Zany ka toetra ratsy!

1. soanja ( 07/04/2007 21:57)
Afakomaly izany raha avy niasa aho dia namonjy fanaovam-beloma farany ho an'ity miaramila Amerikanina nitolefika noho ny hetraketraky ny politika. Zany hoe maty tany Iraq izy de namonjy izany izahay. Feno hipoka ny fiangonana. Samy marary fa sady very zanaka no very hery iray indray ny firenana.
Tezitra be anefa aho nony nivoaka ny fiangonana fa io olona be dia be koa mitazona pankarta sady miteny hoe: "Voaozona i Amerika! Maty foana ny zanany satria manaiky ny fanambadiana Gays sy ny Lesbiennes i US! Ary mbola ho betsaka ny hofaty amin'ny ho avy. Tezitra Andriamanitra. "
Hitako efa dia tsy rariny loatra izany raha amin'ny fotoana mahafeno ranomaso olona no hanaovana toetra toy izany.
Marina fa tsara ny mivavaka sy izay lazain'ny baiboly any tsy olako raha mino izany ry zareo fa mba tokony kosa mba hisy fanajana kely ho n'ireo namoy ny ainy noho ny ady.
Ny Kristianina amiko dia tokony ho modely ho an'ny firahamonina. Fa ny nataon'ireto kosa efa toetra tsy zaka mihitsy!
Inona no hevitrareo?
répondu par rinja le 21/09/2007 15:55
2. cutie ( 07/04/2007 22:43)
ka zany no atao we freako kristian koa in njay :twisted:
3. cutie ( 07/04/2007 22:51)
azafady alou ry soanja fa tsy njy no nanaovako an'le :twisted: fa le mpilanja pancarte :-D
4. soanja ( 08/04/2007 00:03)
Cutie o, Tratry ny fetin'i Paka aky injy o! :-*:-*(l)
5. paris10 ( 08/04/2007 18:26)
ka refa vory vahoaka dia eo no mihetsika daolo ny fahatezerana koa!sd ny amerikana toa vitsy ny mpino e!
6. cutie ( 08/04/2007 21:31)
Mpandefa : paris10 [ Valio ] 08-04-2007 20:26:48
Lohateny : Re : Zany ka toetra ratsy!
ka refa vory vahoaka dia eo no mihetsika daolo ny fahatezerana koa!sd ny amerikana toa vitsy ny mpino e!

betsaka ny mpino koa:lol:
7. cutie ( 08/04/2007 21:33)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 08-04-2007 02:03:21
Lohateny : Re : Zany ka toetra ratsy!
Cutie o, Tratry ny fetin'i Paka aky injy o!

njy koa tratry'ny paka
aizan ny easter basket-ko hihihii
:-*
8. ikaretsaka ( 09/04/2007 02:44)
rehefa tafahoatra loatra ilay fironana @ firehan-kevitra dia iznay ny afitsony!
rzavatra tsy tokony ho any amin'ny izy no hanehoana ilay firehana
9. ikaretsaka ( 09/04/2007 02:46)
paris10:

sd ny amerikana toa vitsy ny mpino e!
Tadidio fa firenena mpino tokoa ny amerikanina ka
amin'ny volany sy irery eto an-tany no misy hoe
"In God we trust" =Andriamanitra no ahatokisanay


10. paris10 ( 09/04/2007 16:51)
mety diso aho fa mapalahelo ihany na any frantsa aza dia toy io fona no anarararaotindry zareo anaovana grevy fa mifanampy aloha ny mpivahiny e!tsy grevy moa no tena izy fa filaharana e!
11. sakaizakely ( 11/04/2007 14:28)
Toetra ratsy tokoa

Tsy ny amerikana irery anefa fa na eto @ Serasera aza

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m461597908e6be#m461ce5b4acca8

Mpandefa : pimaso [ Valio ] 10-04-2007 16:52:13
Lohateny : Re : homo ny zanako
Raha misy andininy mahafafa ny hoe : "miteraha ka mamenoa ny tany" ao @ baiboly momba ny adama sy eva dia manaiky aho ry xxx,
sakaizakely > fa raha izay hoe tery saina, ny demony no mampalala-tsaina anareo
sipagasy > raha ny zanakao no toa an'io tsy hiréagir toy io ianao
Mankahery an'i xxx mba hitondra ambavaka le lahy tokanao fa zava-doza izany, contre la nature humaine,
aza manaiky hadalain'izay zaza 27 taona fa faizo tanteraka, aza ampandovaina raha be loha , gadrao fa sodoma fiaina,
forcero hanao mopera rehefa tsy hanambady vehivavy afaka miteraka,
omeo ahy ny adresse e-mailny hidresserko azy
,


Mpandefa : pimaso [ Valio ] 11-04-2007 10:12:21
Lohateny : Re : homo ny zanako
Sakaizakely , tolona > ny kristianina votom-pinoana tsy matahotra fanenjehana izany, i kristy aza Andriamanitra moa nenjehina maika fa ze Izaho?
Ny zanako indray dia tezaiko @ fomba kristianina tanteraka fa tsy @ henatr'olona sy fombafomban-tany ohatrin'ny an'i taranak'i Kaina....vao manomboka ity hoy izy...
Raha resaka Bandy izany tsy ampy ahy nareo raha revy fa rehefa "Voankazo voarara izany kosa aloa dia , "Helo" no miandry anareo sy ny taranakareo; any @ fikotroha-nify"...
Aleoko lavitra mivavaka tery saina toy izay aliaka fiaina toa anareo mianakavy, rehefa tsy mahita vady ny zanakareo dia mifamotora ao,
Mazotoa dia miteraha 07 lahy 07 vavy hoe le zanakareo lahy sy le sipany lahy any,
Berk!
Miverina ery ambony
Mpandefa : pimaso [ Valio ] 11-04-2007 10:34:55
Lohateny : Re : homo ny zanako
Tolona > Raha ny mba takatrin'ny saiko moa ny tianao lazaina tsy maninona koa fa tsy misy latsakin'ny doctorat fotsiny izahay 06 mianadahy, ary fier-anay tanteraka ny Ray amandRDeninay, ny 03 cadres aty France manambady ara-dalàna sy manantaranaka tonga lafatra daholo,
ny 03 Propriétaires ny Sociétéany daholo any Madagascar manambady aman-janaka tonga lafatra daholo ihany koa,
Misaotra ry Dada sy Neny nitaiza anay t@ Finoana Kristianina foana hatr@ zay ka hatr@ izao fa tena ny Hana-dRay amandReny dia toy ny tsipak'ombalahy : ka mahavoa mahafaty , raha tsy mahavoa mahafanina,
Tsy mi-existe @ vocabulaire ny famille izany terme "homohomo" anao izany ,
ka hamaranako ny teniko; raha izay no hitanao fa mahamety ny taranakao dia tohizo Andriamatoa hajaina fa malalaka ny lalana: "ATSIPY NY TADY ENY ANTANDROKY NY OMBY FA ATSIPY NY TENY ENY AMPON NY MAHALALA"
Andramo ka zahao...
Mirary an'i sakaizakely koa mba hahita homo toanan'azy ny zanany lahy,
Misaotra Tompoko o!
Veloma fa tsy ho ato intsony ny tery saina manana doctorat fa , Anareo ny sehatra....


Pimaso dia mendrimpiderana tokoa satria vao 20 taona monja dia efa manana doctorat =)) =D=D=D

Solonanarana : pimaso
Takelaka manokana (Wiki) : pimaso
Namana faha : 29395
Nisoratra anarana : 2006-05-26
Tato farany : 11/04/2007 11:58
Fanampinanarana : alexandre
Lahy sa vavy? : lahy
Taona nahaterahana : 1987
12. soanja ( 12/04/2007 00:59)
Sakaizakely> Hay ve nisy an'io tato? Mahavariana tokoa ny atao hoe olombelona.
Misaotra aky nizara.:-*:-*:-*:-*
13. cutie ( 12/04/2007 01:00)
Mpandefa : paris10 [ Valio ] 09-04-2007 18:51:35
Lohateny : Re : Zany ka toetra ratsy!
mety diso aho fa mapalahelo ihany na any frantsa aza dia toy io fona no anarararaotindry zareo anaovana grevy fa mifanampy aloha ny mpivahiny e!tsy grevy moa no tena izy fa filaharana e!

in no anararaotin-dry zareo anaovana grevy?:roll:
14. pimaso ( 17/04/2007 12:05)
Solonanarana : sakaizakely
Takelaka manokana (Wiki) : sakaizakely
Namana faha : 21047
Nisoratra anarana : 2005-11-14
Tato farany : 12/04/2007 03:13
Fanampinanarana : Mimie Mathy
Lahy sa vavy? : vavy
Taona nahaterahana : 1971
Mari-bolana : Taureau
Firenena ipetrahana : Zimbabwe
Marika postaly (CP) :
Faritany : Bulawayo
Zavatra atao : Miasa
Asa atao : mpivaro-tena, masikita sy mofogasy
Fari-pahaizana : Tsy misy
Fialam-boly : betsaka be
Fanatanjahantena : tsy ary ho tanisaina
Halava : 1m50 - 1m54
Mitady : Mpiara-miasa
Fanampiny : "Ratsy toetra, miavonavona, kizitimbelona, be kitakita, be menomenona, tia fosafosa, tsy tia mifandrairay, be zesta no sady masiaka velona noho ny vodilandimilahy... "
15. rush ( 17/04/2007 12:27)
dia maninona koa izao no navoaka eto io ry pimaso?sao dia efa mivaha koa ary ianareo izany?sa ve nahazo diploma mbola tanora dia mivadika ny hati-doha?
16. xxx ( 17/04/2007 12:29)
mampihomehy ahy ianareo fa ao no tena misy fa tsy hitanareo!:D:D:D=))=)):-$:-$:-$
17. xxx ( 17/04/2007 12:30)
rush, ka io no hita koa! efa hita fa ratsy toetra dia mbola harovana ve????
18. xxx ( 17/04/2007 12:31)
pimaso:

Solonanarana : sakaizakely
Takelaka manokana (Wiki) : sakaizakely
Namana faha : 21047
Nisoratra anarana : 2005-11-14
Tato farany : 12/04/2007 03:13
Fanampinanarana : Mimie Mathy
Lahy sa vavy? : vavy
Taona nahaterahana : 1971
Mari-bolana : Taureau
Firenena ipetrahana : Zimbabwe
Marika postaly (CP) :
Faritany : Bulawayo
Zavatra atao : Miasa
Asa atao : mpivaro-tena, masikita sy mofogasy
Fari-pahaizana : Tsy misy
Fialam-boly : betsaka be
Fanatanjahantena : tsy ary ho tanisaina
Halava : 1m50 - 1m54
Mitady : Mpiara-miasa
Fanampiny : "Ratsy toetra, miavonavona, kizitimbelona, be kitakita, be menomenona, tia fosafosa, tsy tia mifandrairay, be zesta no sady masiaka velona noho ny vodilandimilahy... "




SADY MPANDAINGA NO BE VAVA !!!
19. xxx ( 17/04/2007 12:49)
samy mpandainga daholo ny eto @ serasera e!iza no sahy milaza ny marina ny momba azy ao?io koa tsy hoe tsy maintsy milaza ny marina fa samy manao izay tiany fa aleo fotsiny mba mifanaja fa efa samy olon-dehibe e!
20. sakaizakely ( 17/04/2007 13:17)
:-D:-D:-D

voadona marina !:-D:-D:-D

marina tokoa ry pimaso sy tsimatimanota, aleo manao xxx tokoa am zay tsy rakatry ny olona le toetra tsivanona

Zé tsy faly mibotsina dia ovao zay tina ovana fa zany mampiseho tsara fa vasoka be hoe sarona ny laingabe matoa mahavita an'izao ; taranak'i losifera mahazo diploma kay mora tonga fofona :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1787