hatraiza ny fahajejoanareo lhl ?

1. sakaizakely ( 23/03/2007 11:56)
fikolokoloana vatana (crème, sport & muscu...)
ranomanitra
fitafiana
kiraro
solomaso
famataranandro
gadget (MP3, finday bluetooth, palm...)
.
.
.
.
Tohizo :P

Midika inona ny fikolokoloana ny fiseho ivelany na ny tsy fanaovana an'izany ?
répondu par sakaizakely le 29/03/2007 08:06
2. salmo1 ( 23/03/2007 12:00)
hatraiza ny fahajejoanareo lhl ?

Ny lhl tsy mba jejo2.
Ny fijejojejoana de hita @ vhv ihany :°)
3. Vahinala ( 23/03/2007 12:01)
Ny fikolokoloina vatana dia milaza fahadiovana fitaizana vatana, maneho ny "personnalité" ny tsirairay; ny fananana na ny fananana ireo gadget hafa ireo indray d tsy d hitako izay tena maha zava dehibe azy !
4. Fiffi ( 23/03/2007 13:06)
:-D:-D:-D avelao kosa aloha ny lhl hamaly eh !
5. karinah ( 23/03/2007 13:10)
hummm..Vahinala, raha bota be zany njy ohatra na mahia kely de anefa tsy tian'ny vadindry, heuu nisy fiovana ny toe-batan-dry de awona? tsy maintsy, manao an'zany dol aky rehefa vhv a.
6. sakaizakely ( 23/03/2007 13:45)
Salmo irery ve no sahy mamaly hatr@ zao ? Misaotra an'là e !
7. vale ( 23/03/2007 13:49)
8. Rasiligaoma ( 23/03/2007 14:13)
ny fahitako ilahy hajejoan-dehilahy dia arakaraka ny asany sy ny zavatra ataony.

-raha asa gidragidra sy ara-batana no ataony , na asa fa any @ dezaka dia tsy dia mila jejo loatra izy fa izay hahazoany aina eo am-panantanterahana ilay asa no ataony.
-raha resaka "ankivaro-bava sy misintona clients" ( mivarotra, dokotera, na any @ communication) dia any izy no mila jejo kely
-raha resaka ara Teknika (techniciens, ingenieurs...) dia izay tiany! sy izay toerana iasany.raha ao amin'ny birao izy dia mety /fa tsy voatery ho jejo, raha any @ "field" izy dia izay hahazoany aina

9. sakaizakely ( 23/03/2007 14:30)
diso angamba ny fiteniko voalohany

tsy tena hoe fahajejoana fa fikolokoloana ny ivelany no tiako ho fantatra (apparence)

ho famaliako and-Rasiligaoma, za ohatra mahita bway kely miasa @ bâtiment, nefa mivoaka ny trano ry zareo be pôzy ihany. Rehefa any ampiasana moa misy tenue de travail, casque sns... sady mandro reo alohan'ny mody donky madio tsara sy jejojejo mivoaka avy eo

@ ireo olona mifandray mivantana @ clientèle dia misy tokoa ny mikolokolo ny ivelany, zay marihiko fa tsy misy maharatsy azy (au contraire ;-)) nefa dia misy koa ny tsy mivakla dia mandreraka be ny mijery azy indray²

Amiko dia tsy ny asa atao no mitondra an'io fa arakarak'ilay olona koa. Indrindra moa raha mbola tovony.

Ny tiako ho fantatra dia hoe ahoana ny aminareo tsirairay avy, dia ahoana koa ny fandraisan'ny partneranareo azy ?
10. salmo1 ( 23/03/2007 14:35)
ka rehefa madio de zay ary rehefa miakanjo de vita, fa tsy misy an'zany mijejo2 zany ny lhl^:^

Efa oe: zany fijejojejoana zany de natokana ho any vhv.
Rehefa tsy jejo de tsisy mpikôty :°)
11. kally ( 23/03/2007 15:22)
Ity salmo ity ary ve mba mahay mieritreritra vao mamaly eto sa mitsoantsoana fahatany fotsiny?:roll:
12. simplex ( 23/03/2007 15:23)
sakaiza:
Tohizo :P

.
.
.
lokomena,
paillette,
mascara,
peruque,
...
:b:b:b:b

ny lelah tsy d mivakla @ ze hijolohana any fa refa mifanaraka ny lokony, sy @ asa atao d zay. Eventuellement, miova tsindraindray manaraka protocole, na kou misy ilana azy. Ohatra hoe hamonjy mariazy ohatra d mba mikenda. na hoe ho any @ dezaka tsy mila micosta zany na hoe deba be aza. Hanao basket tsy maintsy manao fara faharatsiny kiraro adequat...
13. salmo1 ( 23/03/2007 15:47)
kally:
Ity salmo ity ary ve mba mahay mieritreritra vao mamaly eto sa mitsoantsoana fahatany fotsiny?:roll:


kally! ahoana ny fiheveranao azy:?:
14. sakaizakely ( 23/03/2007 16:30)
simplex>


.
.
.
lokomena,
paillette,
mascara,
peruque,
...

feeling na drag queen indray zany ;-)
15. ikaretsaka ( 23/03/2007 16:39)
sakaizakely:

diso angamba ny fiteniko voalohany

tsy tena hoe fahajejoana fa fikolokoloana ny ivelany no tiako ho fantatra (apparence)

ho famaliako and-Rasiligaoma, za ohatra mahita bway kely miasa @ bâtiment, nefa mivoaka ny trano ry zareo be pôzy ihany. Rehefa any ampiasana moa misy tenue de travail, casque sns... sady mandro reo alohan'ny mody donky madio tsara sy jejojejo mivoaka avy eo

@ ireo olona mifandray mivantana @ clientèle dia misy tokoa ny mikolokolo ny ivelany, zay marihiko fa tsy misy maharatsy azy (au contraire ;-)) nefa dia misy koa ny tsy mivakla dia mandreraka be ny mijery azy indray²

Amiko dia tsy ny asa atao no mitondra an'io fa arakarak'ilay olona koa. Indrindra moa raha mbola tovony.

Ny tiako ho fantatra dia hoe ahoana ny aminareo tsirairay avy, dia ahoana koa ny fandraisan'ny partneranareo azy ?


ny ahy aloha arakarak'ilay asa sy toerana aleha e..

raha any an-tampon'i Bemaraha aho no hiasa, sady any tsy misy vetements de travail fa dia danihan'ny hainandro eo ianao. fa dia tena aleoko kapa sy short sy t shirt dia miady kle
fa raha mba miakatra ville kosa dia draisss. mivoaka aby ny :P sy ny sisa
fa ny sasa sns..mande.
Ko zay ary ilay asa dia afaka haninona Rafotsy!

fa misy koa na samy mitovy izaho aza ny fidirambola an dia arakarak'ilay asa koa io... ny avocat sy ny dokotera izao ohatra na mitovy karama aza dia samihafa mihitsy ny fiakanjony na mpirahalahy niara lehibe izao aza

16. sakaizakely ( 23/03/2007 16:54)
marina ny hoe arakarakiny ny asa atao ny fitafiana anaovana.

Fa ny tsapako mantsy dia betsaka ny lhl no tsy mahakarakara tena une fois manambady, lasa be kibo, tsy mahavaha tena fa lasa laisser aller be

Nefa izy amin'io ny masony mivontirika be :^) mahita vhv jejo.

Izany hoe tsisy équilibre ilay fitakiana, satria io maso mitifitra io dia baiko mangina hoe manaova metimety foana nareo vhv ho jerena. Saingy ny lhl tsy mahatsapa tena fa mba tianay vhv koa ny mijery vilana anareo ka mba tokony manao izay mety koa ianareo.

Tokony samy miezaka ny tsirairay fa tsy tokony ho ny vhv ihany.
17. nikopol ( 23/03/2007 17:08)
ny lelahy nge hono tsy ny hatsarany no maha lehla azy e
18. sakaizakely ( 23/03/2007 17:24)
nikopol> aza dia matoky tena loatra fa misy fetrany io
19. kally ( 23/03/2007 18:31)
nikopol:

ny lelahy nge hono tsy ny hatsarany no maha lehla azy e



Sao heverinao fa tsy mana-maso ary izahay vehivavy!! vehivavy anie ry reto no efa milaza io ambony io hoe mba tandremo ny fikarakaranareo lehilahy ny vatanareo e! dila i Madama vao saina tonga..sa hanambady lehilahy indray ianareo? :-P Ireny aza no toa tena gravy raha ho sarotiny k'no!
20. salmo1 ( 23/03/2007 18:48)
kally:
tandremo ny fikarakaranareo lehilahy ny vatanareo e

mino aho fa ny joba gasiko tsy manao dousy raha tsy isakiny 3 andro.
Fa ny tongotra sy tarehy fotsiny no tena madio.
De hoy le joba raika zay tam tel:

-''handefaso ranomanitsa zah'' :oops:

de novaliako oe:

- Avy aty aminay ampanaovako dousy, sady ao anaty rano foana isanandro :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2029