Mba tandremo ihany ny ankizy
21. sakaizakely
(
30/03/2007 20:05)
simplex>
misy kofy namanay izay mpirevy metal gaigilahy hatramin'ny fahazaza, tena lasa lavitra mits izy rehefa mihaino an'reny mankafy be sady mikapoka lapoaly sy midoboka latabatra an !
ankoatrizay indray anefa, bandy tena milamina be mahay mikarakara sy manadio trano, tsotra fiteny sady kalamna be ary manana responsabilité ambony be any @ fiasany.
Arak'io lazain'i Fiffy io hoe tsy misy maharatsy azy ary tsy ny mpirevy metal rehetra no lasa tahaka izao.

22. Fiffi
(
30/03/2007 21:02)
ka zah mahafantatra ankizy betsaka mihintsy mirevy an'io fa zay fotsiny ! manenjika concert de mividy cd fa manaoan'zany an !
23. pimaso
(
11/04/2007 09:00)
Dear friends,
"heavy metal / thrash metal / death metal" =/= "black metal"
don't confused black dom with metal truth
I love rockn'roll...
Satan turn all around, anywhère; but not on music only,
"God blessed"
Ok

28. bozyboleta
(
16/04/2007 11:32)
Misaotra an'i Lapino t@ le reportage fa tena misy hotsakotsakoina. Tena asa sarotra ho an'ny RAD mitsy ny mitaiza ankizy @ zao fotoana ary marina tenin'i Sakaizakely ery ambony io.
Tsisy RAD maniry ratsy ho an'ny zanany fa mba samy mieritreritra ny ho avin'ny zanany daholo. Saingy ny fanabeazana koa anefa tsy vitan'ny RAD irery satria @ zao fotoana zao efa fotoana vitsy ihany koa sisa no afaka ifaneraseran'ny RAD sy ny zanaka noho ny asa sy ny fitadiavan'ny olon-dehibe. Raha atao aza ny kajikajy de @ alina sisa no tena ifankahitan'ny mpianakavy. De mandritra ny journée zany ny ankizy fehezin'ny manodidina azy eny. Zay no mahatonga ny ankizy mibolila satria @ maha-ankizy azy mbola tsy ampy ny faculté de discernement-ny ka mandraindray fahatany ze hitany izy.
Fa na izany koa aza, ny RAD de mila maharaka foana ny zava-misy e! Tsy afaka hanitsy ny ankizy raha tsy maharaka fa amidin'ny ankizy @ ariary be. Ohatra zao efa hita hoe misy artiste satanique otran-dry Marylin Manson sy ry Eminem miteniteny fôna sns de avy hatrany de manao lavage de cerveau @ ankizy mba tsy handairan'ireny. Mila aseho azy ny maharatsy le zavatra, miaraka @ porofo rehetra koa fa tsy atao bontolo be an! Ny ahy aloha de zay no methode-ko t@ zanako ary nandaitra aloha hatr@ zao. Ity reportage ty zao asehoko azy koa mba handresen-dahatra azy bebe kokoa.
Bon courage ho an'ny RAD rehetra e! De ze mbola tsy RAD miteraha mba hahita.

30. sakaizakely
(
17/04/2007 09:18)
pimaso>
tsy novakiako akory
ny toetra asehonao eto fotsiny de efa ampy ahafantarana ny ao anatiny
nalefako avy hatrany ary [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img227.imageshack.us/img227/1121/wcxv2.gif[/IMG][/URL]

31. pimaso
(
17/04/2007 11:05)
sakaizakely > Didy vaovao no omeko anareo :" dia ny hifankatiavanareo"...