Izahay 3 dahy mpianatra avy any ivelany

1. salmo1 ( 29/03/2007 09:52)
Tadidiko t@ zah voalohany niditra mpianatra teto VNG barcelone.

Tao ampianaranay nisy 2 vavy Misulmanes Arabo avy any Marroquines Nord d'Afrique. Ry zareo zany no namako voalohany teto Espane.

Izaho tsy nahalala, fa ra vao ninamana t@ ireto vhv ireto izaho, de nihisakisaka ny mpianatra espanol, ary ôtrany tsy ti hafantatra ahy zany ny famantarako andry zareo, t@ andro fidirana voalohany.

Kay ny cousine-kou niray fianarana tamiko, fa samy hafa ny klasinay.
De nampisehoany cousine tamiko daholo izao namany rehetra izao...
ary hoy izy t@ namany:
-´´moramora ianareo rehefa miresaka fa mbola tsy mahay miteny tsara ilay bandy kely``

Rehefa nirava kosa de indro i bainina sy mamitoa nintsena t@ vammm.

Ny ampitsony, andro manaraka ny anio.

Fanontaniana no nataony mpianatra: -iza aho:?: -inona no tena antony hipetrarako eto Espane:?: -Ary iza lay vhv mitsidika an-elah ato fôna:?:

:oops:Vao nahazo namana espanol za de indro ireto vhv anakiroa avy any Nord'Afrika fa tsy ti halala ahy intsony.



répondu par lanto le 31/03/2007 10:34
2. lanto ( 29/03/2007 13:27)
Tokony manokatra blaogy i salmo http://blaogy.org/ fa tsy lany zavatra tantaraina mihitsy :-)
3. salmo1 ( 29/03/2007 14:19)
Tsy haiko ny mampiasa azy:oops::-P
4. lanto ( 30/03/2007 10:57)
Andramo aloha e! Rehefa mikatso d manontany olona efa nampiasa :-)
5. salmo1 ( 30/03/2007 11:59)
lanto:-* efa tany aho fa sahirana be mihintsy, tsy fantatro zay hatao aloha sy manaraka ary ny rehefa avy eo...
6. ikaretsaka ( 30/03/2007 16:47)
salmo.. tena milay fa ataovy blaogy lety e...
7. lanto ( 31/03/2007 10:34)
ika > eny ho'a :wink:
salmo1> manandrama manoratra ao hoe hojerena ? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6014