Tratran'ny coup de foudre t@'na mpivarotena

21. rush ( 05/04/2007 19:47)
zany ange hoa e!
22. lanissa ( 05/04/2007 19:54)
izy no tiany re de avelao izy hahita ny ze ho hitany eo rehefa miaraka aminy, tsy hay terena ny fo ho tia na koa hoe hankahala...:)
23. nathie86 ( 10/04/2007 09:13)
aleo izy iaraka refa iny no tiany eh. Ny olona koa ane nefa sakanana de vao maika izy te hiarka @ fôna eh. Refa tsy miteny tsony nareo de mety ho itany eny ihany hoe tsy mety ny couplenay. Ra hoe hiova alou le sipa de mety ho sarotra iany eh satria tananà zatra mitsotra ka tsy afaka ivokona intsony eh nefa mety ho lasa pretty whoman marina an.:)
24. pimaso ( 10/04/2007 13:29)
Manahirana be io resa-pitiavana io ry zalahy a!
aleo an'azy ny azy marina mafy e!
Tena marina koa ity, sipa iray avy nanaovana bandy maromaro partouze,
dia novadian'ilay bandy nanao taminy farany le sipa, fa tena manjary sahirana le bandy akama rehetra avy eo satria, ny sipa hafahafa le bandy tena tia,
dia Aleo ny fitiavana no hanjaka n'inona n'inona nitranga,
misaotra boysgoss
25. wooda ( 17/04/2007 19:02)
inona kay no maha samy hafa ny bandy maro sipa @ vehivavy maro lehilahy?

Lehilahy ihany ny tena fa mba manontany tena ihany indraindray! tsy mba "hypocrite" loatra ve isika lehilahy ireto?

:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3953