ony wa?

1. boubounezy ( 02/04/2007 21:46)
ny iza no atao wé secta @ reto?
KATOLIKA
PROTESTANT
BAHIA
EVANGELIQUE
ASEMBLEE DE DIEU
PENTECOTISTE
ADVENTISTE
JESOSY MAMONJY
PENTEKOTISTA JESOSY MAMONJY
FIAINANA AO @ KRISTY
ARAMPILAZANTSARA
TEMOIN DE JEHOVAH
SATANIQUE
ANTI CHRIST SNS..... REO ALOU NO TADIDIKO FA MBOLA MISY BETSAKA BE TSY VOTAISA



répondu par imboa le 27/04/2007 13:30
2. Vahinala ( 02/04/2007 22:08)
Ny atao hoe sekta hono araka ny henoko d hoe izay miala amlay fivavahana nifanarahana hatry ny voalohany ka tsy manaiky na manova ny fombafomba atao sy ny finoana na ny fomba fivavahana, misy ny olona milaza hoe ny protestanta no sekta voaloany nefa d tsy haiko marina hoe ahoana ny mikasika izany, za aloha dia protestanta iringiriny anefa.
3. ikaretsaka ( 02/04/2007 22:34)
rehefa manimba ny tenanao sy ny fiainanao sy ny ny manodidina anao ilay izy sy mahatonga anao ho borné de zay no tena sekte
4. cutie ( 02/04/2007 23:16)
ny secte hono
group na oul vitsivitsy zay mivorivory ary tsy mitambatra @le religion manana fiangonana be reny ( ohtra katolika, protestant), fa mitokana sy misaraka @ fiangonana.
jesosy mamonjy hono secte taloha, t@ ry zareo tsy nanan fiangonana lehibe sy nahasarika oul bdb .:lol:
5. cutie ( 02/04/2007 23:17)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-04-2007 00:34:00
Lohateny : Re : ony wa?
rehefa manimba ny tenanao sy ny fiainanao sy ny ny manodidina anao ilay izy sy mahatonga anao ho borné de zay no tena sekte

tsy voatery ho izay :lol:
6. ikaretsaka ( 02/04/2007 23:46)
fa ny ahalalana ny olona hoe secte izy izay de izy Borné
7. cutie ( 02/04/2007 23:48)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-04-2007 01:46:20
Lohateny : Re : ony wa?
fa ny ahalalana ny olona hoe secte izy izay de izy Borné
:lol:
8. boubounezy ( 03/04/2007 01:23)
ra ny falalako ny teninao zany karetsaka dé zé borné retra dé secta dôly na t@ zavatra hafa aza ny navou azy tsy mazava tsara???????:^)
9. rabilabila ( 03/04/2007 02:10)
'Kory aby:

Vo nahita ilay titre aho dia tonga ilay hira e!!!

ony wa an'iza wa
'reto ôtômôbila amin'ny fran'ny herinandro e!!
ony wa an'iza woa
manaloka Tambanivohitra.
........................
.......................
.......................

Tsy haritro intsony fa miala tsiny e!!!

:-D:-D:-D:-D(l)
10. cutie ( 03/04/2007 02:28)
tsy mba haiko zany hira zany:lol:
11. Fiffi ( 03/04/2007 05:22)
http://prevensectes.com/sectinfo.htm
http://atheisme.free.fr/Themes/Sectes.htm
http://www.ac-amiens.fr/etablissements/0020059d/spip_ecjs/article.php3?id_article=72
http://www.psyvig.com/default_page.php?menu=32&page=6
12. pissoa ( 03/04/2007 05:34)
boubounezy:

ny iza no atao wé secta @ reto?
KATOLIKA
PROTESTANT
BAHIA
EVANGELIQUE
ASEMBLEE DE DIEU
PENTECOTISTE
ADVENTISTE
JESOSY MAMONJY
PENTEKOTISTA JESOSY MAMONJY
FIAINANA AO @ KRISTY
ARAMPILAZANTSARA
TEMOIN DE JEHOVAH
SATANIQUE
ANTI CHRIST SNS..... REO ALOU NO TADIDIKO FA MBOLA MISY BETSAKA BE TSY VOTAISA





Miankina amin'ny reference !
Raha oharina amin'ny fivavahana nanjaka taloha kelin'ny nahatongavan'i Jesoa dia sectes daholo ny fiangonana Kristianina rehetra (na Kato na Protestant ...).
Raha oharina amin'ny Katolisisma tamin'ny fotoanandrony dia sectes ny Protestants sy ny hafa.
...
Dia toy izany koa raha misy ny "tendances sectaires" amin'ny finoana hafa tsy Kristianina.

:-D:-D:-D
13. randry ( 03/04/2007 06:24)
Salut daholo,
Sendra hitako le foto-kevitra dia niditra aho, ho an'ny frantsay ohatra, ny sekta dia ny lalàna no milaza hoe izy sa tsy izy, zany hoe vao misy fikambana-pivavahana misoratra amin'ny fanjakana zany ka te hijoro ao france dia tonga dia tsarain'ny lalàna hoe sekta ve io sa tsia,
Ny any amitsika koa angamba ohatran'izany ihany, asa!!??? satria fikambanam-pivavahana daholo mantsy ireny ary misoratra amin'ny fanjakana raha ny tokony ho izy

-------------------
Liana Madagasikara (liana-mada.com)
-------------------
14. prime ( 03/04/2007 08:22)
pissoa:
Miankina amin'ny reference !
Raha oharina amin'ny fivavahana nanjaka taloha kelin'ny nahatongavan'i Jesoa dia sectes daholo ny fiangonana Kristianina rehetra (na Kato na Protestant ...).
Raha oharina amin'ny Katolisisma tamin'ny fotoanandrony dia sectes ny Protestants sy ny hafa.
...
Dia toy izany koa raha misy ny "tendances sectaires" amin'ny finoana hafa tsy Kristianina.
... Mitovy hevitra tanteraka... ampiako kely fotsiny hoe tsy resaka fivavahana ihany no misy sekta fa na ny politika, na ny ara-ekonomika dia misy sekta aby...

Ka tsy misy afaka eo na dia iray aza raha hifanondro hoe iza no sekta... fa na i Jesosy Kristy aza dia sectaire t@ fotoan'androny, ny katô t@ fotoan'androny, ny protestanta t@ fotoan'androny...
15. kelly13 ( 03/04/2007 08:24)
fa tsy maintsy hoe "antoko-pivavahana" v ny sekta?
16. Vahinala ( 03/04/2007 09:07)
kelly, ie ko miala am antokompivavahana iray lehibe izy ohatra fa nisy zavatra ts tiany d tiany hovaina, d lasa izy manorona antoko hafa ndray
17. kelly13 ( 03/04/2007 09:25)
:oops: heveriko fa hoe tsy antoko pivavahana fotsiny mantsy! ny franc macon v sekta?
18. rakaroka ( 03/04/2007 10:54)
Noheveriko fa izay manana idée "manatsinjara-manavaka" manifika ny hafa oui sectaire no "secte",
fa dia relatif marina araka ny fijerin'i Pissoa hoe
Misy ny "historique"... Donk toutes églises réformées
rehetra dia azo heverina ho "secte" saingy matoa misy ny fanavaozana asa nisy FM ve nitondra izany?
Fanahy Masina no tiako resahina fa tsy fanahy maloto an8O:?:
19. boubounezy ( 03/04/2007 12:00)
aleo dé lé wé secta dôly zany reo retra reo e! marina lé teny tetsy ambony wé tsisy ifandoro reo.
sarotra bé kou mou ny ikritika ny any hafa e!:lol:
20. simplex ( 03/04/2007 12:20)
ika:
fa ny ahalalana ny olona hoe secte izy izay de izy Borné
ary le hoe born again :?: ireny ve tsy hoe vita batemy/batisa ihany sa ahaona e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3041