hatraiza ny fahajejoanareo lhl ?

21. fasaly ( 23/03/2007 22:10)
nikopol:

ny lelahy nge hono tsy ny hatsarany no maha lehla azy e

:-D:-D:-D:-D

22. fasaly ( 23/03/2007 22:12)
nikopol: marina zany! ny pelaka no faranzay jejo ndrindra sy be tsara ary tsara faminja sy mahay mekanjo njinja fa hay sarimbavy:-D
23. Vahinala ( 23/03/2007 22:43)
karinah:

hummm..Vahinala, raha bota be zany njy ohatra na mahia kely de anefa tsy tian'ny vadindry, heuu nisy fiovana ny toe-batan-dry de awona? tsy maintsy, manao an'zany dol aky rehefa vhv a.

Nan, za ange dakoro amzany e, mila mikarakara vatana tsy ny vavy ihany fa na ny lahy koa aza, za kosa alo tsy tiako ra lasa matavy be zany ny vadiko e ! Fa le resaka gadget toy ny mp3 e sns io no lazaiko hoe tsy d hitako loatra hoe inn no tena hoe tsy maintsy hananana azy raha tsy hoe te hanana.
24. Kwasi ( 23/03/2007 22:52)
Arakaraka ny toerana aleha io e:

miangona
miasa
miaraka @ ankizy
manamboatra fiara
mividy piesy eny @ brokantera
Ao an-trano
Mitsangatsangana
Mamonjy ceremonie
Inviten'ny olona misakafo
Miaraka mirevy @ kofiboay

Fa ny iraisan'izy rehetra dia ny madio ihany e.

Ny gadget indray tsy dia ilaina loatra.
Ny telephone rehefa afaka iresahana sy mitazona tsara ny batterie dia izay ihany (ny ahy izao mbola Bosch 909) fa tsy ivakiako loha.
25. Vahinala ( 23/03/2007 23:30)
Kwasi:

=D=D=D=D=D Zany no tena tsara zany fa reny lhl be zesta reny mandreraka be.
26. fasaly ( 24/03/2007 06:58)
:-D:-D:-D:-D
27. Fiffi ( 24/03/2007 17:27)
aiza daholo ny lhl eeehhhhh
28. salmo1 ( 24/03/2007 18:47)
Vahinala: ka ny resaka anie mombany fijejojejoana fa tsy mombany hataony lhl @ fiainana eh.

de novaliako oe: ny fijejojejoana de hita @ vhv ihany :°)
29. Vahinala ( 24/03/2007 22:14)
salmo > Ny vhv rehetra am maha vhv azy tsy maintsy mba jejojejo daoly, izany no maha samy hafa azy am lhl fa raha ny lhl no jejo trop d ataoko hoe sarimbavy avy hatrany, nefa samy hafa ny lhl jejo sy ny lhl mahakarakara vatana an !
30. ikaretsaka ( 25/03/2007 12:38)
Kwasi:

Arakaraka ny toerana aleha io e:

miangona
miasa
miaraka @ ankizy
manamboatra fiara
mividy piesy eny @ brokantera
Ao an-trano
Mitsangatsangana
Mamonjy ceremonie
Inviten'ny olona misakafo
Miaraka mirevy @ kofiboay

Fa ny iraisan'izy rehetra dia ny madio ihany e.

Ny gadget indray tsy dia ilaina loatra.
Ny telephone rehefa afaka iresahana sy mitazona tsara ny batterie dia izay ihany (ny ahy izao mbola Bosch 909) fa tsy ivakiako loha.

io le noteneniko hoe arakaraka ny situation ny an'ny lehilahy.

fa nyan'ny sipa izay le misy an le hoe handeha handevina any ambanivohitra izy @ andro avy orana.. mbola talon aiguille ihany...
tsatsan'ny fotaka sy ny dia tongotra amin'izay ..
sady very vola namidy kiraro no marary ranjo....
31. fasaly ( 25/03/2007 13:11)
i salmo zao hitako jejo mitsy fa isaky zé hitako ny sariny mangolatra be ny gel ny volony:-P;-):-D
32. Vahinala ( 25/03/2007 13:32)
:-D:-D:-D:-D
33. ikaretsaka ( 25/03/2007 18:53)
kiii> nde ko ny voloko mbo asheko jabora fa ahako tsa mahatakatra zel zany le..
34. fasaly ( 25/03/2007 19:45)
andefaso sary kalou zà ry ikaretsaka de lazaiko zé mety aminao na jabora na gel na zavatra hafa a!;-):-P
35. Vahinala ( 25/03/2007 22:27)
ikaretsaka:

kiii> nde ko ny voloko mbo asheko jabora fa ahako tsa mahatakatra zel zany le..

ika > Tsy manglilatra ndray ra vo jabora fa miraikitra mipetaka beu eo ! :-D:-D:-D
36. sakaizakely ( 26/03/2007 07:32)
ikaretsaka:

kiii> nde ko ny voloko mbo asheko jabora fa ahako tsa mahatakatra zel zany le..

de intangoronan'ny lalitra sady manintona vovoka :-D :-D :-D
37. sakaizakely ( 26/03/2007 07:35)
ikaretsaka:

fa nyan'ny sipa izay le misy an le hoe handeha handevina any ambanivohitra izy @ andro avy orana.. mbola talon aiguille ihany...
tsatsan'ny fotaka sy ny dia tongotra amin'izay ..
sady very vola namidy kiraro no marary ranjo....

dain ! Taiza koa no mbola nisy an'zany ? de manaratsy vhv fotsiny 8-)
38. tsimatimanota ( 26/03/2007 07:57)
hatrao anaty klôt!
39. sakaizakely ( 26/03/2007 08:14)
hazavao misimisy wé ry tsimatimanota ;-)
mibango volo sa manao rasta ?
40. kally ( 26/03/2007 16:16)
ikaretsaka:

kiii> nde ko ny voloko mbo asheko jabora fa ahako tsa mahatakatra zel zany le..

Ny itangonan'ny lalitra zaka ihany fa ny ho korian'ny voalavo rahalina no tena loza:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1425