ony wa?

21. simplex ( 03/04/2007 12:22)

valin'ny fanotanian'i bbnz d zao:

ny tsy mivavaka no tsy sekta indrindra satria tsy nivavaka ny olona t@ voalohany indrindra ;-)^:^^:^^:^
22. boubounezy ( 03/04/2007 12:24)
ary tsy afaka aminao mintsy mantsy ry simplex zany resaka borné zany an! sô dé mba efa be lotra ary ny borne any @nareo any ka lasa borné fona zé volaza retra???=))=))=))
23. simplex ( 03/04/2007 12:31)
ra tany tsy vita borna kosa no asiana fiangonana d siora fa sekta izay :°):-D:-D
24. boubounezy ( 03/04/2007 12:48)
simplex :-D:-D:-D:-D tena marina:-D:-D:-D:lol:
25. ikaretsaka ( 03/04/2007 12:54)
Amiko rehefa tsy manimba ny maha ianao anao ilay izy ary tsy manakorontana ny fiadanam-po anao sy ny fivelaran-tsainao dia tsy mampaninona ahy loatra ny maha secte sy tsy secte azy.

saingy ny ankamaroany sy mampalahelo amin'Izy ireny manko dia:

ilay izy mamotika tanteraka ny maha ianao anao. Ilay terena indirectement ianao ohatra mba hizara depliants sy boky eraky ny lalana , na hampiresaka olona, hivazavaza ery ampovoan-tsena, dia ao koa ilay hoe izao no zavatra azo sy tsy azonao atao. potika ny fifandraisanao amin'ny manodidina anao, ny asanao fa very fotoana any fotsiny ianao , ny fianakavianao aza lasa tsy voakarakaranao intsony
Dia ianao manao an'ilay izy dia tsy conscient amin'ny zavatra ataonao intsony akory rehefa halalinina

Tsy hita mivelatra sy mivohitra mazava hoe inona ny tena asa fanampiana sy asa fanasoavana ataon'ilay "antokom-pivavahana" indrindra eo anivon'ny fiaraha monina fa dia ny hisintona sy ny haka volan'ny mpiangona fotsiny no tanjona nefa tsy hita hoe nankaiza ireny vola ireny. (nisy sekoly nitsangana ve?, centre sociaux ve, fanampiana ny mafy ady ve?... )
Tokony handeha koa manko ny ara batana miaraka amin'ny ara panahy fa manjary mandeha ilany ohatran'ny kiraron'i Beminah

Ilay mpivavaka rehefa avy eo dia tsy azonao kianina na mba tenenina na hanarina mihitsy fa raha vao mifanohitra amin'ilay heviny dia "hevitr'i satana sy antikristy"

dia indraindray rehefa te hanao an'ilay zavatra eritreretin'ny sainy fa voarara izy dia miafina be (ilay zavatra tiany an.. fa menatra izy mijoro sy miseho hoe manao ilay izy)
--> ohatra tsy lavitra fa ato @ forum fotsiny: miova pseudo izy rehefa hitsidika ny resaka any @ resak'olondehibe ohatra.. dia avy eo izy faly ery miteny hoe nareo atsy ambadika manao an'zao nefa mba mpivavaka ihany, taiza no nahitany an'izany raha tsy tany izy?? =))

Dia ny tena mahonena dia misy ary betsaka mampiasa ny baiboly ho lasa fitaovana hanaovana ilay fanjanahan-tsaina. :cry:

Ny fanafodiny: mila miala sy misintaka kely kely foana aloha ianao matetika, dia mametraka ny tenanao ivelan'ilay organization, dia eny ianao no mandinin-tena samirery hoe aiza ho aiza ianao eo anivon'izao tontolo izao. (io ilay examen de conscience sy exercice spirituelle)
io ilay hoe mivoaka ivelan'ny baorin'ny taninao dia mijery azy avy lavitra
26. boubounezy ( 03/04/2007 13:08)
ikaretsaka tena zay mintsy ny tena izy marina tena mazava tsara mintsy io vôlazanao io mésiii!!=D^:^
27. rakaroka ( 03/04/2007 15:56)
Ikaretsaka ô! voaray lé toriteny fa misôtsa e!
:-D:-D:-D^:^^:^^:^
28. ikaretsaka ( 04/04/2007 00:22)
zafady re fa lavalava e.. fa tsy tafita ny hafatra raha tsy izay
29. fijo ( 04/04/2007 22:17)
sekta daholo ireo taloha.na ny katolika io aza sekta io taloha.fa avy eo neken'ny fitondram panjakana ilay izy de lasa tsy nantsoina intsony hoe sekta.
dia ny protes indray no lasa sekta,de neken'ny britanika io ka lasa tsy izy intsony.de ireto sisa indray aloha "izao"no sekta,fa aoriana io mbola hivadika ho tsy izy intsony.ka aza manenjika sekta ianareo fa efa tao no niala
30. ikaretsaka ( 04/04/2007 23:05)
ela ko tokony manangana sekta ry fijo ka.. kozy e
31. fijo ( 05/04/2007 21:11)
ndao letia,fa sosy anie io e.sady mahazo sipa no be sosy
32. prime ( 06/04/2007 12:00)
kelly13:
heveriko fa hoe tsy antoko pivavahana fotsiny mantsy! ny franc macon v sekta?
... Izay no lazaiko hoe maro ny karazana sekta fa tsy ara-pivavahana na ara-pinoana ihany...
33. paris10 ( 06/04/2007 12:53)
ka zao koa:ny sekta dia mitory tanteraka ny baiboly,ary tena lavorary anie zany, mahay mivavaka,mahay zvtr maro tsy tanisana fa sekta!ary ny finoandry zareo mafy an!mahay manao "lavage de cerveau" be ry zalahy!ary raha dinihina dia lavage de cervelle no tena hainy e!
34. prime ( 07/04/2007 06:45)
paris10> Sendra ny sekta ratsy ianao izany raha izany hitanao izany, fa misy ny lazaina ho sekta tena manana aim-panahy sy mamelona ny fanahy mihitsy ary miaina feno ny fifohazanm-panahy araka an'i fiainana ao amin'i Jesosy Kristy mihitsy...
35. paris10 ( 07/04/2007 10:16)
prime:zà nge tsy mandà oe tsy mivavaka sy manaraka ny fiainan'i krtisty ny sekta e!ny sectka no tena mpivavaka indrindra hitako, misy araka ny lazainao oe ratsy fa mamboitry ny olona,ary tena manataka be zao,manararaotra,
36. karinah ( 07/04/2007 21:03)
cutie:

ny secte hono
group na oul vitsivitsy zay mivorivory ary tsy mitambatra @le religion manana fiangonana be reny ( ohtra katolika, protestant), fa mitokana sy misaraka @ fiangonana.
jesosy mamonjy hono secte taloha, t@ ry zareo tsy nanan fiangonana lehibe sy nahasarika oul bdb .:lol:

cutie::-D:-D:-D:-D:-D


37. karinah ( 07/04/2007 21:09)
cutie:

tsy mba haiko zany hira zany:lol:
cutie>hihihihihihihihi


38. imboa ( 27/04/2007 13:30)
bjr à tous,
ny tena marina ny terme secte dia ampiasaina irery iany ao amin'ny baiboly,
mpitondra fivavahana amzao iany no namoaka azy au grand public mba hiarovana ny azy fa hanaratsiana ny hafa,
fa ny tena fanazavana ny secte dia izao, olona nino an'Andriamanitra sady manompo Azy araka izay ambaran'ny baiboly azy, ary koa kristiana mino an'i Jesosy Kristy)... teo aloha(rehefa fivavahana kristiana zany dia tafiditra ao) nefa niala tamin'io finoana io izy fa niverina nanompo sampy, na nivadika silamo oh, na bodhiste, na izay mety fivavahana tsy mino an'Andriamanitra, izany no dikany
fa ilay hoe fivavahan'ny Apostoly no nisy taloha, avy eo nisy ny katolika romana, dia nisy olona niala tao de namorona protestantisma, de nisy niala tao de namorona zanany kely be dia be hatramin'izao, ireny dia réforme no ilazana azy, izany hoe mahita izy fa misy tsy mety ao amin'ilay fiangonana misy azy dia te hanorina hafa izay heveriny ho mifanaraka amin'ny mety izy, ary ho an'ny sasany dia mifanaraka amin'ny baiboly, sns.
ny marina izany ireo lazaina secte amzao dia tsy secte no ilazana azy fa eglise réformé, fa raha lazaina ho secte ireo dia tsy mety fa lasa secte koa hatramin'ny fiangonana katolika romana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1053