mikaoty sipa

21. salmo1 ( 25/03/2007 20:46)
fasaly: rehefa any @ CEG de efa mifanao ianina = itsy.

de miezaka daholo ny hitady zay tandrify azy, @ zay kou iny manana =.



22. Vahinala ( 25/03/2007 22:31)
simplex:

dain kou zany vahinala :) aza zalozy ndry fa ndry kou nge intelligence be e :P;-)



simplex > Eny waaaa e, nareo lhl kosa ange ndraindray ny zavatra lazainareo tsy hay tsony ze tena marina e, ohatra ary ve zao misavoritaka beu ny voloko d miteny ana le bandy hoe manja be kosa enao amzao an, d hino ve za nefa iz zany mandoka an !:-D:-D:-D:-D
23. salmo1 ( 26/03/2007 00:38)
Vahinala:
ohatra ary ve zao misavoritaka beu ny voloko d miteny ana le bandy hoe manja be kosa enao amzao an, d hino ve za nefa iz zany mandoka an !:-D:-D:-D:-D

Rehefa tiana tsy maintsy dokafana, @ izay i Vahinala manitsaka:-D
zarany Vahinala aza tsy noteneny le bandy oe: ''vorondolo be kosa enao amzao an...'':lol::°)
24. xxx ( 26/03/2007 01:22)
hitako Vahinala no tara amin'i Sitlo :-D
25. fasaly ( 26/03/2007 05:29)
salmo::-D:-D''vorondolo be kosa enao amzao an...''


vahinala ka izy tsy hilaza ny marina ny ratsy eny aminao mitsy raha te hahazo anao kou!:-P
26. Vahinala ( 26/03/2007 07:41)
salmo1 > Ka zay le hoe ny lhl tsy ary milaza ny marina rehetra, misy fotoana ilàna ny mandainga anie e na ny vhv aza fa ndraindray le lainga ts mitombina tonga d kobo beu.

xxx > Tara am salmo i vahinala ??????8-)

fsaly > Hita aky ko:-D:-D:-D
27. tsimatimanota ( 26/03/2007 08:08)
lainga kely lasa revy be koa..
28. xxx ( 26/03/2007 08:10)
xxx > Tara am salmo i vahinala ??????8-)

Ra sitlo no tiany tenenina fa tsy i salmo1:evil:
29. Vahinala ( 26/03/2007 08:50)
tara am sitlo i vahinala ????????:roll:
30. salmo1 ( 26/03/2007 11:56)
:-D:-D
ny lohateny anie ka´´mikaoty sipa`` e!

Vahinala kou zany raha hiavona:D:-D
31. fasaly ( 26/03/2007 12:15)
te hikoty an'i vahinala ndray i salmo:-P
32. Vahinala ( 26/03/2007 12:21)
fasaly:

te hikoty an'i vahinala ndray i salmo:-P



:-D:-D:-D:-D
33. xxx ( 26/03/2007 12:28)
tsetsa2 ery zany ry Vahinala:roll:
34. xxx ( 26/03/2007 12:43)
fasaly:
te hikoty an'i vahinala ndray i salmo:-P

saody i vahinala ndray no tady hikaoty any salmo:roll::?::°)
35. fasaly ( 26/03/2007 13:41)
kay! miandry kotina ndray i salmo:-P
36. xxx ( 26/03/2007 14:04)
hatao ahoana ny mikoty any salmo na d efa miandry kotina aza izy?
za mila sopapa
37. salmo1 ( 26/03/2007 14:11)
ôtrizao: ´´ahoana enao amiko fa hamidiko ny taniko?``

Vahinala! mbola manana tany anga ndry:?:
38. Vahinala ( 26/03/2007 15:46)
xxx:

fasaly:
te hikoty an'i vahinala ndray i salmo:-P

saody i vahinala ndray no tady hikaoty any salmo:roll::?::°)



Kotina am ratsantànana salmo sa atao ahoana ? :-D:-D:-D

salmo > Manana tany aho fa tany ngazana, ahoana tia sa tsy tia :-D:-D:-D:-D
39. lamie ( 26/03/2007 17:57)
tadidiko fony aho tanora;rehefa mahita vavy dia sadaikatra,tsy mahateny,aroso ihany ny resaka dia mifankahazo tokoa hany!!!fa ny tena ho namana dia sarotra ny avy dia mianjera aminy,fa zao ry tanora a!aza mihebohebo, mandainga, mamorona ny tsy misy fa vao maika tsy maha-mety ny ho kendrena izany!aleo mitsotra fo fa io no tena milay hoy ianareo tanora zay!tiavo @ maha-izy azy izy ary ho tia anao @ maha-ianao anao!mazotoa ry zalahy a!!!!
40. fasaly ( 26/03/2007 18:50)
ié!:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3434