Tsy maty am-po
1. salmo1
(
07/04/2007 17:57)
... Oh! fiainana:
Fiainana dia sombinaina nipetraka.
Tsy maty am-poko eny aky ny lasa
Malala ô! manonjanonja eh.....
SIPAKO TALOHA... Tsy lasa vadiko!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny%2Bainga/video/x1kem8_ny-ainga =((

répondu par Belami le 16/04/2008 19:31
6. mandrak
(
07/04/2007 23:13)
salmo1:
... Oh! fiainana:
Fiainana dia sombinaina nipetraka.
Tsy maty am-poko eny aky ny lasa
Malala ô! manonjanonja eh.....
SIPAKO TALOHA... Tsy lasa vadiko!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny%2Bainga/video/x1kem8_ny-ainga =((
(salmo1>misy tsy milam @ le clip lah, jereo tsara le refa mhzaka² é [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Basse_cour/lapin3.gif[/IMG] )
7. salmo1
(
07/04/2007 23:30)
mandrak: clip leisy io ah :)
Mbola tsy misy ilay zanaka, tsy marina ilay fihaonana tany Antaninarenina, tsy nisy zany vakanse tany Toamsina zany 8-) mandainga i Nyainga lah
Clip leisy io ah:°)
Fa ity kosa angamba no marina: