tiko fa miavona

1. xxx ( 06/04/2007 01:47)
Inona kay no hataoko? ra misy bandy tena tiko:-* kanefa izy tsy mba mivaky loha ahy mihintsy? fa lay joba hafa foana no adaladalainy sy sangisangiany fa tsy za:?:? de sarotiny be za mahita anazy sy lay vhv teneny foana:-w:twisted:
répondu par dongadonga le 19/05/2007 08:48
2. xxx ( 06/04/2007 02:02)
sao dia tsy fantany ianao hoe tia anazy?
3. lanissa ( 06/04/2007 02:04)
ra misy bandy tena tiko kanefa izy tsy mba mivaky loha ahy mihintsy? fa lay joba hafa foana no adaladalainy sy sangisangiany fa tsy za? de sarotiny be za mahita anazy sy lay vhv teneny foana


manaova zavatra hahitany an-dry akia fa raha mipetraka @ zao fotsiny eo ndry harary fo eo fotsiny
4. fasaly ( 06/04/2007 06:04)
:roll: tsy hoe tsy tinao lay tranga fa mitady hanana felonana enao ry xxx ka tandremo zany an!
mbo snagio izy de tsory aminy ny marina mou e!:-P
5. xxx ( 06/04/2007 08:34)
mety i salmonnele ve no entina milaza sy lazaina eto?:roll:
6. vahatra22 ( 06/04/2007 08:44)
zany nen'ny bandy: ny tia azy tsy tiany fa le mampifilafila azy foana no tiany! manin ra mody miseho tsy miraika indray lo? d hitanao eo ze tena pass ny!
7. vahatra22 ( 06/04/2007 08:47)
zany nen'ny bandy: ny tia azy tsy tiany fa le mampifilafila azy foana no tiany! manin ra mody miseho tsy miraika indray lo? d hitanao eo ze tena pass ny!
8. sakaizakely ( 06/04/2007 09:36)
inona koa no itiavana olona miavona aminao izany ? hitady loza ? dia ho ampifilafilainy eo ianao raha tafaraka ianareo fa ity aho ento ange é ! Olona hafa itodihana :P
9. nenipita ( 06/04/2007 09:44)
marina mihitsy io tenin'ny sakaizakely io. ALeo akia miandry izay olona tia anao a, izy aza efa tsy mivaky loha ko hitambitamby azy eo? farany ataony fila tsy mahita eo ianao. Sady aleo ange miaraka ami'nny olona tena hitanao fa tinao toy izay olona tinao nefa toa tsy taitra aminao e, indraindray koa mantsy ny bandy refa hitany hoe tena potika aminy de migeste lery de entiny ami'nny sangany ami'nizay ianao. Manaova zavatra tsy ahatsiarovana azy mihitsy raha azo atao aza de ataovy mihitsy izay hanalavirana tsy hifankahitana aminy matetika loatra fa tsy ho tsaronao intsony izy. Izay fa mahereza e
10. Vahinala ( 06/04/2007 10:15)
xxx > Ianao tia azy nefa izy zany mety tsy tia anao akory ko, ampijaly tena ve hila raharaha am olona tsy tia zany ? Rehefa tena te ho sur amzay eritreriny ianao d lazao azy fa tianao izy d eo fantatrao na tia anao izy na tsia fa mazava be hoe ra zany no fihetsika ataony vis à vis aminao d tsy any izy zany ary na hiaraka aminao aza izy d io nazavainy sakaizakely sy nenipitia io hoe ataony fitaovana sy lalaoviny eo ianao. Ka mitandrema ihany !:wink:
11. baliakasoa ( 06/04/2007 13:40)
@ko manokana alou d matoa izy msangy anlé sipa 1 satry accessible lé sipa fa matoa izy miavona @ndry d met ts sahy mresak izy, d matoa iz ts sa d met tia ian zan. fa pour avoir le coeur net dia tsatoy. anaovy akanjo sexy, (sexy oa fa ts vulgaire an) d mody anontanio zavatr, na ora na oe devoir na ts aiko é, ke ce ne soi pa débile fotsn. d vo mamaly dia aza msotr fa itsikio fotsn d mandehana. d jereo fa ra intéressé izy d ataony zé attiré-na n attention-ndry sinon ra tsis réaction mints d laiss tombé , il n'en vaut pas la peine. Bonne pêche ary é.
12. booboo ( 06/04/2007 13:55)
raha zà klou xxx defa nadaboko tany izy e ! lasa ôtra hoe tsy mahalala tsy tiana zany raha mbola hisisika ihany :roll:
13. kally ( 06/04/2007 15:41)
Adinoy tany izany ry xxx a!ianao anie tsy voatery ho tia ny olona rehetra tia anao,dia ohatr'izay koa io lehilahy io, tsy hoe tianao izy dia ho tia anao.Izany ny fiainana:lol:
14. lanissa ( 06/04/2007 16:40)
ra za ko alo i xxx de adaboko any zany, betsaka ny olona mety ho tianao ankoatrany
15. boubounezy ( 06/04/2007 19:06)
xxx:

Inona kay no hataoko? ra misy bandy tena tiko:-* kanefa izy tsy mba mivaky loha ahy mihintsy? fa lay joba hafa foana no adaladalainy sy sangisangiany fa tsy za:?:? de sarotiny be za mahita anazy sy lay vhv teneny foana:-w:twisted:


tsory @ fa tinao izy dé itanao eo ny réactionany dé refa itanao fa tsy té alala izy dé avelao any fa tsy anjara ngamba!:wink:


16. tynah ( 06/04/2007 19:52)
Tonga d teneno aminy ny marina eh! d hita eo zay lazainy.Nefa matoa izy sahy misangy am vehivavy hafa d tsy manana heritreritra hafa aminao izy zany satria tsy misy fatahorana anao. Mety namana no hitiavany anao.
17. lanissa ( 06/04/2007 20:29)
nefa koa ane zany vehivavy hitory fitiavana izany hafahafa iany e, fa ny fihetsikao anga no tokony hanehoanao hoe tinao izy
18. Vahinala ( 06/04/2007 21:38)
lanissa > Ohhh aza manao anzay fa tsy misy anzany tsony zao hoe vhv na lhl no miteny, na vhv aza ko rehefa tia ve tsy hiteny fa hiaritra fotsiny eo. Lazaiko andry tsara fa tamzay sy ny vadiko vao hifampisipa d efa nifanerasera be foana zay, mifampijerijery foana satria ny cousine ny namako be d tafahaona matetika zay; d samy tsy nisy nahasay nanao premier pas anefa d za leo be tonga d norohako be izy d zay zao izy lasa vadiko ko maninn !
19. booboo ( 06/04/2007 21:55)
iiiiiiii dé laozan'ny omby mihahaka eo moa raha hiandry ny hafa hanao premier truc fôna kouh !
20. sakaizakely ( 07/04/2007 07:47)
oay re Vahinala :oops: :oops: :oops:
o la mantezy
élétamorezy (l) (l) (l)
:-D:-D:-D

kamboko zany fa zany tokoa no fanaovana azy. Na ho any na tsy ho any dia tairina kely alou :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2974