tononkira
1. rakoly
(
30/03/2007 16:18)
mba mitady ny tononkiran'i(bodo&poopy) mitondra ny titre hoe MIDLEY.Azafady
répondu par saroun le 05/04/2007 15:21
2. titimms
(
30/03/2007 18:09)
lay MIDELEY anie tsy titre-na hira fa fikambanan'ny hiran'izy roe e. mety feonkira fotsiny, extrait hira maromaro
8. Stretch
(
30/03/2007 19:05)
ka tsy manana ny dikany zany fa apirima ny penina refa tsy manana fa tsy be bala oasy
11. sitlo
(
30/03/2007 19:20)
anjaranao indray androany dia izao indray no mikiana
ty wa tsy manaiky mihitsy :* :twisted: :*
ty wa tsy manaiky mihitsy :* :twisted: :*
15. saroun
(
05/04/2007 15:21)
mba mangataka ny tononkiran'i Mirado le titre hoe "tena tiako ianao" ze mba manana o.bye bye.
