nenylava
22. kelly13
(
08/04/2007 16:27)
booboo>d tsy mampitahotra tokou v ankia io resaka fandroahana devoly io?
23. Vahinala
(
08/04/2007 16:53)
sitlo:
:-D, tsy mampitaintaina mihitsy ny tantaran'i Vahinala
sitlo > fa tokony ampitaintaina otrany ahoana alo e, za klo mbola ts nahita maso ange hoa fa reko hoe efa betsaka mintsy no nandeha nitsabo tena tany aminy.
kelly > Tamzay nipetraka tany Soanierana Ivongo, klasy 3ème za tamzany d nisy vhv mipetraka eo akaikinay zay nietsika devoly tao d niantsoana mpiandry, zay amin'io mitsikilo fa gravy be an, mamoaka feo hafahafa be le ramatoa !
24. xxx
(
08/04/2007 17:17)
:(izay tsy mino dia aleo mihaino fotsiny ary izay mitatara aoka ho marina fa tantara mipetrakaio toy jeanne-d'arc,fa io antsika malagasy,ny tatara no hitsara e:arrow:
26. paris10
(
08/04/2007 17:41)
nahalala an'i Neny lava tokoa aho;t@ 1980 nanana zandry vavy aho,narary izy,tsy dia fantatra loatra zay aretiny,niantso pasitera, mpiandry izahay, nivavahana ny zandriko fa nisy tranga hafahafa nataony t@ zany fotoana izany,niatsara izy nefa afaka volana vitsivitsy dia niverina indray ny aretiny,zà moa mpiangona sy mpandray ny fanasan'nt Tompo ao Isotry Fitiavana, niresaka t@ pasitera Solohery Paul zahay mivady dia izy no nitondra anay sy ny zandriko tany @ Neny Lava,nametrahany tànana sy nivavahany ny zandriko,sitrana ny zandriko,nipetraka niaraka taminay mivady sy ny zanakay izy,efa nodimandry moa io zandriko io ,tsy io aretina io akory no nahafaty azy .
27. paris10
(
08/04/2007 17:46)
Neny Lava dia olona tsotra fo sy olo-marina, mpivavaka ary nahavita soa betsaka t@ malagasy zay nahalala azy,efa nodimandry izy ary tsy nahare azy nitsangana t@ maty zany aho raha tsy izany nilaza izany Pasitera Solohery Paul taminay rehetra nahalala an'i Neny Lava,t@ 1995 ny zanako no natokana ho mpandray ny fanasan'ny Tompo fa efa maty Neny Lava t@ zay!
