Mba tandremo ihany ny ankizy

1. lapino ( 30/03/2007 11:58)
Mety tsy ho tongatonga saina akory ny lehibe, mety hoe zavatra tsy grave akory fa lamaody sy tendances an'ny tanora, nefa lasa manompo devoly ny ankizy

http://quebec-en-feu.com/les_dansgers_du_satanisme.html (video reportage)

Na mihevitra aza ianao hoe "tsy misy an'izany devoly izany", dia tena miseho tandroka tokoa anefa izy amin'ny sehatra sasany.
répondu par sakaizakely le 17/04/2007 13:06
2. sakaizakely ( 30/03/2007 12:20)
misaotra an'i lapino fa ho jerena miandalana eny ilay izy

ny fanombohany fotsiny dia efa mampatahotra :{ :{

atao ahoana tokoa ny fiarovana ny zatovo tsy ho voan'izao ?
3. kelly13 ( 30/03/2007 12:50)
ouille ouille ouille, nijery za fa tena mampivarahontsana tokou an, ary ny ankizy danz b ra hanafina @ RAD an! mila mailo marina isika RAD fa tsy kely lalana ny ratsy! za klou kristianina fa tsy pratiquante ms tsy tiko ny zanako ary tena mety ho lasa adala aho ra lasa satanika ny zanako 8-)8-)
4. simplex ( 30/03/2007 12:51)
mety olana ara-communication no tena fototry ny problema:

* voalohany indrindra aloha d ilay RAD mintsy no negligeant. Ngamba ireny tsy miditra ao @ efitry ny zanany mintsy.

* faharoa, mety resaka psikolojika le izy, @ le hoe "generation gap". Izany hoe le RAD somary "vieux-jeux", le zaza mahita zavatra plus moderne. D mifamaly foana, d any @ resaka mavesatra no manala azy le zaza avy eo.

* fahatelo, tokony tsy avela midonadonam-poana ny ankizy fa alefa manao sport na mozika na resaka sociale. Fa ra vao misy tps libre be loatra izy d mihitatra any @ zavatra "mafinaritra azy", nefa manimba ny education-ny...

* farany, le frequentation kou tsy vo-controle mintsy ngambany. Bref, le RAD mintsy no tsy alehany.

Le izy kou reportage, fa tsy dia hoe inquietant be hoe mankaiza. Asa anefa :)
5. nikopol ( 30/03/2007 12:53)
ary simp zany efa experimenté be ? :-D
6. simplex ( 30/03/2007 13:00)
mitaky ny isan'ny fanamboaran-jaza kle :b:b:@
7. kelly13 ( 30/03/2007 13:04)
simplex a, tsisy RAD tonga lafatra kosa nge e, aiza kosa d oe ny RAD mintsy no tsy alehany, ms za d'accord aminao @ le resaka oe manque de communication io sy ilay # entre generation
8. lanto ( 30/03/2007 13:04)
Mampivarahontsana !!!
Fitiavana te hiavaka koa eo, n'inona na inona vidiny. Ny rad mety tsy taitra amin'ny voalohany, mihevitra fotsiny hoe "manana ny mahaizy azy" ny zanany.
9. nikopol ( 30/03/2007 13:06)
hahahahaha

fa matetika marina raha blema ny RAD dia misy impact amin'ny ankizy ilay izy ( cas général)
10. kelly13 ( 30/03/2007 13:30)
ny ankizy nga adala? na mbola kely aza izy d tsapany ra misy blem entre papa et maman :) fa tsika RAD no be zesita oe tsy kobo n'inon'inona ny paoozy, erreur fatale mon ami
11. nikopol ( 30/03/2007 13:39)
zay ny ahy no tsy mba hiteraterahako zany raha tsy sura za hoe anjely ilay miaraka amiko
12. kelly13 ( 30/03/2007 13:45)
=))=))=))
13. mamzelkely ( 30/03/2007 14:42)
hihihi sô de mbô ts hiteraka mits nikopol ny afarany :-P:-D:-D
14. simplex ( 30/03/2007 15:08)
mamz,
mety le anjely no momba ra izany :°):@:@
15. Fiffi ( 30/03/2007 15:34)
tena grave be io fa mampangoritsana be klé ! heu....ny zavatra hitako aloha de hoe tsy anomezan-tsiny ny RAD satria sarotra be ange ry zareo ny fi-detecténa hoe misy inona na inona no manjoa an'le ankizy eh !
Raha ny RAD ohatra manakana ny zanany tsy hikotaba am-le mozika de vao maika ho lasa lavitra ny tension..
Nefa indray io fahazahoana liberté tafahoatra loatra io no tena mandreraka be de tsy hay intsony ny hitazona ny ankizy @ zavatra hataony!

Ny zavatra hitako koh aloha de ireny film sy zika avy any us ireny no copién'zao rehetra zao klé ! aiza moh no tsy hataon'ny olona en pratika le izy avy eo ?
16. sakaizakely ( 30/03/2007 15:58)
simplex:


* voalohany indrindra aloha d ilay RAD mintsy no negligeant. Ngamba ireny tsy miditra ao @ efitry ny zanany mintsy.

... Bref, le RAD mintsy no tsy alehany.

Le izy kou reportage, fa tsy dia hoe inquietant be hoe mankaiza. Asa anefa :)




Manao izay afany daholo ny rad fa ny sain'ny ankizy no mora mirona am tsisy dikany. Ny environnement social, ny fréquentation, ny fitaizan'ny rad dia miaraka daholo mamolavola ny toetran'ny ankizy izay marihina fa tsy ao antrano ny ankabeazan'ny fotoana fa au moins 8h any ampianarana ohatra, izany hoe tsy ho araka foana ny zavatra mitranga any ivelany, na dia mamarafara toy n'inona aza ny rad, fa tsy hita hoe ny iray ihany no andeha omena tsiny, izany hoe aminao dia ny rad ihany no ianjeran'ny fanomezantsiny.

Miteraha mba hahita !
17. simplex ( 30/03/2007 16:13)
:-D:-D:-D
kay letia e, tena omen'i sakaiza ny tena coup de massue mafy mitsy za zany :cry::cry:
fa zao an, ra miresaka tsara ny Rad sy ny zanaka mety mora hita kokoa refa misy zavatra mitranga eo @ fiainan'le zaza. Zany hoe afaka mi-agir en tps. D tsy lasa efa gidraka be le izy vao kobo :) (en theorie :°))

sakaiza:
Miteraha mba hahita !
tena mbola vao mitady an'le anjely zao :) efa lehibe nga ny ankizindry :P;-)
18. sakaizakely ( 30/03/2007 16:27)
simplex>

raha resaka fitaizana dia tena manohina ahy satria miezaka mafy aho amin'io lafiny iray io mba ho tomombana tsara ny fitaizana ary tsy ho very lanja ny fifandraisana amin'ny ankizy.

Tena tsy mora io ry simpl ka izany no anaovako anao hoe miteraha mba hahita. Tena faran'izay manohina ny RaD ny fanomezantsiny mikasika ny fitaizana satria samy miezaka daholo arak'izay fantany fa mety, satria tsisy mode d'emploi izy io. Ny asan'ny RaD no asa faran'ny sarotra indrindra satria tsy misy formation fa eo ampotony daholo vao mahita sy mandray araky ny feeling fa tsisy nampianatra.

Mahereza @ fitadiavana ilay anjely kely ;-)
19. simplex ( 30/03/2007 17:15)
na izany kosa aza ve d efa mivadika mpirevy metal ny zaza d mbola tsy hihetsika ihany ny Rad??? :roll:

tena endrasako ny anjelikelindriko e, tena mety amiko mitsy le tsara taiza ireny :°):P8)8)
20. Fiffi ( 30/03/2007 17:56)
heu.....tsy misy maha-tarsy ny mirevy metal ange eh ! ary tsy ny mpanao metal rehetra no lasa tahak'zao.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1295