Tratran'ny tsy nampoizina

1. Bita ( 07/04/2007 05:18)
Salama indray isika rehetra ary mirary ny fetin'ny Paska sambatra avy. Mino aho fa misy mahay ianareo @ ity hiran'ny bakozetra: Misy ny hoe: Tratran'ny tsinapoizin'ety izaho ro mandiny............ Soava, soava, soava, soava dia e! na hoe:...... Tsara tso-drano.
Dia manantena ny valiny mahafa-po e. Biz anareo
répondu par Bita le 07/04/2007 11:08
2. Bita ( 07/04/2007 11:08)
:twisted::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0698