Tratran'ny coup de foudre t@'na mpivarotena
1. BOYSGOSS
(
05/04/2007 10:52)
Tantara tena misy ito ary bandy akama no tratrany ka hifampizarako @nareo:Ra sendra niodina teny @ indra zay 3 mtsam de gaga tampoka zao sy ilay namako fa naka Kwaitra lery nefa tsy fanaony. Jerenay ka tena mlay kely kosa ilay izy.Afaka 2 jours gaga izahay fa nentin'lery tany @ tranon'ilay kwaitra ,ary tena tsy ahiko e,Za mieritreritra hoe ra fanehoana fitiavana de tsy mba misy ohatra ahy sy ny malalako fa jereko fa mbola tena voandrizareo izahay. Tena nanarinay lery f saingy tsy azo ahodina ny havaliny anay.
Tiako izy tahaka ny hitiavanareo an'i N...sy V...
Ka mba omeo hevitra mafonja mba hanampina azy
BOYSGOSS MPIKAMBANA TSOTRA MAFINARITRA BE.:):):)
Tiako izy tahaka ny hitiavanareo an'i N...sy V...
Ka mba omeo hevitra mafonja mba hanampina azy
BOYSGOSS MPIKAMBANA TSOTRA MAFINARITRA BE.:):):)
répondu par wooda le 17/04/2007 19:02
2. nikopol
(
05/04/2007 11:03)
aiza kosa ny olana ry Boysgoss ?
na kwaitra ary nge dia manana zo hahazo coup de foudre e :lol: aiza kosa de ho coup de fouet foana
na kwaitra ary nge dia manana zo hahazo coup de foudre e :lol: aiza kosa de ho coup de fouet foana
3. dadie
(
05/04/2007 11:34)
hoy i nikolop
:lol: :lol:
hoy i boysgoss
ra za enao d nananatra am maha namana nefa tsy noenoiny d avelao amizay aza mi 1siste satria ra indray andro any mety ny fiarahanjareo d ianao io no when b voalohany eo ,ra hivady ry zareo tsy ho menatra v enao oe nety iany léééééééé
ho very namana ianao ra tantarainy am vadiny ny fisakanao ny fiarahany d ho teneniny tsy iresaka aminao koa ny namanao
zay ny eritreritro fa ny fo anie tsy mijery ze itotonany e,za zoa :tany ampianaranay talo nisy bandy faran'izay nandreraka ahy fa mpanejika veivavy d nataonay resaka tao ampianarana mihintsy ,inona ny zavatra nipotra 1 an fotsiny :za no niaraka taminy donc itanao amizany lé fo :lol:
na kwaitra ary nge dia manana zo hahazo coup de foudre e aiza kosa de ho coup de fouet foana
:lol: :lol:
hoy i boysgoss
Tena nanarinay lery f saingy tsy azo ahodina ny havaliny anay.
ra za enao d nananatra am maha namana nefa tsy noenoiny d avelao amizay aza mi 1siste satria ra indray andro any mety ny fiarahanjareo d ianao io no when b voalohany eo ,ra hivady ry zareo tsy ho menatra v enao oe nety iany léééééééé
ho very namana ianao ra tantarainy am vadiny ny fisakanao ny fiarahany d ho teneniny tsy iresaka aminao koa ny namanao
zay ny eritreritro fa ny fo anie tsy mijery ze itotonany e,za zoa :tany ampianaranay talo nisy bandy faran'izay nandreraka ahy fa mpanejika veivavy d nataonay resaka tao ampianarana mihintsy ,inona ny zavatra nipotra 1 an fotsiny :za no niaraka taminy donc itanao amizany lé fo :lol:
4. xxx
(
05/04/2007 12:14)
toro hevitra boysgoss:
ra tinla everindalana io akama nla io de za atao
-ndana mihodona miaraka @ io sipa gonka io de atovy fantany nedala....
ra tinla everindalana io akama nla io de za atao
-ndana mihodona miaraka @ io sipa gonka io de atovy fantany nedala....
5. sitlo
(
05/04/2007 13:05)
Vakio ilay boky "menarana" fa izay mihitsy ny foto-dresaka tao.
raha tsy tia hamaky dia ny fiafarany fotsiny dia mahafehy azy> namono tena ilay sipa
raha tsy tia hamaky dia ny fiafarany fotsiny dia mahafehy azy> namono tena ilay sipa
6. Vahinala
(
05/04/2007 13:34)
Ka anga kosa moa izy re d hoe refa mpivarotena d tsy olombelona an, mety tsy fidiny hoazy ange ny manao izany e, betsaka ny tanora amzao fotoana tsy an'asa no sady tsy mahita asa nefa hiaraha mahalala ihany ny hasarotampiainana, malgré ny maha mpivarotena azy manana ny toetra mba maha izy azy koa izy dia mety izay no hitiavan'ilay namanao azy ary mety tena mifankatia zareo, ra za aloha d tsy manome tsiny anle namanao e, ny fitiavana tonga hoazy ary tsy misy mahasakany azy.
7. sitlo
(
05/04/2007 13:55)
Na jereo koa le resak'i Prof. Ratsimamanga momba ny mpivaro-tena.
Na koa, nisy gazety izay navoakan'ny mpianatry ny ESSA (agro eny Ankatso), nilaza autobiogaphy an'izay sipa vao lasa nivaro-tena izay.
Na koa, nisy gazety izay navoakan'ny mpianatry ny ESSA (agro eny Ankatso), nilaza autobiogaphy an'izay sipa vao lasa nivaro-tena izay.
9. nikopol
(
05/04/2007 14:38)
tsy itako ze idirana amin'io kozy io, ilay bandy nge efa nahalala hatramin'ny voalohany fa kwaitra ilay sipa e ! resaka tsisy fitaka ilay izy. ohatran'i pretty woman ihany !
ny zavadehibe de amoureux ilery aty tsy nofitahanle sipa izy ...
ny zavadehibe de amoureux ilery aty tsy nofitahanle sipa izy ...
10. poly
(
05/04/2007 14:56)
fitiavana marina ka tsy mifidy hiantefana,amiko lo adidin'ilay namany no miteny eh,mananatra azy,zao ange,ra @ fo tsy miangatra ah,ataovy hoe zanakao lahy ilay tafiaraka @ oul otran'izany,de tsy hiteny ve ianao fa ozy ianao hoe,iny no safidiny de aleo haoano zay saipatany eo,adidy no miteny sy mananatra fa an'ilay bandy no tompon'ny teny farany, ary mino marimarina kokoa aho fa na io zaza vavy zay hatao hoe mpivarotena io aza mbola hananatra ny zanany ra sendra zavatra otran'izany,iza no tsy tia ny azy hanana ny soa kokoa,za tsy manao hoe tena tsy izyz any miaraka @ mpivarotena zany ah,refa zay no anjarandry zareo de zay zany no mahasoa hitan'Andriamanitra amindry zareo!!!
11. nikopol
(
05/04/2007 15:07)
za, efa nahita, nisy bandy namanay izay niaraka tamin'izay sipa zay, io sipa io dia miodina etsy sy eroa, fa isaky ny boumm dia manodina bandy, ary efa hainy tsara koa ny mapiresaka. Nony niaraka ry zareo dia be dia be no niteny ilay bandy hoe : elà ve iaraka aminy sisana kôfa rehetra izao? Ny train sisa no tsy nandalo tao sy ny sisa ... fa tsy norarahin'i lery ilay izy fa nivady ihany ry zareo...
Taty aoriana, ireo kôfa hafa niseho nananatra maro no nisaraka sy ny sisa, lasa mamolava ets ets ... fa ry zareo tamin'ny hitako farany ... dia niteraka maro ( fito lahy sy fito vavy )ary hitako fa milamina tsara ... fara faharatsiny azo ampitahaina amin'ny hafa ny fahasambarany ...
azon'ny namana atao tsara ny mananatra ka ... fa rehefa tsy tantin'lery nge io na misy mananatra na tsia hialany pas foana e !

12. poly
(
05/04/2007 15:22)
marina mintsy zany,zay nge wa le lazaiko etsy ambony hoe le bandy foana no tompon'ny teny farany eh,na iza hiteny na iza hananatra na ny RAD aza,lery ihany io,fa fotsiny we mila mahatsapa ny tena ilainy ilay kofa de ok!!!
13. rose
(
05/04/2007 15:49)
xxx:
toro hevitra boysgoss:
ra tinla everindalana io akama nla io de za atao
-ndana mihodona miaraka @ io sipa gonka io de atovy fantany nedala....
Ianao kosa klouny dia tena RATSY SAINE @ io hevitrao io e!:evil:
14. rose
(
05/04/2007 15:59)
Niverina za ry zareo dia hiteny hoe zay tokoa ve le hoe anjara e! Tsy haiko aloha fa izay tia adala hono e! Ary na fefen'ny saina aza dia tsy heken'ny fo. Mety izay kosa no hampiova an-drazazavavy o! Tsy aleo ve razazavavy mba hiova famindra :?: Omeo chance ry zareo fa aza dia sahiran-tsaina e! Aleo ny fiainany no hanome ANATRA hoa azy o!:D
15. dadie
(
05/04/2007 16:04)
hoy aho
d jereo tantara hafa nefa mitovy veivavy samy niodina notantarain'i nnikolopol
itanao amizao ary ry boysgoss fa possible lé cas noteneniko:P
ra za enao d nananatra am maha namana nefa tsy noenoiny d avelao amizay aza mi 1siste satria ra indray andro any mety ny fiarahanjareo d ianao io no when b voalohany eo ,ra hivady ry zareo tsy ho menatra v enao oe nety iany léééééééé
d jereo tantara hafa nefa mitovy veivavy samy niodina notantarain'i nnikolopol
Taty aoriana, ireo kôfa hafa niseho nananatra maro no nisaraka sy ny sisa, lasa mamolava ets ets ... fa ry zareo tamin'ny hitako farany ... dia niteraka maro ( fito lahy sy fito vavy )ary hitako fa milamina tsara ... fara faharatsiny azo ampitahaina amin'ny hafa ny fahasambarany
itanao amizao ary ry boysgoss fa possible lé cas noteneniko:P
17. Solitikabe
(
05/04/2007 17:48)
Tena somary manahirana aloha no mihevitra hoe nanambady mpivarotena ny namana, nefa ny vahiny mandalo matetika dia manambady an'ireny.
Fa na izany aza dia ny vavan'ny olona no tena mandreraka.
IZaho dia variana mihintsy amin'ireny mpilalao paorinao ireny, nefa dia manambady daholo ny ankamaroany.
Fa na izany aza dia ny vavan'ny olona no tena mandreraka.
IZaho dia variana mihintsy amin'ireny mpilalao paorinao ireny, nefa dia manambady daholo ny ankamaroany.
18. nikopol
(
05/04/2007 17:54)
za zao manambady aradalana nefa somary pôripôrina ihany rehefa milalao koa :-D:-D:-D
19. lemenakely
(
05/04/2007 18:42)
ny an'i MAMY GOTSO ity izany e! Any misy fomba hafa misy fomba hafahafa any izao lasa môdely e! bandikely manambady MAKORELY!!!...
20. fijo
(
05/04/2007 19:14)
tsy itako ny olana ,tsy aleo ve izy tara amin'ny olona mivarotra ny azy,toa izay tara amin'ny olona mivarotra ny tsy azy fa halatra????