mikaoty sipa
1. mahajilo
(
25/03/2007 11:18)
Ny bandy rehefa hikaoty sipa, ka te hahazo azy dia lasa be fandaingana, mamorona!
Tsy mety ve raha milaza izay zavatra marina, sa maivana loatra toy ny volomborona ka mila manindry amin'ny lainga tsara lahatra?

répondu par nadiotfridot le 02/09/2017 14:53
2. simplex
(
25/03/2007 12:15)
ontso :-P
tsy mahazaka ra vao mandainga ;-)
noho ny antony tsotra hoe, tsy maintsy ho kobon'le sipa ihany le izy indray andro any. K ra zavatra important @ le sipa le izy d tsy maintsy rava le izy, du moins misy olana be. Le izy nefa ra joba tsy revena tsy ilana handaniana andro be zany na hoe anaovana lainga tsara lahatra fa tonga d aleo mifindra @ hafa fotsiny. Noho izany tsy mandainga ny bandy refa mikoty sipa reveny ;-)
fa matetika izy tsy milaza ny marina rehetra.
Norma kosa zany fa sao d mipitsika tsisy resaka kosa le joba kle hehe :°):P8)8)

3. fasaly
(
25/03/2007 13:10)
raha vao io lainga io alou no jono eritreretina hahazoana anlay sipa toundé de rava avy hatrany na tsy misy akory aza vao kobo lay lainga e!:°):-P
tsy misy afa tsy ny fandokafana azy no tena ahazoana azy;-):-P:-D

4. volatil
(
25/03/2007 13:54)
L lainga ts vaaolana ref ikôty joba,tsory fotsiny d zay refatsy tia izy dé mipitsika fotsiny.TSY AKANAMBITAMBY ZANY IO LEROA
5. Tokinao
(
25/03/2007 16:39)
fasaly:
tsy misy afa tsy ny fandokafana azy no tena ahazoana azy;-):-P:-D
tena marina miits zany fasaly a! enao oa mahita hevitra tsara fôna a :lol: :lol:! sady intelligence kely :)
fasaly : Mba fandokafana kosa io nomeko io ry fasaly e :). za zany mety mba ... :lol:
6. Vahinala
(
25/03/2007 17:33)
fasaly a, ary raha ohatra ndray ka mandoka izy nefa tsy marina le lazainy !:oops::oops:
7. simplex
(
25/03/2007 18:14)
dain kou zany vahinala :) aza zalozy ndry fa ndry kou nge intelligence be e :P;-)
10. fasaly
(
25/03/2007 19:28)
tokinao: sao de te hikoty aza sady fandokafana zany:wink::-D:-D:-D:-*
11. fasaly
(
25/03/2007 19:29)
Vahinala:
fasaly a, ary raha ohatra ndray ka mandoka izy nefa tsy marina le lazainy !:oops::oops:
ka izy rahateo tsy hilaza ny marina raha te hahazo anao ange fa mandoka foana de enao sodoka de tara e!:-D
12. fasaly
(
25/03/2007 19:30)
simplex:
dain kou zany vahinala :) aza zalozy ndry fa ndry kou nge intelligence be e :P;-)
ary tena hifandoka be ato zany mazava ho azy hikoty zany:-D:-D:-D
14. salmo1
(
25/03/2007 19:31)
mahajilo:
Ny bandy rehefa hikaoty sipa, ka te hahazo azy dia lasa be fandaingana, mamorona!
Tsy mety ve raha milaza izay zavatra marina, sa maivana loatra toy ny volomborona ka mila manindry amin'ny lainga tsara lahatra?
Any Mscar anie ny mpitsiriritra sy ny tsiriritina tsy afaka hanao :-* tampoka be eo imasony vahoaka e... de tsy maintsy mamorona.
Ny tena manahirana de ny fitadiavana an'ity tsiriritina ity hanaovana :* any @ takotakona.:-D
De rehefa mikôty azy elah, tsy maintsy mandoka azy alou vao tena mety izy... zany oe: na de efa izy aza no tara train, de môlamôla be... ary midika zay fietsika zay fa miandry kôtiny sisa izy.:°)
15. fasaly
(
25/03/2007 19:44)
salmo1:

aza mamorona zany wa ry salmo fa fika tsy miady zany.....:-P;-) mamorona mandainga de aon koa avy eo:?aleo ihany dokafana izy fa ho môla be marina tokotrany8-)
16. Tokinao
(
25/03/2007 19:55)
fasaly:
tokinao: sao de te hikoty aza
mba mankasitraka an-dry fotsiny re za a :) :oops::oops::oops:
17. Fiffi
(
25/03/2007 19:58)
mahajilo:heu.....fa i mahajilo ve aloha lahy sa vavy ?:roll:
Ny bandy rehefa hikaoty sipa, ka te hahazo azy dia lasa be fandaingana, mamorona!
Tsy mety ve raha milaza izay zavatra marina, sa maivana loatra toy ny volomborona ka mila manindry amin'ny lainga tsara lahatra?
18. salmo1
(
25/03/2007 20:10)
fasaly:
aza mamorona zany wa ry salmo fa fika tsy miady zany.....:-P;-) mamorona mandainga de aon koa avy eo:?aleo ihany dokafana izy fa ho môla be marina tokotrany8-)
ka hatao izay fomba hitediavana ny :* , fa makarary (l) raha ohatra ka himolamola sy hipotipotika eo fotsiny... samy miezaka zany:°)
Ny mpianatriny CEG anie ny akizy efa lehibe e, ary mahalala zavatra
19. fasaly
(
25/03/2007 20:28)
Tokinao:
fasaly:
tokinao: sao de te hikoty aza
mba mankasitraka an-dry fotsiny re za a :) :oops::oops::oops:
tokinao : eny reh! fa mbo vazivazy ray andalana ny ahy a!:?:-*:-D;-)