AMPIO AZAFADY
21. tynah
(
26/03/2007 19:54)
refa otran'ireny d mandeha ao am Montreuil d ao am suite hotel d makeo am reception d mitady zay hotesse na stewards zay ao gasy no teneniko an fa tsimaintsy misy ao d mba miangavy azy eo eh. d manome kely azy eo eh!
22. Fiffi
(
26/03/2007 21:09)
bazylou:de tsy nandramanao ve io ?
raha toa ka nandamoaka io dia aysovy ity , 0143813126
merci e
23. meva2
(
27/03/2007 06:24)
Tsy nantsoiko io bazylou satria efa alina aho vao tafody kanefa ny ampitso maraina be dia tsy maintsy niantso ilay dhl, natahotra aho sao tara loatra avy eo fa na izany aza dia misaotra betsaka.
Efa nieritreritra an'izay resaka passeur izay ihany aho, izay mihitsy no tsy nanidiako ilay valopy mba ahitàn'ilay olona izay ao anatiny kanefa marina aloha fa ny ratsy tsy kely làlana dia aleo raisina amin'izay ilay izy e!
Efa nieritreritra an'izay resaka passeur izay ihany aho, izay mihitsy no tsy nanidiako ilay valopy mba ahitàn'ilay olona izay ao anatiny kanefa marina aloha fa ny ratsy tsy kely làlana dia aleo raisina amin'izay ilay izy e!
24. Fiffi
(
27/03/2007 07:16)
fa sur aloha fa raha tratranao le hotesse sy ny steward teny CDG de tsy nisy olana t@ io an ! zah manko mpanao an'io ary tsy mbola nisy fandavana na indray mandeha aza....bref...efa lasa iny aloha de tsara zany ! :)
25. dadie
(
27/03/2007 15:19)
eny e marina akoa ny any sakaizakely ,nefa v ra toa ka fanafody ka ita ny ord ao anaty valopy en plus zany oe tsy mavesatra d ahafaty v ny hitondra an'iny na d b fanafody aza ao anaty entana ? amiko tsinona fanafody=aina ,misy olona minana fanafody isan'andro mitana ny ainy donc mba mampalahelo iany lé olona nanotaniana tsy nety nitondra (ny toetrany an) nefa moa tsy azo terena ry zareo ,lasa iany lé fanafody d tsara zany
26. meva2
(
28/03/2007 06:29)
raha tena zohina izany dia ny hôtesses sy ny stewards ihany no mahatoky antsika mianakavy fa isika samy isika dia tsy mety intsony ! nahoana ary izy ireo no tsy mi hésiter, mety fantany tsara angamba ny fijaliana @ tsy fisian'ny fanafody any, atao ahoana moa, sarotra ny mitsara kanefa mafy ihany koa ny mijery ireo fanafody eo ampelatanana kanefa à 12000 kms misy olona miandry azy mafy.Somary déçue ihany aho t@ alahady mais bon, c'est fait....
27. dadie
(
28/03/2007 08:14)
meva2 za koa deçue oatranao ka ,itanao am teniko io ,ra oatra ka bonbon no alefa d oe manararaotra nefa d itany zao fa fanafody le izy graveeeeeee an
28. Fiffi
(
28/03/2007 11:09)
indrisy fa misy toe-zavatra tahak'zany an ! fa asa aloha le num nomen'i bazylou io na ahoana na ahoana ? raha ohatra ka misy manandrana de mba lazao eto....
29. mimiekely
(
12/04/2007 09:00)
Misy namako zay efa ela be tiko izy raha miresaka aminaha @ zao, t@ 1996 teny antsahamanitra zay nifanena farany hihihi