tononkira

1. rakoly ( 30/03/2007 16:18)
mba mitady ny tononkiran'i(bodo&poopy) mitondra ny titre hoe MIDLEY.Azafady
novalian'i saroun ny 05/04/2007 15:21
2. titimms ( 30/03/2007 18:09)
lay MIDELEY anie tsy titre-na hira fa fikambanan'ny hiran'izy roe e. mety feonkira fotsiny, extrait hira maromaro
3. Fiffi ( 30/03/2007 18:14)
ié!
4. Stretch ( 30/03/2007 18:18)
:lol:
5. sitlo ( 30/03/2007 18:47)
:-D
6. Stretch ( 30/03/2007 18:58)
ka manana tonokira midley v ony ko ?
7. sitlo ( 30/03/2007 19:01)
za manana fa mbola vao foronina
8. Stretch ( 30/03/2007 19:05)
ka tsy manana ny dikany zany fa apirima ny penina refa tsy manana fa tsy be bala oasy
9. sitlo ( 30/03/2007 19:14)
bala oasy io koa,
rehefa sady tsy hihira ve no tsy hanao tsianjery
10. Stretch ( 30/03/2007 19:17)
¨ty atao refa tsy mahay
:*
11. sitlo ( 30/03/2007 19:20)
anjaranao indray androany dia izao indray no mikiana

ty wa tsy manaiky mihitsy :* :twisted: :*
12. Stretch ( 30/03/2007 19:29)
mbola tsy masaka fa aza mbola oanina :-D
13. sitlo ( 30/03/2007 19:31)
zay efa hatram mbola kely no tsy nahandry tantana koa
14. Stretch ( 30/03/2007 19:47)
tondé garony am tanana aza
15. saroun ( 05/04/2007 15:21)
mba mangataka ny tononkiran'i Mirado le titre hoe "tena tiako ianao" ze mba manana o.bye bye.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0491