tsy afa miala amin'ny frantsay ianao
1. bazylou
(
27/03/2007 21:16)
le8 a!! ts na efa alikainy aza dia mbola mandadilady any aminy ihany, ary ny traboinanao raha tsy omeny saosy ianao tsy avotrao ireo , ( ilay nifidy anao ireo),pauvre gasy
novalian'i fijo ny 04/04/2007 21:37
2. salmo1
(
27/03/2007 22:10)
bazylou:-w
Fa aôna kosa no hataony elah oe: pauvre ny gasy:!::!:
Misy gasy fantatro zay any, ary io rangahy io no mba safidiny, nefa izy tsy pauvre noho elah angamba...
Haleo ny gasy samy hiezaka hiady @ fahatrany fa tsy hanatena toloram-potsiny.
Raha tezitra @ ra8 elah tokony izy ihany no kianiny elah. Fa tsy izay gasy nifidy azy...

3. Fiffi
(
28/03/2007 05:33)
bazylou:kiiiii !!! pauvre gasy ve ? tena aleko lavitra pauvre gasy toy zay pauvre ohatranao klé ! hehehehehe ! hay moh bazylou tsy gasy ?? :roll::roll::roll::roll::roll:
pauvre gasy
4. fijo
(
28/03/2007 22:39)
efa miha lehibe koa salmo kely iznay an.hummm tandremo rabazy fa miha matotra ny zaza
5. bazylou
(
29/03/2007 22:16)
dia inoa ny olana e!! ny gasy na efa siecle dimy arivo aza mbola pauvre ihany e!! ary toa ohatran'ny ho mandrakizay ilay zavatra io..:-D:-D:-Dereto fa ianao ihany no nifidy azy e!!
6. Fiffi
(
30/03/2007 06:01)
fijo:hummm.....=D=D=D=D
efa miha lehibe koa salmo kely iznay an.hummm tandremo rabazy fa miha matotra ny zaza
7. fijo
(
04/04/2007 21:37)
le izy anie tsy ny hiala no ilaina e,fa le fifandraisana no tokony hoamboarina
erantany tsy misy firenena afaka mifampial aizany.fa mila mahay mifandray kosa
erantany tsy misy firenena afaka mifampial aizany.fa mila mahay mifandray kosa