pôlèn

1. boubounezy ( 27/03/2007 11:44)
tonga ndray ny pôlèm ka betsaka ny ho voany allergie, hikosoka maso sy ievonevona, ary mikoakoaka.:roll:
répondu par ikaretsaka le 11/04/2007 23:41
2. kelly13 ( 27/03/2007 12:04)
za tsy ny masoko no attaké-ny pollen fa ny oroko d mangididy marary fa tsy mievina, mahakivy sahady hihihi
3. nikopol ( 27/03/2007 12:39)
ny ahy tsy ny maso, sady tsy ny orona
4. kelly13 ( 27/03/2007 12:43)
fa inn?
5. nikopol ( 27/03/2007 12:46)
misy mangididy be sy mievonevona fa tsy aiko hoe aiza
6. kelly13 ( 27/03/2007 12:51)
7. Fiffi ( 27/03/2007 14:16)
dray! dray! dray! tena efa ho avy marina io klé !
8. karinah ( 27/03/2007 21:25)
mahasosotra tkou anie le pollen pollen ty eee, zah alou de tsy mahatanty an'io kou fa mangididy be ny oroko, no mihevona.:?
9. watafon ( 28/03/2007 09:50)
manaova cache-nez daholo e!
10. kelly13 ( 28/03/2007 10:16)
sempotra
11. fanantenana2003 ( 29/03/2007 08:04)
marina izany fa ny tsara dia mihinana fanafody de ny volana fevrier, isa-taona aho tratran'io foana fa raha vao tsy manao traitement ny volana fevrier dia efa miomana izay, tsy afaka nanao hoa tamin'tiy taona ity noho ny antony santé dia ho hitako eo ny suiten'io,mandreraka be sady maneligelina be le izy aloha eh!
12. sakaizakely ( 29/03/2007 08:23)
manatona dokotera fotsiny dia manao test hahafantarana hoe pollen n'inn no maha allergique anao (arbres, plantes, herbacées, sns), mono sa polyallergique ve sns.

Betsaka ny fanafody azo isafidianana. Izaho mantsy voan'io fa rehefa mihinana fanafody dia tsisy olana.
13. kelly13 ( 29/03/2007 08:31)
nenà klou pollen ny platane (feno mantsy aty) no tena manentsina ny oroko (za wa tsy mievina) fa sady mangididy no marary! tokony hanantona dokotera kou fa nefa tsy t ho abrutie @ fanafody hihihi! d miafy ny zefa e! :-D:-D:-D
14. sakaizakely ( 29/03/2007 08:53)
kelly13> fanampiana ny fanafody fa tsy maha domelina akory. Tsy aleo ve milamina tsara toy izay hiafy lava eo ?

Tena toetsaina avy amintsika gasy mits io tsy manatona dokotera io r'isé à ! Za koa toy izany taloha. Za efa notenenin'ny dokoterako mits hoe ny mahavoa anareo vahiny ouz dia miandry efa mihombo ny aretina vao manatona mpitsabo, dia matetika efa tara loatra.

Ny ahy indray tena lasa allergie croisée izany hoe polyallergique amina hazo bedabe dia mi croiser @ sakafo ilay izy (poma, paiso, poara, voatabia, gruyère...). Fa za indray tsy te hifady satria ireo no sakafo fihinako ve kou. Dia mihinana fanafody dia mande ho azy ka.

Fa ny mahagaga ahy, rehefa bevohoka aho dia hoatry ny misy immunité ho azy, fa tsy manao krizy na dia kely aza. Zao anefa tena fotoanany, dia tsy maninn mits. Misaotra zaza e!
15. boubounezy ( 29/03/2007 13:59)
fanafody aérus tena tsara. dé misy gouttes kou ra irriter ny maso8-)
16. karinah ( 30/03/2007 16:20)
ny a tairiko tonga de mankeny @ fcie, mba itady ffody polèn wa :-D:-D:-D
mci bounezy an
17. boubounezy ( 04/04/2007 10:34)
tsy messi kia ry karinah a:lol:
18. bozylove ( 07/04/2007 11:08)
boubounezy:
tonga ndray ny pôlèm ka betsaka ny ho voany allergie, hikosoka maso sy ievonevona, ary mikoakoaka.


[size=13px]Manaova desnsibilistation any @ dokotera specilaitse rise 8) manao test avy eo manao desnsibilisation; io tena efficace rise an 8O[/size]

[size=13px]Bdbd rise ny Fanafody anti allergique , ny antihistaminique betsaka e ,
- AERIUS, VIRLIX, POLARAMINE, comprimé
- ny @ ny orona PIVALONE, NASACORT spray nasale
- @ maso OPTICRON, NAAXIA, NAABAN , CROMEDYL....
collyre

Ireo ny fanafody fa mila ordonnance médicale efa liste vert sy rouge rise an[/size]

Fa raha mila fanafody ise lazao aho andefasako efa mahazo echantillon ny aty :-) 8)
19. vale ( 09/04/2007 13:28)
misy koa le pande @ dokam-barotra ireny, tsy mila ordonnance, bozylove!hihihi
20. ikaretsaka ( 10/04/2007 14:55)
resaka dokam-barotra ihany:
fa andramo ny ady gasy fa mety handaitra koa e:

nisy fotoana aho fony mbola niasa tany @ dezaka tany dago ireny sendra tsy ampy ireny fanafody vazaha miaro @ allergy reny nefa ilay raha efa mihetsika.. fa nety tamiko ihany ity raha ity:

misy an'izay hoe allergarome izay an'ny homeopharma, maka 3 drops ianao dia atao ao anaty tately ala 1 sotrokely (izany tantelin' i ranomafana iznay hono no tena mety fa ny ahy tantely @ zao fotsiny le vidiana eny amorondalan'ny RN7 iny)
dia iny no atao solona syrup., mampangotraka rano dia asina drops vitsivitsy de avela hidoaka eraky ny trano le fofony...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2853