Quand un malgache immigré et naturalisé français a ........

1. Fiffi ( 27/03/2007 10:47)
(miala tsiny raha @ teny frantsay)

Quand un malgache immigré et naturalisé français a de l’admiration pour Nicolas Sarkozy

Je suis un malgache naturalisé français. Je vis en France depuis 18 ans. Cette année, je vote pour la première fois et c’est pour la présidentielle. Je voterais bien Sarkozy. C’est le choix de la raison.

Il est vrai que j’habite dans le Hauts-de-Seine, c’est le département de Sarko. Ce monsieur, je l’admire. Combien de fois on l’avait traité de tête à claque de la politique française, la presse s’est déchaînée pour étaler ses problèmes conjugaux. Le petit Nico est trop fort pour se laisser abattre. J’admire sa personnalité qu’il affirme volontiers même au risque de contrarier la masse. Il agit toujours en homme d’Etat. Ce n’est pas le cas de sa principale adversaire.

Je sais que de nombreux malgaches vivant en France ou ayant des membres de la famille qui y vivent sont inquiets face à la politique du ministre de l’Intérieur Sarkozy. Certes, il y a de quoi s’en faire pour les clandestins. En vérité, la politique Sarko est d’accepter les étrangers qui ont déjà vécu sur le territoire français, d’une part, fermer la porte aux nouveaux arrivants qui ne remplissent pas des critères de choix.

Les gens ont mal compris le concept de la régularisation. Franchement, il est impensable qu’un pays quelconque puisse régulariser tous ses immigrés clandestins. Malheureusement, très peu de gens ont pu remplir les critères et se sont vus régularisés. Là, j’avoue que nombreux sont ceux qui ont regretté d’avoir tenté leur chance. Cela ressemblait même à un piège.

J’approuve complètement le concept d’immigration choisie. Les autorités malgaches devraient en faire autant face à l’entrée des soi-disant investisseurs et surtout des touristes sexuels qui finalement s’installent dans un pays très accueillant. Je trouve aberrant que les jeunes immigrés des banlieues puissent faire la loi dans leur pays d’accueil. Vous imaginez un peu si des jeunes immigrés à Madagascar, disons des Comoriens, faire pareil aujourd’hui. Certes, la qualité de l’accueil malgache contribue largement à l’intégration des immigrés.

Nirina R. - 92 Tribune Libre
répondu par xxx le 12/06/2007 12:41
2. diamondra27 ( 27/03/2007 11:28)
za zao efa nahazo carte électorale fa mbola tsy haiko we iza no ho fidina?

De io indray moa zany mety misy mahamarina azy ihany le lazainy e! atao ahoana tokoa no hi-regler-na ny paps ny olona rehetra?

fa le fahazoana visa aloha avy any dago tena danz be we

de tsy arako tsony e!
3. xxx ( 27/03/2007 13:06)
tena gravy aloha ra sarko no lany eo fa dia miomana ry gasy kely rehetra hody e!ary sarko koa ange tsy frantsay d'origine e!il etait immigré avant d'etre frantsay e!jereo ange e! zao sahady dia tsy mahazo manokatra compte @ banky na any @ poste aza ny immigrés na manana visa de sejour aza, maika zany raha lany eo lery!!!!!diniho tsara ihany ry malagasy-vazaha a!
4. Samoana ( 27/03/2007 13:31)
fiffi/ amiko aloha i sarko tsy ahavita inona loatra na dia "sanatria" lany eo aza e ! Efa ela izay naha-ministry ny ati-tany azy izay fa maika hampirongatra ny hatezeran'ny mponina fotsiny izy. Izany hoe mety hitarika ady communautaire ny fepetra raisiny.
-Tsarovy fa i sarkozy tsy tia classe moyenne ( sy ny ambany moa izany mazava ho azy ) fa ny ngetroka ihany no lazainy fa " ami" !! Tsara resaka tsara izy izao satria mila ny vaton'ireo "ankahalainy" fa raha sanatria lany eo izy dia averiny aseho ny maha-jodasy azy:-D
-Tsarovy koa fa isika malagasy diaspora,( na io Nirina tsara soratra @ tribune io aza) tsy nilaozan'ny tsy mbola nanana havana, na namana, na olo-pantatra akaiky tsy nisy taratasy na nanana olana teo @ fikarakarana visa na carte de séjour. Efa milamina ve ankehitriny dia aleo ny ory tsy ho havan'ny efa manana intsony ?
T@ izany 18 taona nahatongavan'i Nirina teto Frantsa izany ny gauche no teo @ fitondrana ary nisy régularisation maro. Mety nahazo izany chance izany Nirina de tia tena tsy te hizara ho an'ny hafa intsony:cry:
5. booboo ( 27/03/2007 13:36)
Samoana > hihihihi "j'ai changé" ange ouz e hihihihihihi....soa fa hita lé tandroka keliny sy ny rambo beeee-ny ô ? hihihihihihihi
6. nikopol ( 27/03/2007 13:56)
xxx taiza indray io tsy afaka manokatra compte any aminy banky io ? :-D
7. Samoana ( 27/03/2007 14:13)
booboo/ mody mampanantena varavaran'ny lanitra lery nefa ny tena tanjony hanatsatsika antsika ao @ afobeny:-D
8. kelly13 ( 27/03/2007 15:02)
nikopol:

xxx taiza indray io tsy afaka manokatra compte any aminy banky io ? :-D



za kou latsaka b teo nahita io soratra io :-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. sipagasy ( 27/03/2007 16:18)
ilay resaka fanokafana compte aloha mmhhh mety ho ekeko ihany hoe tsy mety raha visa fotsiny ny anananao e! aleo misy carte de séjour aloha vao manao izany, ataonao inona moa compte any @ tanin'oul raha ohatra ka "visa" fotsiny ny ttsinao fa tsy fahazahoan-dalana hipetraka????? marina ihany kannn, mbola misy ny western union anie e! ahafahanao maka sy mandefa vola tsinona sa diso aho???:-*
10. shiller ( 27/03/2007 16:58)
Fiffi

"Quand un malgache immigré et naturalisé français a de l’admiration pour Nicolas Sarkozy"
Sincèrement désolé Fiffi non et non je suis diamètralement opposé, pas lui!Un homme politique ne doit jamais traiter les jeunes de banlieue je préfère Le Pen qui a beaucoup plus de diplomatie que lui!
11. fasaly ( 27/03/2007 17:23)
shiller: salut!;-):-*
12. boubounezy ( 27/03/2007 18:05)
fiffi:-*:-*=D=D=D=D=D mazava bé lé resaka ka! masy njy
13. vancleef ( 27/03/2007 18:49)
Fiffi:

(miala tsiny raha @ teny frantsay)

Ary manao inona i Fiffi no miala tsiny lava isakin'ny manetraka dinika momban'ny Hoy ny gazety ?
Ny aho kosa dia homeko tsiny ianao ary tsiny be mihintsy !
- Tsy manarakan'ny fitsipika ianao. Rehefa tsy hay ny mandika azy na lava laotra na tsy misy fotaona handikana'azy dia ny rohy no hampetraka. Fantatro faha manelingelinan'ny rehetra io satria voatery mamoa pejy vaovao iray hamakiana an'ilay rohy dia miverina eto @ forum mamaly an'ilay lohateny dia ireo rehetra manaraka voatery miakatra eny ambony indray hanindriana an'ilay rohy hahafantarana hoe momban'inona ilay resaka ! Tsy izaho no nanao an'ilay fitsipika an !
- faharoa forum eto ary ny hevitra sy ny ady hevitra no tokony zavatra voalohany eto ka tsy hitako ny hialan'tsiny satria @ teny frantsay ilay hevitra. Mahay miteny frantsay daholo ireo olona manketo ary raha misy tsy mahay aza dia tokony antony iray hianarany azy izany !
- fahatelo afaka andro vitsivitsy hifidy ny gasy ary ny teny gasy, frantsay sy anglisy ho lasa teny ofisialy any Dago ka tsy hitalo hoe inona ny antony hialan'tsiny miteny @ teny ofisialy ?
- ary farany mbola misy zavatra maro hafa no tiako lazaina faha tazomiko ho ahy samy irery ary tsy ianao Fiffi manokana no tondrohikin'tanana.

14. shiller ( 27/03/2007 19:33)
fasaly!
:lol::lol:ton avis sera le bienvenu:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 27/03/2007 20:04)
ataovy @ teny gasy ry shiller a!
maintenant on sait que t'es pour le pen ... pourquoi pas , c'est ton choix .... je préfère Sarko (oui , et oui ..)qui ose dire la vérité ..
pour les jeunes si c'est pour "racaille" que tu parles .. eh oui , racaille existe bien (voir larrousse et le petit robert).. tu fais partie non ... ( si t'es un voleur , t'es racaille sinon :-@:-@, l'économie souterraine aussi c'est ton dada alors :-@:-@ ...)
16. shiller ( 27/03/2007 20:06)
Fiffi
c'est pas comparable ,çà se voit que tu as ta carte d'electeur; ce serait préferable De Villiers! non???
17. shiller ( 27/03/2007 20:14)
xxx
t'arretes !il faut surtout pas mettre tout le monde dans le même sac!
18. shiller ( 27/03/2007 20:18)
xxx
Vulgaire less sarko! tsy lasa kle!
19. shiller ( 27/03/2007 20:20)
xxx
ny gasy kely less tandremo fa manakaja an!
20. Fiffi ( 27/03/2007 20:22)
vancleef:

Ny aho kosa dia homeko tsiny ianao ary tsiny be mihintsy !
- Tsy manarakan'ny fitsipika ianao. Rehefa tsy hay ny mandika azy na lava laotra na tsy misy fotaona handikana'azy dia ny rohy no hampetraka. hialan'tsiny miteny @ teny ofisialy ?
heu.....tsy misy olana amiko mihintsy raha manomé tsiny anaha enao ry Mr vancleef.....fa zao fotsiny hiany no zavatra lazaiko....nanaraka tsara ny fitsipika zah ary azonao jerena sy vakiana tsara io fitsipika io Tompoko.....!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1451