AMPIO AZAFADY
1. meva2
(
23/03/2007 09:22)
Bonjour daholo,
Mila mandefa fanafody, 3 boîtes, haingana any antananarivo aho ka mba mangataka raha misy olona afaka iangaviana mba hitondra ireo na koa mahafantatra hevitra afaka handefasako azy amin'ny fomba haingana indrindra. Misaotra betsaka anareo.

répondu par Fiffi le 12/04/2007 19:47
3. Fiffi
(
23/03/2007 10:35)
heu....afaka mankany CDG enao de mangataka ho hentin'ny hotesse na steward fa tsy mandaha an'io ry zareo.....indrindra raha fanafody....(surtout fanafody)
4. meva2
(
23/03/2007 11:16)
aiza ho aiza any no mety ahitako an-dry zareo? tonga ve dia eo @ enregistrement sa misy porte mety ahitako azy? merci
5. Fiffi
(
23/03/2007 13:16)
meva2:tondé eo mihintsy.....fa tandremo fotsiny fa juste le fanafody miaraka @ numéro de tél an'le olona fotsiny no omena azy....raha ohatra manko ka misy hentana hafa de tsy mandray ry zareo...ny tena tsara raha ohatra ka miaraka @ ordonnance ireo fanafody ireo....
tonga ve dia eo @ enregistrement
7. Fiffi
(
23/03/2007 16:38)
ok akia de mba lazao hiany hoe nanao ahoana an ! fa tena tokony tsy misy olana mihintsy io....
11. diamondra27
(
24/03/2007 08:43)
misy hôtesse izay mipetraka ao @ hotely ao MONTREUIL rehefa tonga aty Franace , i Rindra no anarany, asa na afaka hitondra izy na tsia fa lazao ihany.
asio ordonnances miaraka aminy mba ialàna @ zistoara
asio ordonnances miaraka aminy mba ialàna @ zistoara
12. mandrindra
(
25/03/2007 06:45)
azo atao ihany koa no tonga dia mandeha ao amin'io hôtely ao Montreuil io dia manontany andry zareo hôtesses, stewards na mpanamory.
diamondra27, iza klou ilay Rindra e? sao dia mba azo hizarana:lol::lol::lol:
diamondra27, iza klou ilay Rindra e? sao dia mba azo hizarana:lol::lol::lol:
16. diamondra27
(
25/03/2007 21:28)
fiffi, mandrindra : kalou fa omeko anareo le izy raha mety izy fa le olona niteny ity aloha no mbola nolazaiko azy
17. Fiffi
(
26/03/2007 05:25)
heu....zany hoe zah aloha rehefa misy fanafody alefako de io ny hataoko an ! tondé mankany CDG de mijery hotesse na steward de mbola tsy nisy olana...
18. meva2
(
26/03/2007 07:43)
Bonjour e!
Dia tany @ aeroport tokoa aho omaly, nanantona an'ilay guichet satria tsy hitako teo ireo hôtesses, nolazain'ilay ramose hoe efa tafiditra ry zareo fa tsy misy hevitra ny hiantsoana azy fa dia mitadiava olona.
Dia nitady olona tokoa ary aho na dia somary sadaikatra aza.Kinanjo tsy nisy nety na iray aza!
Be entana,efa misy fanafody, tsy mifankafantatra isika, izahay tsy mandeha any tana...sns...
enfin bref, nalefako DHL EXPRESS androany ilay izy.
Misaotra be dia be tamin'ny fanampianareo rehetra.
Tsy hadinoko.
Meva2

19. sakaizakely
(
26/03/2007 08:07)
meva>
sarotra be fa aleo tsy manantena olona mits rehefa toy izany fa mikipy mandefa DHL toy ny nataonao io. Tsy misy fahatokisana izany intsony am'zao fotoana. Betsaka ireo passeurs zavatra mahadomelina ireo no milahatra dia mody hoe ty mba raiso vetivety azafady fa za hanao an'ity na iry, dia ilay ahitana azy no miantoka ainga raha toa ka tratra.
Ka tsy hita ny hanavahana izay madio saina mila fanampiana sy ireo mpanao ratsy dia aleon'ny olona tsy mandray. Tsy hoe fiavonavonana sanatria :?

20. Fiffi
(
26/03/2007 12:51)
meva2:heu.....domazy zany fa ireo kosa aloha de tsy mandaha mitondra fanafody zany mihintsy indrindra raha miaraka @ ordonansy an ! zavatra fanaoko manko io ka maha-sahy anaha milaza an'io.....
nanantona an'ilay guichet satria tsy hitako teo ireo hôtesses, nolazain'ilay ramose hoe efa tafiditra ry zareo fa tsy misy hevitra ny hiantsoana azy fa dia mitadiava olona.