tiko fa miavona

41. Vahinala ( 08/04/2007 16:19)
tanjemo aza ngo lasa ngeda loatra le taré:-D:-D:-D
42. sitlo ( 08/04/2007 16:20)
:lol:, aza hitako aza mahita ahy
43. kelly13 ( 08/04/2007 16:32)
zao za vôtery hividy fitaratra
44. sitlo ( 08/04/2007 16:40)
fakantsary vidina kah, dia aleo izahay no hiteny hoe nitombo izany an etsetra :°)
45. Vahinala ( 08/04/2007 16:56)
alaina koa ny vue de profil sy ny face amzay hita tsara:-D:-D:-D:-D
46. kelly13 ( 08/04/2007 17:29)
:-D:-D
47. Vahinala ( 08/04/2007 22:17)
:-D:-D:-D
48. tsimatimanota ( 11/04/2007 11:58)
xxx > toung de taingheno
49. Fiffi ( 11/04/2007 12:04)
nahita valiny mahafam-po hiany ve enao ry xxx ?
50. dongadonga ( 12/04/2007 19:20)
hiiii hiiiiihhh :-D:-D
51. tynah ( 12/04/2007 20:18)
efa hoe tonga d teneno fa refa tsy tia ve izy , efa mba fantatra aloha zay ao am pony ao am zay ndry mba tsy miandry an'i koto kely eo fotsiny.Zah efa tratran zany fa ton dé noteneniko!!! zah zao manin sah manin nanao an zany??? tsy maha menatra zany akia ah!!! amiko alouh eh.:-*
52. wooda ( 25/04/2007 23:41)
rehefa miavona any izy avelao sady @zay koa mampiseho @ masonao eo fa manadala olona hafa any, ianao indray ve no harary fo @ny eo nefa izy tsy miraharaha?

Maro be ireo bandy (tena milay) miambina anao any ambadika any!
53. wooda ( 25/04/2007 23:58)
azafady fa somary mafy toraka izany ilay nalefako teo!

Zao fotsiny, "Qui ne tente rien n'a rien", raha matoky tena ianao fa misy hitiavany anao de tsy maintsy hivadika aminao ihany izy satria izahay bandy de matahotra foana raha toa ka we misy olona tia anay izany!
Anontanio mazava fotsiny izy we raha poinse @nao izy na tsia ohatra, de mety ho hitanao eo izay fihetsiny!

Tsy "pro" akory za manoratra eto fa zvtr nandalo t@ fiainana ihany io, samy nandalo t@io daolo aloha raha ny fahaizako azy!

biz de mazotoa!
54. Fiffi ( 26/04/2007 20:54)
wooda:
Maro be ireo bandy (tena milay) miambina anao any ambadika any!
f'ita hoa eh !


55. diamondra27 ( 27/04/2007 12:35)
kelly13:

ny oul miavona hono matetika ratsy taré hahahahaha



de ny bandy bogosy matetika PD
56. xxx ( 28/04/2007 03:08)
kelly13:
ny oul miavona hono matetika ratsy taré hahahahaha
i kelly13 aza hitako sondenda be, tsa mba misy hilaivana azy knefa miteny olona


Hoy salmo1

Rehefa manaratsy olona dia misehoa.

Nahitsin'i hery
novalian'i xxx ny 28/04/2007 21:56
57. kelly13 ( 28/04/2007 20:10)
xxx>ka inona ny olanao ra sondenda b za? misy mahasahirana? nisy olona en particulier noteneniko nga? ary maninona no miafina? satria efa mpiresaka amiko fa d te hanaratsy oul d miafina? mba mijoroa @ maha anao anao fa aza miafikafina e! :wink:
58. kelly13 ( 28/04/2007 20:14)
xxx>misaotra anao klou nanome ny hevitrao e! domazy enao miafina, nefa azoko antsaina iany oe iza ianao @ alalan'ny fomba fanoratrao hihihi
59. Zina ( 29/04/2007 03:57)
io kelly13 a :wink:
60. kelly13 ( 29/04/2007 15:22)
zina>efa azoko antsaina ka, hihihi!!!

salmo1>fa maninona no dia miafina aza e? tsy hitako ange ny olana ra mahita ahy ho sondenda ianao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.149