gasy andevo,gasy libre, gasy andriana, version ravalo

21. fasaly ( 23/03/2007 06:51)
mandrak= tsy manana bagety magik aho alou! fa raha nananaa aho efa lasa paradisa kely i madà:?:wink:

anouk: hita wa! ny sasany mitabataba be ! politik e! politik! inona no vitanzany???harary andoha eo fotsiny.....zé hamapandroso ny fiainanao sy ny manodidina anao no ataovy fa lozana mitsikera anzao mpitondra sy mpanao poliika rehetsa zao:?:-D:-D:-D:-D:-D

snir snif tsy ampy dôzy aho zany:x

kelly!:-D:-D:-D:-D:-D amevo ray tanana kely any ary loha fa raha mahery lotra asiko siramamy:-D
22. sonwin ( 23/03/2007 10:42)
Itarin'ny mpanao "interpretation" fosika ny resaka dia lasa lavitra, izao no voasoratra anaty vinavina lalam-panorenana:

Andininy 46 - Izay olona milatsaka ho fidina ho Filohan'ny Repoblika dia tsy maintsy
mizaka ny zom-pirenena malagasy avy amin'ny ray sy ny reny niteraka, ny zon'ny
isam-batan'olona sy ara-pôlitika, feno efapolo taona farafahakeliny amin'ny vaninandro
farany ahazoana mametraka ny filatsahana hofidina, ary monina eto amin'ny tanin'ny
Repoblikan'i Madagasikara enim-bolana farafahakeliny mialoha ny vaninandro
nametrahany ny filatsahany ho fidina.


Fehiny> zom-pirenena ny resaka, fa tsy "rà" na "sang", ka na karana aza ilay olona, na metisy, na sinoa,na vazaha nefa mizaka ny zom-pirenena malagasy ny rainy sy ny reniny (ary zavamisy izany) dia afaka milatsaka ho fidiana. Zom-pirenena malagasy ny resaka fa tsy rà malagasy.

Raha misy liana amin'ny vinavinam-panitsiana ny lalam-panorenana dia manorata amiko fa andefasako azy feno, na teny frantsay io na tenay gasy. Aoka tsy hionona amin'izay interpretation fosika ataon'ny gazety sy ny tsy mamaky tsara.

23. fijo ( 23/03/2007 23:37)
io andininy io aloha dia ekeko,fa ny ahy ny tena tsy ankatoavako io vinavina io,dia ilay firenena lasa tsy laika intsony.tandremo,fa loza mitatao io.
24. jefra ( 24/03/2007 11:13)
sonwin> Ka raha "pere inconnu" izany dia tsy mahazo milatsaka ho filoha mihintsy, na dia tany Imerikasinina no teraka sy niaina?
Fa raha karana efa gasy taratasy miaina any Paris izany, dia mahazo mirotsaka ny zanany, rehefa niaina 6 volana teto Dago alohan'ny fifidianana?

Noheveriko ho gasy taratasy ny dadan'i Sylla, fa ny "ra" no olana.
25. boubounezy ( 24/03/2007 11:53)
tsara ho fantatra mintsy zao an! ny tenanay mantsy tena nifidy any ra8 mintsy e! sady mankasitraka azy:lol:
26. xxx ( 24/03/2007 18:29)
boubounezy:
tsara ho fantatra mintsy zao an! ny tenanay mantsy tena nifidy any ra8 mintsy e! sady mankasitraka azy:lol:
nifidy ahoana ? nga afaka nifidy ny tany ? ny teto frantsa manko tsy nahafahana nifidy zany!


27. sonwin ( 26/03/2007 14:20)
Jefra>

Valiny:
1: Asa izay hambaran'ny HCC raha misy io tranga io
2: Eny raha ny fahazahoako ilay andalana

Fa inona no idiran'i Sylla eto?
28. kelly13 ( 26/03/2007 14:27)
sonwin:

Itarin'ny mpanao "interpretation" fosika ny resaka dia lasa lavitra, izao no voasoratra anaty vinavina lalam-panorenana:

Andininy 46 - Izay olona milatsaka ho fidina ho Filohan'ny Repoblika dia tsy maintsy
mizaka ny zom-pirenena malagasy avy amin'ny ray sy ny reny niteraka, ny zon'ny
isam-batan'olona sy ara-pôlitika, feno efapolo taona farafahakeliny amin'ny vaninandro
farany ahazoana mametraka ny filatsahana hofidina, ary monina eto amin'ny tanin'ny
Repoblikan'i Madagasikara enim-bolana farafahakeliny mialoha ny vaninandro
nametrahany ny filatsahany ho fidina.


Fehiny> zom-pirenena ny resaka, fa tsy "rà" na "sang", ka na karana aza ilay olona, na metisy, na sinoa,na vazaha nefa mizaka ny zom-pirenena malagasy ny rainy sy ny reniny (ary zavamisy izany) dia afaka milatsaka ho fidiana. Zom-pirenena malagasy ny resaka fa tsy rà malagasy.

Raha misy liana amin'ny vinavinam-panitsiana ny lalam-panorenana dia manorata amiko fa andefasako azy feno, na teny frantsay io na tenay gasy. Aoka tsy hionona amin'izay interpretation fosika ataon'ny gazety sy ny tsy mamaky tsara.






mba andefaso hoe za mba vakiko fa betsaka ny zvt tsy azoko!


29. jefra ( 26/03/2007 14:48)
sonwin:

Jefra>

Valiny:
1: Asa izay hambaran'ny HCC raha misy io tranga io
2: Eny raha ny fahazahoako ilay andalana

Fa inona no idiran'i Sylla eto?

Ilay hoe "hambaran'ny HCC" no olana. Mila interpretation izany. Hoe iza no HCC, dia iza no tiana na tsy tiana.Rehefa novaina ny HCC dia nandresy Ra8 tam 2002... Raha atahorana na tsy tiana hilatsaka dia ho lazaina fa tsy kaoty.

Sylla: Ny mpandinika rehetra dia nidradradradra DAHOLO hoe i Sylla no tiana hosakanana hilatsaka prezida am 2012 am io andininy io. Dia i Pierrot no tiana hopalana am ilay 6 volana.
Raha diso ilay analizy dia tokony nisy fanitsiana nataon'ny mpitondra.Fa eken'ny rehetra ilay analizy. Ancien Premier Ministra tsy mahazo milatsaka prezida = Cote d'ivoire no efa nisy (tsy azo antoka ny maha ivoirien an'i lery no antony).
30. fijo ( 28/03/2007 23:02)
jefra,za koa vao nahita le fanovan adia nisaina toa io lazainao io.saingy sylla anie toa efa gasy ny dadany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387