tsy afa miala amin'ny frantsay ianao

1. bazylou ( 27/03/2007 21:16)
le8 a!! ts na efa alikainy aza dia mbola mandadilady any aminy ihany, ary ny traboinanao raha tsy omeny saosy ianao tsy avotrao ireo , ( ilay nifidy anao ireo),pauvre gasy
répondu par fijo le 04/04/2007 21:37
2. salmo1 ( 27/03/2007 22:10)
bazylou:-w

Fa aôna kosa no hataony elah oe: pauvre ny gasy:!::!:

Misy gasy fantatro zay any, ary io rangahy io no mba safidiny, nefa izy tsy pauvre noho elah angamba...

Haleo ny gasy samy hiezaka hiady @ fahatrany fa tsy hanatena toloram-potsiny.

Raha tezitra @ ra8 elah tokony izy ihany no kianiny elah. Fa tsy izay gasy nifidy azy...




3. Fiffi ( 28/03/2007 05:33)
bazylou:
pauvre gasy
kiiiii !!! pauvre gasy ve ? tena aleko lavitra pauvre gasy toy zay pauvre ohatranao klé ! hehehehehe ! hay moh bazylou tsy gasy ?? :roll::roll::roll::roll::roll:


4. fijo ( 28/03/2007 22:39)
efa miha lehibe koa salmo kely iznay an.hummm tandremo rabazy fa miha matotra ny zaza
5. bazylou ( 29/03/2007 22:16)
dia inoa ny olana e!! ny gasy na efa siecle dimy arivo aza mbola pauvre ihany e!! ary toa ohatran'ny ho mandrakizay ilay zavatra io..:-D:-D:-Dereto fa ianao ihany no nifidy azy e!!
6. Fiffi ( 30/03/2007 06:01)
fijo:
efa miha lehibe koa salmo kely iznay an.hummm tandremo rabazy fa miha matotra ny zaza
hummm.....=D=D=D=D


7. fijo ( 04/04/2007 21:37)
le izy anie tsy ny hiala no ilaina e,fa le fifandraisana no tokony hoamboarina
erantany tsy misy firenena afaka mifampial aizany.fa mila mahay mifandray kosa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048