa impiry "maty" ka velona indray
dia misy an'ireny dadarabe ireny koa!
3. sitlo ( 08/04/2007 12:19)
8O, mbola tsy naheno izany aho, dia velona hono ve izy amin'izao sa tsaho fotsiny no nahenoin-dRakoline an'izany?
4. Vahinala ( 08/04/2007 12:22)
Raha ny fahalalako azy dia amzao izy efa tena maty tanteraka, efa taona vitsy lasa zay, fa talohan'io izy efa nisy fotoana maty d nitsangana ndray efa imbetsabetsaka.
Fa le resaka maty d mitsangana io ange tena misy e, tamzay mbola niara nipetraka tam dadanay sy mamanay d misy chauffeur personnel mpanatitra anay mianatra zay, efa indroa izy no nanao izany, maty d nandrasana 2andro teo d iny fa nitsangana, ny fahatelony izy vao tena maty tanteraka, nandrasana efa ho erinandro mintsy vao nalevina. Izay no mahatonga anle fiandrasampaty ireny satria tena misy io. Fa neny Neny lava ndray toa hafa mintsy satria izy toa karazany olomasina, mahay manasitrana sns.
5. kelly13 ( 08/04/2007 12:31)
fa inn no tena nampalaza an'i nenylava e? izy lava be sa aôna?
6. xxx ( 08/04/2007 14:01)
tsy mahafeno tanteraka ny valimpanontaniana ity fa mety hampahafantatra kely ny momba an'i nenilava

http://tsodrano.free.fr/tsodrano/article.php3?id_article=85
7. fasaly ( 08/04/2007 14:43)
:roll::roll::roll:kay kay kay! velona indray ve????mampatawatsa be zany:? zà mpifanerasera tam zanaky nanilava taloha8O
8. kelly13 ( 08/04/2007 15:00)
xxx>misaotra anao :)
9. Vahinala ( 08/04/2007 15:15)
fiffi > Ka taloha ange zany izy maty d nitsangana zany fa zao izy toa efa tena maty tanteraka e, ra tsy diso a an.
10. sitlo ( 08/04/2007 15:15)
xx> fintino :lol:
11. rakotoline ( 08/04/2007 15:23)
xxx:

tsy mahafeno tanteraka ny valimpanontaniana ity fa mety hampahafantatra kely ny momba an'i nenilava

http://tsodrano.free.fr/tsodrano/article.php3?id_article=85

:-/misaotra anao fa fony kely aho no naharé an'io amin'izao fotoana nisy io voasoratra io vao tonga saina hoe:marina kay fa nahoana ary tsy mba natao reportage izy fony velona,io no mahagaga,misaotra nareo namana e(l)

12. booboo ( 08/04/2007 15:47)
Kelly13 > ié, lava ranjanana tokoa izy klou e ! ankoatra zay, izy nahazo fanomezam-pahasoavana manokana niresaka, nahita an'i Jesosy, dia nanasitranana t@ fametrahan-tanana sy ny fandroahana devoly sns. Ay, dia naminany kounkou sy nitsangana t@ maty matetika kay ankoatra ny naha mpitarika ny Toby Ankaramalaza an'azy. Zay aby no "nampalaza" azy.

Rakotoline > misy boky hafa mitantara ny momba an'i Nenilava fa tsy tadidiko tsony ny réf-ny. Any @ truc truc loterana any Dago mino zà fa misy raha maromaro momba azy...
13. kelly13 ( 08/04/2007 15:53)
booboo>efa henoko fôna t@ namako mantsy io toby ankaramalaza sy le ery ambohibao iry! i zokinay (sa i zandrinay, tsy mamzel a) toa efa nakany ankaramalaza :)
14. sitlo ( 08/04/2007 16:03)
ary ilay faminaniana hoe tantarao tsara izay naheno?
15. kelly13 ( 08/04/2007 16:07)
za kou te haheno (enfin, mba te hamaky mou zany e :))
16. Vahinala ( 08/04/2007 16:11)
za koa mbola ts naheno le faminanina fa fantatro fotsiny le hoe manao fanasitranana.
17. kelly13 ( 08/04/2007 16:15)
vahinala>mba tatarao oe ankia zany fanasitranana izany :)
18. Vahinala ( 08/04/2007 16:17)
kelly > za mbola tsy nahita maso an fa reko tantarain'ny olona, fanasitranana am alalan'ny fametrahantanàna sy vavaka hono no ataony fa tsy misy resaka fanafody mintsy.
19. sitlo ( 08/04/2007 16:21)
:-D, tsy mampitaintaina mihitsy ny tantaran'i Vahinala
20. booboo ( 08/04/2007 16:22)
Hono ahoana ara ? hihihihihi. Ny mpiandry rehefa miasa dia @ alalan'ny fametraha-tanana sy fandroahana devoly foana matetika dia zay koa no ataony satria izy mpiandry.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.069