verjine
1. xxx
(
02/04/2007 23:21)
Firy taona ny vhv de efa tsy veri intsony?
répondu par ktsif le 09/07/2007 11:47
3. pissoa
(
03/04/2007 08:50)
refa mahita lalana na refa misy olona mahita lalana miaraka aminy :-D:-D:-D
Fa tsy very refa mankaiza alou zany e ? :roll:
Fa tsy very refa mankaiza alou zany e ? :roll:
4. Vahinala
(
03/04/2007 09:14)
Rehefa te hanao izy na firy taona na firy d afaka manao tsy virja tsony, ko anga io musy taonany fa miankina amle olona ihany.
5. sipagasy
(
03/04/2007 10:19)
mmhhh miditss ato @ resa-behivavy injay i xxx :-*annn hihihi, aleo ny saina no hitondra an'io ry xxx annn, fa ny azoko lazaina kosa dia ny hoe aleo rehefa tonga taona "majeur", mba tsy hisian'ny olana e!;-)
6. booboo
(
03/04/2007 10:22)
:-D:-D:-D:-D efa mahay mamaky plan = t@ nianatra nanoratra dia tsy veri tsony :-D:-D:-D
ié
aleo rehefa tonga taona "majeur", mba tsy hisian'ny olana e!
ié
11. jhouhlambout
(
04/04/2007 11:36)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/fais-une-recherche-95.gif[/IMG]
14. veromanitra2
(
08/06/2007 11:16)
:P:P:PRefa vonona ny sainao sy ny eritreritranao de mety le izy fa aleo kosa aloha refa majeure eh!hihihhihih:P:P:P:P:P:P
15. Jeankely
(
11/06/2007 06:08)
Ny bandy koa tsy manontany izany fa ny tsy tantin'ny bandy kosa raha ny resakareo hoe 1er amour e, tsy adino e nefa ny bandy no vadianareo. Maninona tsy nijanona tany. Ny tiako lazaina dia na ahoana na ahoana ka tsy misy fiatraikany amin'ny fiarahanao amin'ny vadinao dia tsy misy dikany. Fa raha tsy ny vadinao kosa no hotroninao fa ny 1er amour no nofinofisinao dia azafady fa tantara be io.
16. ktsif
(
09/07/2007 11:47)
:isika ihany no tompon'ny mofo ka mahaiza misafidy hoe omena an'ia ilay izy sao dia omena alika ka efa lany vao manenina 8O8O8O