Quand un malgache immigré et naturalisé français a ........

21. Fiffi ( 27/03/2007 20:25)
shiller:
Fiffi
c'est pas comparable ,çà se voit que tu as ta carte d'electeur; ce serait préferable De Villiers! non???
heu......hoy ny gazety io fa tsy avy aty amiko velively......Nirina R. - 92 Tribune Libre io ny source.....


22. xxx ( 27/03/2007 20:48)
hoy xxx ,shiller a! .... efa manakavaka ny racaille sy ny tsy racaille ny olona ... enao mbola tavela any @ ny racaille .. marina zah mitovy hevitra aminao .. gasy manakaja .. izay indrindra no mampimé ahy.. enao no mampiditra ny tenenao ho isan' ny racaille raha izany ...ary mbola miteny ....jereo ny nataon' i sarko .. momba ny étrangers .. t@ ny nangataka ttasy rehetra tao cachan... firy ny isany ....???? jereo fa 5 (dimy) sisa no tsy nahazo régularisation.... io ilay cas /cas...., vulgaire less sarko .. fa maninn no vulgaire .. ngah tsy ao @ ny dico izany .. ra racaille no miteny tsy vulgaire fa ra sarko dé vulgaire ??? raha miteny @ fiteniny dé ahoana ??
nenao aza le pen ...(en breton ( le chef))
23. fijo ( 27/03/2007 21:28)
samia mifidy izay tiany e,na sarkox io na segol na le pen fa tsy azo hanomezana tsiny olona izany.izay no atao hoe safidy ary izay no hifidianana.ka aza mitsara ny safidin'ny hafa e
24. Fiffi ( 28/03/2007 05:28)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy
25. luciana5 ( 20/04/2007 20:21)
mba resaka koa ny eto zany fa tsy fidiana ze fidiana de zay, fa eto ve ny handeha hanao pub an i sarko na sarken,
aleo mitsotra any am pandriana miandry ny valiny de ampy!!!!!!! toy izay miresaka nefa tsy sady tsy gauche no tsy droite!

tsiky de ampy na zany aza e:^)
26. rush ( 20/04/2007 20:40)
luciana5>rehefa tsy mahita lazaina dia mangiana e!
27. xxx ( 12/06/2007 12:41)
fa d naninn kou zao enao no nifidy any sarko?la droite,
ts tadidinao anga t@vao sarko teo@ intérieur,nikorotana b,tsis tsony lé sécurité na ho any frantsay na ho any hafa,
fa maninn ny frantsay bola nifidy droite ihany?nefa nilaza talo fa leo,oh resak université,cpe,cne,asa!
fa naninn fotsny ra ts nifidy any bayrou,au lieu du droite?
zao lany iz ty,
manao ny politike ny marina iz an ary hainy tsara mahababo fony ny ol,
fa oun oa attitude tsar v nataony t@iz ni se présenT en conférences de press ts ela,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0665