gasy andevo,gasy libre, gasy andriana, version ravalo

1. salopard ( 22/03/2007 11:53)
maintenant misy categorie 3 ny gasy selon la constitution:
- gasy andevo: Tsy mahazo mifidy, tsy azo fidiana, very zo tanteraka; NY GASY ANDAFY
-gasy libre: Tsy azo fidiana fa afaka mifidy.NY GASY METISY(metisy karana,sinoa,vazaha,comorianina,metisy merina,metisy côtier...
-gasy pur:afaka milatsaka sady afaka mifidy

izany no voalazan'ny constitution.

allez antananarivo, fais moi 70% ou 80% matavy sy vao mafana, comme tu le sais faire @ ity constitution ity. matoky anao aho
répondu par fijo le 28/03/2007 23:02
2. salopard ( 22/03/2007 11:54)
sniff.. sniff... tsy ampy dôzy aloha
3. kelly13 ( 22/03/2007 12:50)
za kou tsy ampy dôzy
4. simplex ( 22/03/2007 13:17)
salopard:
- gasy andevo: Tsy mahazo mifidy, tsy azo fidiana, very zo tanteraka; NY GASY ANDAFY
ra te hofidiana, hiasa hoan'ny firenena ve tsy tokony hody an-tanindrazana alou e. Le zo hifidy nga no mila amboarina. Ary azo atao any anaty code electorale iny fa tsy voatery any anaty constitution.

salopard:
-gasy libre: Tsy azo fidiana fa afaka mifidy.NY GASY METISY(metisy karana,sinoa,vazaha,comorianina,metisy merina,metisy côtier...
Voalohany alou d hoan'ny filohan'ny repoblika ihany io. Izany hoe olona 1. Faha2, tandremo fa misy vice de forme iny an. Refa hoe gasy ray sy gasy reny d efa afaka milatsaka. Izany hoe na gasy sinoa sy gasy karana naturalise aza ny RAD-ny d efa afaka milatsaka ;-) Ireo metisy teraka tany ivelany ihany no tena lasibatra, sy mazava hoazy ireo naturalise. In no tsy poinsa @ zany in ^:^

salopard:
allez antananarivo, fais moi 70% ou 80% matavy sy vao mafana, comme tu le sais faire @ ity constitution ity. matoky anao aho
nofinofy ihany izany less, ny 50% aza ho tsotsofina. Fa zany hoe viser haut pour avoir le moyen ;-)8)
5. Fiffi ( 22/03/2007 13:48)
alefaso kely ny source milaza an'zany ry salopard ho jerena kely hoe ? :-w:-w:-w:-w
6. jefra ( 22/03/2007 14:46)
Nataon'i salopard mangidy sira loatra ny filaza azy, fa tsy diso ny fotony. Tena hisy karazana malagasy roa fa tsy hitovy daholo intsony aorian'ny 4/04.

Fiffi>Tsy afaka manome lien aho fa io nadikako io ny Editorial nosoratan'i Frank Raharison anio.Ny paragraphe farany no mampatahotra ahy. Taorian'ny nanafahana tsy ho andevo intsony ny masombika dia nolazaina ho baomanga daholo ny mainty teto imerina (na ny taranaky ny masombika, na ny taranaky ny mainty) :evil::evil::evil::
----------------------------------------------
Non à l’exclusion !

Selon la nouvelle disposition de la Constitution révisée, le président de la République doit désormais être malgache d’origine par le père et par la mère. En tout cas, la population n’est sans doute pas encore prête à avoir comme président Mansour, Durand, Chan-Ki, Mohamed ou McKenzy, etc., des personnes d’origine étrangère, mais de nationalité malgache.

Dans cette optique, on considère la jouissance pleine ou non des droits de citoyen selon le mode d’accession à la nationalité de chaque individu. Il n’y a pas deux sortes de citoyens pour tous les individus qui ont acquis la nationalité à leur naissance.

A Madagascar, les personnes naturalisées accèdent aux mêmes droits que les autres, ils sont alors des citoyens à part entière. La révision proposée au référendum sans les mettre entièrement à part, leur ampute le droit de se présenter à l’élection présidentielle. Aussi, la restriction apportée aux conditions d’éligibilité à la présidence de la République fait-elle état expressément d’une question de race, ce qui semble aller à l’encontre de l’article 8 de la Constitution qui déclare le principe de l’égalité de droit sans discrimination fondée sur la race…

Reste à savoir pourquoi les Malgaches ont accepté la présence de parlementaires (Dramsy, Pelops, Ferride, actuels députés) ainsi que deux Premiers ministres et un vice-Président d’origine étrangère (Lechat, Ravony et Sylla) ? Rappelons également, pour la petite histoire, que Jean Laborde était élevé par la reine Ranavalona III, au rang des Andriamasinavalona (grande noblesse). En d’autres termes, Marc Ravalomanana veut être plus royaliste que le roi…

On peut penser que la sélection peut se faire de façon naturelle et qu’il appartient à chaque électeur d’exprimer qu’il peut assumer ou non la responsabilité d’élire un candidat bien sous tout rapport, et qui ne présente comme handicap que cette appartenance par le nom et par le faciès de ne pas avoir des origines purement du terroir.

L’ostracisme scélérat qu’introduit cette révision de la Constitution débouche sur une ségrégation à l’endroit des métis dans le pays. Il y a certes des groupes de métis qui ont semblé vivre en marge de la société et qui pratiquent une sorte d’endogamie qui fait qu’on est métis de père en fils et de mère en fille. Ça n’est que le résultat d’un réflexe de conservation consécutif à un rejet des deux cotés. Faut-il blâmer ces groupes qui se sont organisés pour gérer l’exclusion qu’ils ont subie ?

Mais ces métis-là ne sont pas les seuls… métis. Dans les familles malgaches de toute classe sociale, des métis vivent naturellement leur appartenance pleine à la société malgache. Certes, ce n’est pas tout le monde qui a idée de se faire président mais le fait de poser cette expression d’exclusion peut être perçue comme blessante en soi, réductrice de l’état de citoyen.

En supposant qu’un jour, un de ces métis, issu des couches défavorisées, né de père inconnu se distingue pour prétendre à la fonction, il sera disqualifié à cause des traces physiques qu’il hérite d’un père qu’il n’a jamais vu. Et comme les gènes européens ou africains laissent des traces sur des générations, le quarteron peut toujours être suspecté d’appartenance raciale étrangère et être maintenu dans la disqualification pour la fonction. Sans aller jusqu’à soulever le problème d’une semence de fascisme dans toute disposition qui organise un ostracisme en raison de la race et du faciès, on peut craindre que la réflexion sur nombre de points, la révision n’ait souffert de la précipitation qui a présidé à toute l’organisation du référendum.
7. vancleef ( 22/03/2007 14:56)
salopard:

-gasy pur:afaka milatsaka sady afaka mifidy

gasy pur ? Tsy mi-existe izany. Ny saka, alika sy sovaly ihany no misy race pure. Ny gasy dia peuple d'émigration. Misy mainty ngita volo atramin'ny fotsy malama loha sy ny ao antenentenany rehetra.
Sahala amin'ny any Etazonia ihany tsy maintsy teraka maerikanina izay voa mahazo milatsaka prezida (Kissinger teraka alema tsy afaka) na any Frantsa afaka iray volana mety ho zanaka magyar teraka tao Paris no ho lasa prezida.

8. karinah ( 22/03/2007 15:17)
Eka ouz!
9. anouck78 ( 22/03/2007 16:58)
tsy azoko mihintsy ilay adi hevitra fa rehefa tia any madagasikara de ndana mody fa tsy hoe sady te hizaka ny zony frantsay eto frantsa na koa zony amerikana any amerika sy ny sisa no te hizaka koa ny zony madagasikara nefa tsy mipetraka any tsy mahita ny fahoriana any .ka ho antsika izay tsy any madagasikara de tsotra fotsiny ihany rehefa te hanampy ilay hoe madagasikara de ny havana amantsakaiza ihany ampiana fa tsy hoe inona no hantaontsika ho anilay madagasikara isika aty avelany mada de fitaovana fotsiny ihany
10. karinah ( 22/03/2007 17:01)
ah, bon:-w :lol:
11. majakely ( 22/03/2007 17:45)
:roll:
12. fasaly ( 22/03/2007 18:42)
mazava kosa anie ny volazan'i anouck e!
zà tsary mahavita na hanova an'i madà ho firenena mpanakarena kosa fa raha afaka manao zà dia ny havana sy ny oul mahantra fantatra no azo ampiana.....aleo de tsorina fa mi wa wa wa resaka politika nefa samy tsy mahavita
snif snif tsy ampy dozy aho8-)8-)8-)
13. Vahinala ( 22/03/2007 18:49)
Za dozy tanteraka:°)
14. fasaly ( 22/03/2007 18:51)
15. kelly13 ( 22/03/2007 19:44)
iny ny paraky ry zareo fa aza miseo mihafahafa eo zay vao oe tsy ampy dozy a tsy ampy dozy :-D:-D
16. salmo1 ( 22/03/2007 19:50)
Izany no atao oe: Constitution racismo.

17. anouck78 ( 22/03/2007 20:33)
izao no tiako tenenina isika malagasy anie ka efa ela no mifampifandrafye nanomboka t@ androny fahampanjaka ka hatra@ izo fa ny fomba fisehony fotsiny no tsy mitovy oh: fotsiny ilay discussion teto (ny gasy manambady vaza nakoa ilay hoe ireo gasy refa tonga any dago miseho ....sns)ka zao ry pisera isany aty ivelany madagasikara AZA MANAIKY ATAONIREO MALAGASY SASANY HO FITAOVANA ARAPOLITIKA AZA MANAIKY MORA TOHINA @ RESAKA ETSY SY EROA MARO IREO GASY SY VAZA ANY ANTOERANA AFAKA HAMPANDROSO ANI MADAGASIKARA REHEFA TSY MAHAVITA AZY IREO GASY ANY ANTOERANA DE ALEO NY VAHINY NO HITONDRA NY FIRENENA
Fomba ahoana moa no holatsahanao ho fidiana ho mpitondra firenena iray kanefa ianao aza tsy mipetraka eo @ io firenena io ny olona tsy mahafantatra ny fisianao
18. kelly13 ( 22/03/2007 20:43)
19. mandrak ( 22/03/2007 22:13)
fasaly:

zà tsary mahavita na hanova an'i madà ho firenena mpanakarena kosa



fa nga enao tsy mahay magi :wink:
20. mandrak ( 22/03/2007 22:25)
vancleef:

salopard:

-gasy pur:afaka milatsaka sady afaka mifidy

gasy pur ? Tsy mi-existe izany. Ny saka, alika sy sovaly ihany no misy race pure. Ny gasy dia peuple d'émigration.





vazimba lesy no tiny nedana tenena nga mba :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0755