Aleo averina ny sujet fa mivoana tampoka izy izany. misy fotoanany ny zava-drehetra.Raha te haneho hevitra dia mba any amin'izay tiana asiana no asian fa tsy ary amin'ny fahoriana ary no mampiseho ny tsy fampiseho. Ho an'ireo nitondra pankarta no tiako lazaina. Ohatra hoe hanao tolona ny ao amin'ny oniversiten'Ankatso dia tsy ny namana te hibĂ´sy no korontanina fa aleo hianatra izay te hianatra. Izay te higrevy de mahazo migrevy ary tsy manimba zavatr'olona na manao fihetsika tsy voahevityra eny imasom-bahoaka. Sa ahoana hoy ianareo ?